COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Velotody critique les comportements de Rabiry envers Zanety au fokontany.

Andian-tantara « Hafatry » - ”Atao mangarahara” – Fizarana fahatelo

Manamarina ireo mponina tsy nahavita adidy sy tsy manana karinem-pokontany I Zanety.  Amin’ireo mponina, manodidina ny 70% no tsy nahavita adidy noho ny fihibohana. Sahirana ny ao Antanimavony. Izay nahavita adidy ihany no mahazo fanampiana hoy I Rabiry, sefo fokontany. Mifanditra I Zanety sy I Velotody momba ny fitondran-dRabiry sy ny momba ny zava-misy ao amin’ny kômity. Tsy misy idiran’I Velotody ny fandaminana hoy I Rabiry sy I Zanety.


Studio Sifaka · SERIE 10 Atao mangarahara EPISODE 3

Zanety vérifie ceux qui n’ont pas encore payé leurs cotisations et n’ont pas de carnet pour le Fokontany. Parmi la population d’Antaniavony, 70% ont encore des dettes à payer à cause du confinement. Selon Rabiry, seuls, ceux qui ont payé leurs cotisations obtiendront les aides d’urgence en provenance de la mairie. D’un autre côté, Zanety et Velotody se chamaillent à propos de la façon dont Rabiry traite Zanety et de la situation au sein du comité.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter