Les actualités importantes de la semaine :
La rentrée universitaire 2019-2020 sera pour mars 2020 : Quels sont les impacts sur les projets personnels des étudiants ?
Les incendies fréquents : Comment améliorer le service des sapeurs-pompiers ?
Les témoignages des personnes atteintes de la Covid-19 : les gens y croient ou pas ?
Â
Ireo vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity :
Fidiran’ny taom-pianarana eny amin’ny oniversitem-panjakana 2019-2020 amin’ny martsa 2020 : mampiova ny fandaharam-potoanan’ireo tanora ve ?
Haintrano nifanesy teto Analamanga : Inona no tokony hatsaraina ao amin’ny sampana mpamonjy voina ?
Fijoroana vavolombelona ataon’ireo olona voan’ny Covid-19 : Manampy ny Malagasy hino sy hahalala momba ilay aretina ve ?Â