COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Valitera conseille d’appeler le 321 pour connaitre les devoirs des citoyens envers la commune.

Andian-tantara “Hafatry” – “Adidy masina” – Fizarana fahatelo

Mimenomenona i Zanety, fa takiana foana ny hetra kanefa tsy hita akory izay zava-bita avy amin’izany. Mamaly azy Valitera, fa tsy sakana tsy handoavana hetra izany rehetra izany, satria tsy voatery miandry setriny foana akory vao mahatsapa manao adidy. Alima kosa mahatsapa fa vokatry ny tsy fananan’ny olona vola no tsy hahavitàny manao izany adidy izany.  Tokony hahatsapa ny fahasahiranam-bahoaka ny kaominina amin’ity krizy ara-pahasalamana ity.

Studio Sifaka · SERIE 12 Adidy masina EPISODE 3

Zanety marmonne sur le fait que la commune ne cesse de demander aux habitants de régler leurs impôts alors qu’il n’y a pas de redevabilité. Valitera lui répond que ce n’est pas une excuse pour ne pas payer les impôts. Alima pense que les citoyens ne peuvent pas régler les impôts fate de moyens. La commune devrait prendre en compte que les citoyens sont dans de mauvaise passe après la crise sanitaire. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter