COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Stanislas et Saotra en pleine dispute.

Andian-tantara « Hafatry » - « Tsindry hazolena » - Fizarana enina

Tonga ao an-trano I Stanislas. Gaga izy mahita an’I Saotra efa ao an-trano sady nanome tsiny azy tamin’ny tsy niarovan’ny zanany azy nandritra ilay korontana tany amin’ny kaominina. Nifamaly teo izy mianaka ary nitohy tamin’ny fankahalan’I Stanislas an’I Kalozara ny resaka. Mirintona mandeha I Saotra fa tsy te hihaino an-dRainy.


Studio Sifaka · SERIE 11 Tsindrihazolena EPISODE 6

Arrivé à la maison, Stanislas est surpris de retrouver Saotra déjà chez lui et lui a reproché de ne pas l’avoir protégé lors des conflits. Le ton monte et la conversation se poursuit par la haine de Stanislas pour Kalozara. Saotra préfère quitter les lieux car il ne veut pas écouter son père.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter