COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Solofo et Nosivola se disputant avec la secrétaire du maire de la commune.

Andian-tantara « Hafatry » - « Arina an-tava » - Fizarana fahaenina

Tonga eny amin’ny Biraon’ny kaominina mba hifampidinika amin’Ingahy Mera momba ilay fandravana tsena I Solofo sy I Nosivola, filohan’ny fikambanan’ny mpivarotra. Milaza I Lisy, sekretera ao amin’ny kaominina, nony niverina avy any amin’ny birao an’I Stan fa tsy afaka mandray an’ireo solontenan’ny mpivarotra I Stan fa mbola sahirana. Sorena ireto farany ary milaza fa tsy sahy mihaona aminy I Stan fa efa mahina amin’ny ratsy ataony.

Studio Sifaka · SERIE 16 Arina an-tava EPISODE 6


Solofo et Nosivola, présidents de l'association des commerçants, sont venus au bureau de la commune pour discuter avec le maire concernant la démolition du marché. Quand Lisy, la secrétaire, est revenue du bureau de Stan, elle a affirmé que Stan n’a pas pu recevoir les représentants des vendeurs du marché car il était encore occupé. Enervés par cette réponse, Solofo et Nosivola affirment que Stan n'ose pas les rencontrer car il est conscient de son erreur.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter