COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Mahefa et Fred discutent de ce qui s’est passé dernièrement à Andranofady.

Andian-tantara “Hafatry” – “Misy Antenaina” – Fizarana fahaefatra

Nantsoina ho eny amin’ny kaomina ny fikambanan’ny mpandraharaha ao Andranofady ary I Fredy, ny lefitry ny ben’ny tanàna no nandray azy. Milaza I Fredy fa mba hahafahana mametraka fampandrosoana matotra ao amin’ny kaomina dia mila ny fiaraha-miasa amin’ireo mpandraharaha. Na dia mbola manana alahelo ny tamin’ny zava-niseho teo aloha aza I Mahefa, dia milaza fa efa vonona hatramin’izay ireo mpandraharaha avy ao Andranofady handray ny tandrify azy mba hampandrosoana ny kaomina.

 


Studio Sifaka · SERIE 18 Misy antenaina EPISODE 4

La commune a convié les entrepreneurs pour une concertation afin de trouver une issue pour le développement de la commune. Fred, l’adjoint au Maire les reçoit au bureau de la commune et indique qu’il est important de travailler ensemble pour le développement de la commune. Malgré qu’il ait encore des ressentiments par rapport à tout ce qui s’est passé à Andranofady, Mahefa a indiqué que les entrepreneurs ont toujours été prêts et restent prêts à agir en conséquence.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter