Sendra nandalo hitsidika ny zanaky Zanety i Kalozara ka tafaresaka momba ilay resabe sy kolikoly voalaza fa ataon’ny komity loharano izy roa. Raha ny fanazavan’i Zanety, Rabiry manizingizina fa ireo nahaloa adidy ao amin’ny fokontany no tokony hahazo fanampiana, ny komity loharano anefa mahafantatra tsara ireo olona sahirana eny anivon’ny fiarahamonina. Manahy i Kalozara ny amin’ny tsy hisian’ny fampandrosoana eo anivon’ny kaomina raha hisy tsy fifankazahoana toy izany hatrany isaky ny fokontany. Nanoro an’i Zanety izy mba hitondra ny raharaha eny anivon’ny kaomina satria tsy lavitra ny tranon’i Zanety rahateo ny birao.
Kalozara rend visite à Zanety et son enfant. Elles profitent de l’occasion pour discuter de ces accusations de corruption qui pèsent sur le komity loharano. Selon Zanety, Rabiry insisterait sur le fait que ceux qui ont payé les cotisations au niveau du Fokontany sont les seuls qui devraient profiter des aides. De leur côté, les membres du komity loharano connaissent mieux les réalités dans les quartiers. Kalozara craint que de telles conditions ne puissent conduire à un développement réel de la commune. Elle incite d’ailleurs Zanety à porter l’affaire au niveau de la commune, la maison de cette dernière étant proche des bureaux de la commune.