Samy nilahatra vary mora teo amin’ny fokontany i Zanety sy Velotody ary i Rabiry, ka tafaresaka momba ilay raharaha fanondranana hazo sarobidy antsokosoko. I Zanety etsy andaniny liana tokoa amin’io vaovao io satria aminy dia tokony mahafantatra ny vaovao miseho eo amin’ny kaomina ny fokonolona. I Velotody etsy ankilany, sosotra satria aminy dia manome ohatra ratsy hoan’ny olona tarihiny ny ben’ny tanà na. Manazava Rabiry fa na i Romain na i Stanislas dia tsy ho afa-miala ary efa hiakatra fitsarana ny raharaha. Saika hanao kolikoly ny zandary i Romain, ka izay no nahatezitra azy ireo.
Jeanette, Velotody et Rabiry se croisent en faisant la queue pour acheter le riz proposé à prix bas au Fokontany. Le sujet concernant l’exportation illicite de bois précieux est au cœur de leur discussion. Jeanette indique qu’en bonne citoyene, elle se tient au courant de tous les détails sur cette affaire. Pour Velotody, ce qui est accablant, c’est le fait que le maire donne le mauvais exemple alors qu’il devrait pourtant servir de modèle. Pour Rabiry, le maire et Romain vont tomber car l’affaire va désormais passer au niveau du tribunal. Romain espérait corrompre les gendarmes, mais ces derniers ont été choqués par ce geste.