COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Lisy rassure Fredy sur le fait que les personnes guéries de la COVID-19 ne transmettent plus le virus.

Andian-tantara « Hafatry » - « Arina an-tava » - Fizarana voalohany

Hiverina hiasa ao amin’ny kaominina I Stanislas. Tafaresaka tao an-dalantsara I Lisy sy Fredy.  Miahiahy sahady I Fredy amin’ny fiaraha-monina amin’ny olona efa nitondra ny tsimokaretina. Manazava ny sainy kosa I Lisy fa tsy mamindra intsony ny olona efa nandalo fitsaboana ka voamarina fa efa sitrana. Tsy tokony hisy ahiana intsony koa satria efa manisy gel isaky ny birao ary efa misy fanasana tanana ihany koa eny am-baravarana.


Studio Sifaka · SERIE 16 Arina an-tava EPISODE 1

Stanislas reprend son travail à la commune. Fredy et Lisy discutent dans le couloir. Fredy a peur de travailler avec une personne qui a été contaminée par la COVID-19. Lisy lui explique qu’il n’y a plus rien à craindre car une personne déjà guérie ne peut plus transmettre le virus. Elle rassure aussi qu’il y a également du gel à l’entrée de chaque bureau et aussi des dispositifs de lavage de mains.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter