Mifanipaka ny hevitr’I Rabiry sy I Besoa momba ny tetikasan’ny kaominina amin’ilay rano fisotro madio. Samy manohana ny heviny eo izy ireo. Mitantara ny grevy hitany tany an-drenivohitra momba io resaka rano fisotro madio io I Besoa ary milaza ny maha-zava-dehibe ny fitsinjovana ireo mpamboly sy mpanao asa tanana.
Rabiry et Besoa débattent à propos du projet d’eau potable de la commune. Les deux soutiennent leurs idées respectives. Besoa raconte que même dans la capitale, les citoyens font la grève à cause du problème d’eau potable. Il avance également que la priorité devrait se concentrer sur les artisans et les agriculteurs.