COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Beby et Nosivola au point d’eau.

Andian-tantara “Hafatry” - “Tsy ho tompon-trano mihono” – Fizarana faharoa

Mifanena eny am-pantsakana any an-doharano i Nosivola sy i Beby. Minenomenona i Beby fa anarany fotsiny ny hoe misy paompy ao an-tanàna kanefa mbola maka rano any an-doharano ihany. Milaza i Nosivola fa tokony ho ataon'ny kaominina vaindohan-draharaha ny rano fisotro madio.  Efa mikarakara hetsika fitadiavam-bola hanatanterahana ireo vina ireo ny kaominina hoy i Beby saingy ireo mpanankarena sy mpandraharaha naman’i Stanislas ihany no handray anjara amin'izany. Tsy hankasitrahany ny fanavakavahana fa tokony handray anjara amin'ny toe-karena eo Andranofady daholo ny rehetra hoy izy.

Studio Sifaka · SERIE 13 Tsy ho tompon-trano mihono EPISODE 2

Nosivola et Beby se rencontre au point d'eau. Beby est mécontente car même s’il y a une fontaine d'eau, les habitants doivent quand même aller à la rivière pour chercher de l'eau. Nosivola pense que la commune devrait régler ce problème d'accès à l'eau potable. Beby lui explique que la commune est déjà en train d'organiser un évènement pour récolter des fonds. Frustrée, elle précise que ce seront uniquement les entrepreneurs et les familles aisées d'Andranofady qui y  participeront. Pour elle, tout le monde devrait contribuer au  redressement économique de la commune.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter