COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Tsizehena et Mahefa discutant dans la voiture de Mahefa.

Andian-tantara « Hafatry » - ”Tsindrihazolena” – Fizarana fahatelo

Taraiky ny sakafo naroson’i Alima ho an i Jhonny nefa izy efa sorena sy reraka avy any an-dranomasina. Manazava i Alima fa fifandaminana sy fifandirana teo amin’ny samy mpanao tao-zavatra noho ny tsy fankasitrahana an’i Bernard no nahataraiky ny fikarakarana sakafo toy izao. Tsy hain’ireo mpanao taozavatra intsony hoe amidy amin’iza ny asa-tanany manoloana ny savorovoro misy eo amin’ny kaominina sy izay nahazo alalana amin’ny fandraharana ny asa tanana. Vaky ny ady amin’ireto roa tonta. Etsy an-daniny, manamafy i Jhonny fa tsy misy ambadika politika io.


Studio Sifaka · SERIE 11 Tsindrihazolena EPISODE 3

Alima sert le repas un peu tard à Jhonny alors qu’il était très fatigué. Alima lui explique que ce retard est dû au problème de coordination et de conflit entre les artisans en raison de la désapprobation de Bernard. Les artisans ne savent plus à qui vendre leurs produits ni à quel saint se vouer face au désaccord entre la commune et ceux qui sont autorisés à prendre les produits artisanaux. La guerre est bien déclarée entre les deux camps. Néanmoins, Jhonny affirme qu'il ne s’agit pas de combine politique.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter