COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Romain et Rondro en train de discuter de la situation avec Stanislas.

Andian-tantara « Hafatry » - « Kihon-dalana » - Fizarana voalohany

Voasakan’ny zandary teny an-dalana ilay kamiao mitondra hazo sarobidy ka kivy tanteraka i Romain. Saika hoe i Nomena no antsoina, hoy i Rondro fa izy mahafantatra olona, nefa izy tsy azo an-tariby. Tonga avy any i Stanislas ary sorena maheno ny zava-mitranga. Tsy tiany ho voatonotonona amin’izany ny anarany satria i Romain no tompon’andraikitra amin’ity afera ity. Mibaboka i Romain fa afera toy izao no nahafahany nanampy ara-bola an’i Stanislas hatrizay. Miady hevitra momba izany izy telo ary nony farany nilefitra ihany i Stanislas. Fa tezitra ihany anefa izy fa izay te hampiasa ny fahefany sy ny anarany dia nanara-po daholo indrindra fa tamin’ny fotoana tsy nahafahany nitondra noho ny COVID-19.

 


Studio Sifaka · SERIE 17 Kihon-dalana EPISODE 1

La gendarmerie a arrêté en cours de route le camion de Romain, transportant des bois précieux. Rondro propose à Romain, complètement désespéré, d’appeler Nomena qui a des contacts à la gendarmerie. Nomena est injoignable au téléphone. Stanislas arrive et remarque le problème. Il n’apprécie pas que son nom soit sali dans cette affaire. Ce dernier avoue que les aides financières avancées à Stanislas ont toujours été acquises de cette façon. Ils débattent de ce problème pendant un certain moment. Stanislas finit par céder et demande ce qu’il peut faire pour les aider. Mais il reste quand même mécontent parce que son nom et son pouvoir ont été abusés de manière exagérée, durant son absence à cause de la COVID-19.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter