Les jeunes des régions Sofia, Bongolava et Est de Madagascar partagent leur vécu depuis le confinement. Ils nous parlent des expériences qu’ils ont acquises et de leurs activités depuis l’état d’urgence sanitaire décrété.
Tsy mitsahatra maneho ny fahatsapany sy mitondra soson-kevitra amintsika ireo tanora maro avy any amin’ny faritra ao anatin’izao fibibohana izao. Anio dia ireo tanora avy ao amin’ny faritra Sofia, Bongolava ary ny faritra Atsinanana no hitantara ny fomba entiny hiatrehana ny fihibohana sy ny niainan’izy ireo nandritra izany. Isan’ny hibahana mandritra ny fanomezana antsika ireo tsara ho fantatra entina miatrika ity fihibohana ity ary koa ny fampahafantarana anao ireo ketrika sy fahaizana norantoviny nandritra ny fihibohana.