COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Stanislas n’accepte pas la réforme mise en place par Fredy.

Andian-tantara « Hafatry » - « Arina an-tava » - Fizarana fahatelo

Mivory ao amin’ny kaominina ny ben’ny tanàna sy ireo mpanolo-tsaina hiresaka momba ny fanovana ny fitantanana tao amin’ny kaominina. Mitsipaka ireo vina natao tefy maika nandritra ny tsy nahateo azy I Stanislas. Manohitra azy kosa I Valitera milaza fa hitondra ho amin’ny fanarenana ny toe-karena haingana kokoa ilay fanovana fitantanana naroson’I Fredy. Tsy hanaiky izay naroson’I Fredy mihitsy I Stanislas. Tsy maintsy hotohizana ny efa natomboka hoy izy.


Studio Sifaka · SERIE 16 Arina an-tava EPISODE 3

Le maire et les conseillers municipaux se réunissent dans les locaux de la commune.  Stanislas n’accepte pas le nouveau processus de gestion de la commune mis en place par Fredy. Valitera lui explique que ce nouveau système de gestion sera plus efficace pour arriver à un redressement économique. Stanislas est radical sur son point de vue, il veut à tout prix changer cette gestion.  

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter