COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Saotra et Kalozara en pleine dispute.

Andian-tantara “Hafatry” - “Horohoro” – Fizarana fahadimy

Tazan’i Saotra avy eny am-baravarakelin’ny biraon’i Stanislas tao anatin’ireo olona mikomy i Kalozara. Nifampiantso an-telefaonina izy roa taorian’izay ka nanambara i Kalozara fa hiady ho an’ny fanafoanana ny kolikoly misy eo amin’ny kaominina izy. Naniraka azy hody anefa i Saotra satria nolazainy fa lasa namonjy fivoriana any Antananarivo ny rainy fa tsy eto an-toerana. Tapaka ny antso ary nitohy ny horakoraka. Nony avy eo, nentin’i Saotra nirifatra tamin’ny scooter i Kalozara ary nakany amin’ny toerana mangina izy roa. Nanazava i Saotra fa tiany i Kalozara ary mbola ho vinanton’i Stanislas. Tsy tsara noho izany raha mifangaro amin’ny mpitolona eo izy. Niteny anefa i Kalozara fa fantany ny fiarahan’i Saotra sy Nomena. Nifamaly teo izy roa ka nitsodrano an’i Saotra i Kalozara ary lasa.


Studio Sifaka · SERIE 14 Horohoro EPISODE 5

Saotra a vu Kalozara de la fenêtre du bureau de Stanislas parmi les manifestants devant la commune. Ils se sont appelés plus tard et Kalozara a affirmé qu'elle se battrait pour éradiquer la corruption et pour instaurer la transparence dans la commune. Cependant, Saotra l'a renvoyée chez elle  en l’informant que son père n’est pas au bureau. Il est allé à une réunion à Antananarivo. L'appel a été interrompu et l'agitation a continué. Plus tard, Saotra a emmené Kalozara sur son scooter afin de discuter dans un endroit calme. Saotra a expliqué que Kalozara ne devrait pas manifester car elle serait sans doute la belle fille du maire. Les larmes aux yeux, Kalozara lui a répondu qu’elle était bel et bien au courant de la relation entre Saotra et Nomena. Ils se sont disputés et Kalozara est partie.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter