Miandry an’I Valitera eo an-tokotaniny i Rabiry sy i Besoa ary i Zanety. Nandeha ny resaka nandritra izany fa nirahan’ny ben’ny tanà na hitety ny olona hakana ny heviny momba izay hetahetany hanatsarana ny fitantanana eo anivon’ny kaominina iI Valitera. Mikasa ny hanakaiky voahoaka i Stanislas raha ny nambaran’izy ireo taorin’ilay fanambarana nataony tamin’ny haino aman-jery. Samy nitondra soson-kevitra amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny kaominina teo izy telo mianadahy.
Rabiry, Besoa et Zanety attendent Valitera dans sa cour. Besoa explique que Valitera a été envoyé par le maire pour recueillir les idées des habitants afin d’améliorer l’administration de la commune. Stanislas prévoit de se rapprocher de la population, ont-ils affirmé, après les diverses formations tenues par les médias. Tous les trois ont fait des suggestions et apportent leur point du vue sur l’amélioration du mode de gouvernance de la commune.