COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Saotra demande Kalozara en mariage

Andian-tantara “Hafatry” – “Misy Antenaina” – Fizarana fahatelo

Nifamotoana teny amoron-dranomasina toy ny fanaony taloha i Saotra sy i Kalozara. Mampatsiahy an’i Kalozara i Saotra fa teo no niantombohan’ny fifankatiavan’izy roa, nanaiky ihany koa i Kalozara fa rehefa mifankatia dia mifanindran-dàlana eny koa ny olana, dia ny amin’ny fianakavian’izy roa. Manaiky i Kalozara fa hiady hoan’ny fitiavan’izy roa. Ny an’I Saotra dia ny haka vady an’i Kalozara no tanjony, ary tsy niandry ela izy fa teo ihany dia namoaka ny peratra ary nanao ny fangatahany.


Studio Sifaka · SERIE 18 Misy antenaina EPISODE 3

Kalozara et Saotra se sont donné rendez-vous à la plage, comme ils faisaient avant. Saotra rappelle à Kalozara que c’est à cet endroit que leur histoire a commencé. Kalozara admet elle aussi que les problèmes arrivent toujours quand deux personnes s’aiment et fait notamment allusion à leurs familles respectives. Elle veut se battre pour leur relation. Saotra, quant à lui, veut lui demander sa main sans plus attendre. Il sort, de sa poche, l’écrin qui renferme la bague et fait sa demande.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter