Tonga ao ampiasana i Fredy handray ny andraikitra amin’ny maha lefitra azy satria i Stanislas avezivezin’ny zandary any Antanambe hanaovana famotorana. Mandroaka azy hivoaka anefa i Lisy satria izay no baiko azony tamin’ny ben’ny tanà na. Ity farany dia tsy mino fa nahavita niray tsikombakomba tamin’i Romain amin’io raharaha io i Stanislas. I Fredy anefa etsy andaniny sady mandà izany, nefa matahotra ihany koa hoe raha sendra soloina PDS i Stanislas dia ho voailika avokoa ny ekipany rehetra. Ny mitady porofo hanafahana an’i Stanislas no fomba ahafahany manao izany.
Fred arrive au bureau pour prendre le relais en tant qu’adjoint au Maire, vu que Stanislas est souvent réquisitionné à Antanambe pour les besoins de l’enquête. Lisy lui demande de sortir car c’est l’ordre qu’elle a reçu du Maire. Selon elle, Stanislas n’est pas mêlé à cette affaire. De son côté, Fred la contredit, mais a quand même peur qu’on ne vienne à remplacer le maire par un PDS. En effet, si cela arrive, le nouveau PDS pourra en venir à révoquer toute l’équipe du maire Stanislas.