COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Saotra enseingne à Nomena à danser le rock.

Andian-tantara “Hafatry” - “Tsy ho tompon-trano mihono” – Fizarana fahadimy

Nitarika dihy nandritra ilay lanonana nokarakarain’ny kaominina ao amin’ny hotely vanilla I Saotra. Tapitra ny hira voalohany ary nanasa an’i  Nomena handihy rock izy taorian’izany. Nifampianatra sy nifandoka teo izy roa avy eo.


Studio Sifaka · SERIE 13 Tsy ho tompon-trano mihono EPISODE 5

Saotra a animé la danse lors de l'événement organisé par la commune à l'hôtel Vanilla. La première chanson s'est terminée. Il a ensuite invité Nomena à une danse de rock. Saotra a flatté Nomena durant la danse.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter