COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

©AFP
L'éducation est à la base de l'utilisation à bon escient d'un artefact.

Ndao hilaoeky : Ny tambazotra sosialy sy ny fampiasana azy

L'existence des « partages » et des « réactions » dans les réseaux sociaux nous incite à dire que ceux qui ne font que partager ou réagir n'apportent pas de réflexion sur ce qui a été publié. Cependant, cela n'est pas forcément vrai. Derrière les partages et les réactions, l'utilisateur est conditionné par ses propres convictions et l'environnement où il se trouve. Aussi, les réactions sur les publications ne représentent pas vraiment les ressentis réels de l'utilisateur. Pour avoir une utilisation des réseaux sociaux réfléchie, avec réelle  réflexion de l'utilisateur, il y a besoin d'une éducation à cette utilisation des réseaux sociaux afin que tout un chacun puisse être conscient de ce qui s'y passe et mesure les répercussions de ses actions.

 

Ny fiaisan'ny « partage » sy « réaction » amin'ny tambazotra sosialy dia manosika antsika hihevitra fa mitovy daholo izany ny fomba fisainana eo amin'io tambazotra io. Ny zava-miseho anefa dia tsy ho votery hitovy izany satria samy hafa ny mandrisika ny olona hanisy « reaction » na « partage » an'ilay zavatra nivoaka. Izany tsy fitoviana izany dia noho ny fahasamihafan'ny toerana misy an'ilay mpampiasa sy ny fomba fijeriny. Etsy an-daniny, tsy afaka ny hamaritra ny tena nandrisika ny mpampiasa tambazotra sosialy izay ihany koa isika satria mety tsy hitovy amin'iny « réaction » iny ny tena fihetsiny ety ivelany, noho izany manodidina azy izay ihany. Noho izay, mba hahazoana fomba fampiasa ny tambazotra sosialy am-pisainana kokoa dia miatomboka any amin'ny fanoroana sy fampianarana ireo mpampiasa izany. Amin'izay tonga saina kokoa izy ireo amin'ny zavatra misy ao amin'io tambazotra io sy ny mety ho fiantraikan'ny fihetsiny ao.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter