COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Stanislas invite Tsizehena à prendre sa place dans le bureau de la commune.

Andian-tantara « Hafatry » - « Misy antenaina » - Fizarana fahaenina

Tonga ao amin’ny Biraon’i Stanislas i Tsizehena. Noho ny fahatsapany fiovana tsara eo amin’ny fihetsiky ny ben’ny tanàna dia vonona hiaraka hiasa aminy ny mpanohitra, ho fampandrosoana ny kaominina. Nifampiresaka mikasika ny hampandrosona ny kaominina teo izy roa lahy. Velom-panantenana i Stanislas, fa mba fanarenana tena izy an’Andranofady no hifanoloran’ny rehetra tanana. Misokatra ho an’ny rehetra ny varavaran’ny ben’ny tanàna.

 


Studio Sifaka · SERIE 18 Misy antenaina EPISODE 6

Tsizehena arrive au bureau de Stanislas. En voyant le changement positif dans le comportement du maire, l'opposition est prête à travailler avec lui, pour le développement de la commune. Ils ont échangé sur les prochains plans de développement socio-économique. Stanislas espère que tout le monde s'associera à la véritable restauration d'Andranofady. Les portes du maire sont ouvertes à tous.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter