COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Nosivola et Jhonny mettent la pression sur Fredy pour définir un budget lutte anti-COVID.

Andian-tantara « Hafatry » - « Andranofady Marary » - Fizarana faharoa

Miparitaka ny valanaretina coronavirus ao Andranofady. Mangataka amin’ny mpitantana ny kaominina I Nosivola sy Jhonny mba hatao laharam-pahamehana ny fanaovana teti-bola hitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka. Mivaky Fredy, ben’ny tanàna lefitry ny kaominina fa tsy manana vola hoenti-manana amin’izany ny kaominina. Milaza ny hiantso an’I Stanislas i Fredy haka ny heviny. Mamporisika azy hanapa-kevitra haingana I Nosivola sy Johnny mba tsy hiparitahan’ny aretina.


Studio Sifaka · SERIE 15 Marary Andranofady EPISODE 2

Le coronavirus fait des ravages à Andranofady.  Nosivola et Jhonny demandent à Fredy, le vice maire de la commune de mettre en place un budget spécial pour maîtriser la propagation de cette pandémie. Fredy leur dévoile que la commune n’a plus les moyens financiers de faire cela. Il va d’abord consulter Stanislas pour décider des mesures à prendre. Nosivola et Jhonny lui conseillent de prendre une décision le plus vite possible.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter