Aujourd’hui, c’est au tour des jeunes issus des régions de Diana et d’Ihorombe de s’exprimer au sujet des effets du confinement sur leurs études et leurs activités professionnelles. Ils ne se sont pas contentés de donner leur avis mais de proposer des solutions pour mieux affronter l’impact de cette pandémie sur leur quotidien.
Efa manomboka mahazatra antsika ny fanarahana ny 3 minitra ny Youth First eto amin’ny feon’ny tanora maroloko, isaky ny sabotsy sy alahady faharoa sy fahaefatra ao anatin’ny volana. Ny tanora avy tao amin’ny faritra Diana sy Ihorombe indray no maneho ny heviny mikasika ny fiantrainkan’ny fihibohana teo amin’ny fianarana sy ny asa androany. Anisan’ny mampiavaka ny fanehoan-kevitr’ireto tanora ireto ny fanomezany soso-kevitra taorian’ny fitantarana ny zavatra hiainan’izy ireo.