COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Rien de ce que Saotra a essayé n'eut raison de la colère de Kalozara.

Andian-tantara « Hafatry » - ”Tsindrihazolena” – Fizarana fahafito

Rehefa tsy nahazo an’i Kalozara an-telefaonina i Saotra dia nandeha nivantana avy hatrany tany an-tranony, ary nivimbina fanomezana noho ny fetin’ny mpifankatia. Tezitra ary tsy niraharaha izay nolazainy anefa i Kalozara. Na dia niezaka naneho fitiavana sy nanambitamby aza i Saotra dia toa tsy norarahian’i Kalozara akory izany. Sady tsy tian’i Kalozara ny toetran-drain’i Saotra, no efa malaza ihany koa eny amin’ny manodidina fa miaraka i Saotra sy Nomena.


Studio Sifaka · SERIE 11 Tsindrihazolena EPISODE 7

N’arrivant pas à joindre Kalozara au téléphone, Saotra décide de venir directement chez elle apporter des cadeaux pour la Saint Valentin. Kalozara est pourtant remontée contre lui, et malgré ses dires et ses preuves d’amour, elle ne veut rien savoir. D’un côté Kalozara n’aime pas la famille de Saotra et surtout son père, mais il y a également le fait que tout le monde raconte que Saotra et Nomena sont ensemble.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter