COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Saotra se sent un peu perdu face aux explications de Romain par rapport à son offre.

Andian-tantara “Hafatry” – Kiantranoantrano – Fizarana fahaefatra

Nomen’i Stan an’i Romain ilay tetikasa fanamboaran-dàlana ao Andranofody, takalon’izay anefa dia omena andraikitra amin’io tetikasa io i Saotra. Nampiantso ity farany tany an-tranony arak’izany i Romain, ary niresaka azy ny momba izany. Tsy dia marisika ny amin’izany anefa i Saotra, satria sady tsy manana traikefa sy fahalalana mikasika ny fanamboaran-dàlana no tsy tiany sao hanaratsy endrika ny fitondran-drainy ny fisiana aferafera amin’ny asan’ny kaominina. Rehefa nanazava anefa i Romain fa antoka iray hahatokisan’ny mpamatsy vola azy ny fisian’i Saotra, dia nanaiky tsy sazoka ihany ity farany fa hiara hiasa aminy.


Studio Sifaka · SERIE 9 Kiatranoantrano EPISODE 4

Stan a attribué le projet de réhabilitation des routes dans la commune d’Andranofody à Romain, mais en contrepartie ce dernier doit accorder un poste à Saotra, au sein du projet en question. Romain a ainsi invité Saotra chez lui pour en parler, mais ce dernier hésite. Il explique que d’une part, il n’y connaît rien en réhabilitation des routes et ne voudrait pas ternir la réputation de son père avec des affaires malsaines. Romain, insiste quand même, en lui expliquant que sa présence dans le projet est une garantie, permettant d’asseoir la confiance du bailleur. Ne trouvant plus quoi répondre, Saotra accepte la proposition malgré lui.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter