COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Lisy, Fredy et le maire Stanislas en réunion dans son bureau.

Andian-tantara “Hafatry” – “Adidy masina” – Fizarana fahaefatra

Vitsy ireo olona mandoha hetra ao amin’ny kaominina hoy i Lisy.  Tsy afaka miasa araka ny andraikitra nankinina taminy ny kaominina hoy Stanislas raha tsy misy ny vola miditra.   Mila entanina ny vahoaka handoha hetra hoy I Stanislas. Rehefa tsy ampy ny peta-drindrina, dia hangataka ny haino vaky Jery ao Andranofady izy ireo mba hiaraka hiasa hanentana ny olona handoa hetra. Afaka mifantina radio sy télé ary gazety izay te hiaraka hiasa aminy ny kaominina hoy i Lisy.

Studio Sifaka · SERIE 12 Adidy masina EPISODE 4

 Lisy rapporte au maire que peu de citoyens ont régler leur impôts. La commune ne peut fonctionner comme il le faut sans le budget nécessaire à cela. Il faut sensibiliser les citoyens à régler les impôts, insiste le maire. Stanislas suggère de le faire en travaillant avec les medias. Lisy propose qu’il faudrait alors trier les radios et télévisions voulant travailler avec la commune

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter