COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
L’équipe discutant des sorts de Stanistals et d’Andranofady chez Tsizehena.

Andian-tantara “Hafatry” – “Misy antenaina” – Fizarana voalohany

Mivory ao amin-dry Tsizehena ny mpanohitra. Miresaka momba an’i Stanislas izy ireo izay mety hividy ny fitsarana hanafahana azy. Maty antoka tamin’ny fitakiana ny fanonganana ny ben’ny tanàna ry Nosivola ka sahiran-tsaina ary matahotra an’izay mety hataon’i Stanislas. Kivy ny ekipa ary mila maka lesona amin’ny tantaran’Andranofady hoy Tsizehena. Mila manana fijery miavaka ihany koa izy ireo hoy i Valitera. Ny tsirairay no voakasika amin’ny fanarenana an’Andranofady.

Studio Sifaka · SERIE 18 Misy antenaina EPISODE 1

Tout le monde s’est réuni chez Tsizehena. Ils parlent de Stanislas, notamment de son éventuelle tentative d’offrir des pots de vin à la justice pour sortir de sa situation. Nosivola a peur des réactions de Stanislas après l’échec de sa destitution. L’équipe est exténuée. Ils doivent  tirer des leçons sur ce qui arrive à Andranofady selon Tsizehena. Ils doivent également avoir une vision différente affirme Valitera. Chacun est concerné par le renouveau d’Andranofady.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter