COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Tsizehena, Mahefa et Beby se réunissent pour parler du mode d’administration de Stanislas.

Andian-tantara « Hafatry » - « Kiantranoantrano » – Fizarana fahadimy

Mifamboraka alahelo sy naneho hevitra momba ny fomba fitantanan’I Stanislas ny Kaominina i Tsizehena sy Mahefa ary Beby. Fanaparam-pahefana sy tsy fanaovanana mangarahara amin’ireo tolotr’asa eo anivon’ny kaominina no tena navoitr’izy ireo nandritra izany. Manapa-kevitra i Mahefa fa atsahatra hatreo ny fanampiana ny ben’ny tanàna amin’ny fanarenana ny toe-karena, satria feno fitiavan-tena loatra hoy izy. Mamporisika azy roalahy kosa i Beby, mba hijoro ho mpanohitra ny tsy rariny, sy ny fanaovana ny kiantranoantrano.


Studio Sifaka · SERIE 9 Kiatranoantrano EPISODE 5

Tsizehena, Mahefa et Beby partagent leur mécontentement concernant le mode d’administration de Stanislas dans la commune. Ils constatent un certain abus de pouvoir et un manque de transparence des services municipaux. Mahefa décide, de ce fait, d'arrêter d'aider le maire à relancer l'économie de la commune car il le trouve trop égoïste. Face à cela, Beby les encourage à défendre ce qui est juste et à dénoncer les formes d’injustice.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter