COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mardi, 07 mars 2023 11:11

Sifflet du 01 Mars 2023

  • Quatrième jour du volley ball CCC Zone 7 : l’équipe malgache catégorie féminine Stef’Auto à la demi-finale
  • Rodrigues International Kitesurf Festival (RIKF): 3 joueurs malgaches y participeront
  • Football orange pro-league : 8 matchs dans le calendrier pour ce week-end

  • Volley ball CCC Zone 7 andro faha efatra : tafiakatra amin’ny lalao ampahefa-dalana ny ekipa malagasy Stef’auto
  • Festival international Kitesurf : mpilalao Malagasy 3 no handray anjara
  • Baolina kitra football Orange pro-league:  lalao valo no hatrehan’ireo ekipa mpifanandrina amin’ny faran’ny herinandro izao
vendredi, 03 mars 2023 13:16

Le Journal du 03 Mars 2023

  • Financement de la campagne électorale : le secteur privé revendique la transparence
  • Le manque d’expérience, obstacle pour avoir un emploi décent chez les jeunes ruraux
  • Les planteurs de cacao procèdent à la production du chocolat
  • Carte professionnelle pour les artisans : pour une meilleure régulation des métiers

  • Fifidianana : mitaky ny fangaharahana mahakasika ireo famatsiam-bola avy amin’ireo orinasa ny sehatra tsy miankina
  • Anisan’ny sakana tsy ahitan’ny tanora avy any ambanivohitra asa mendrika ny tsy fahampiana traikefa
  • Miroso amin’ny fanodinana sokola ireo mpamboly
  • Hetsika karatra maha matihanina ho an’ny mpanao asa tanana : tsy ampy ny fampahafantarana

Non, c’est interdit par la loi, notamment à Madagascar.

On fait de la publicité pour les médicaments quand on incite ou on encourage la prescription, la vente et la consommation de médicaments par le public.

Mais c’est interdit car les médicaments sont des produits spécifiques. Il faut bien veiller à leur usage et à leur consommation par le grand public. La communication autour des médicaments est réservée aux entités travaillant dans la santé ou au corps médical. Les informations d’usage seulement sont autorisées.  Et cela ne doit pas être mensongère, ni menacer la santé publique. Seuls les médicaments ayant obtenus l’Autorisation de Mise sur le Marché doivent être communiquées. La communication doit toujours noter les effets indésirables, elle doit noter toutes les informations importantes de la notice de façon objective.  Enfin, elle doit renvoyer le public à la prudence et à la consultation de médecin.

Pour Madagascar, c’est la commission Nationale de Contrôle de la Publicité Pharmaceutique qui contrôle les publicités sur les médicaments.

Azo atao ve ny manao dokambarotra momba ny fanafody?

Tsia, voararan’ny lalàna izany, indrindra eto Madagasikara.

Manao dokam-barotra momba ny fanafody ny olona iray rehefa mandrisika sy mitaona ny fivarotana ary ny fihinanana fanafody ho an’ny mpanjifa.

Voarara izany satria tsy toy ny entam-barotra rehetra ny fanafody. Mila fitandremana ny fampiasana azy mba hiantohana ny fahasalamam-bahoaka. Ireo vondrona miasa amin'ny fahasalamana na ny mpiasan’ny fahasalamana ihany no afaka miserasera momba ny fanafody. Ary ny fampahalalana momba ny fampiasana azy ihany no azo atao. Tsy mahazo mamitaka izany, na manohintohina ny fahasalamam-bahoaka. Ny fanafody nahazo alalana avy amin’ny Autorisation de Mise sur le Marché ihany no azo hampahafantarina. Ary tsy maintsy mampahafantatra ny fitandremana, manamarika foana ny voka-dratsiny, mampahafantatra ireo teboka manan-danja rehetra anaty  taratasy fanoroana. Ary farany, mila manoro hoe tsy mandray ilay fanafody raha tsy manatona dokotera. Ho an’i Madagasikara, ny Vaomieram-pirenena misahana ny fanaraha-maso ny dokam-barotra momba ny fanafody no manaramaso izany.

vendredi, 03 mars 2023 12:40

Le Journal des régions du 03 Mars 2023

  • La commune Ankatafana, district Mananjary n’a pas de centre de santé de base
  • Les riverains de Mandritsara n’ont pas d’accès à l’eau potable
  • 300 agents de la force armée ont été mobilisés à Alaotra

  • Tsy manana tombim-pahasalamana ny mponina ao Ankatafana district Mananjary
  • Sahirana amin’ny fahazoana rano fisotro ny mponina Mandritsara
  • Miaramila 300 lahy no midina an-tsehatra mampandry fahalemana any Alaotra
vendredi, 03 mars 2023 11:34

Le Journal des régions du 02 Mars 2023

  • Les paysans de Mandritsara récoltent les fruits qui ne sont pas encore murs
  • Vingt lycéens de Sambava et Antalaha ont aidé les techniciens à installer un château d’eau
  • 15 coopératives des paysans du district de Betafo deviennent des fournisseurs de soja et d’arachide

  • Mandritsara : amidin’ny tantsaha mbola tsy matoy ny vokatra
  • Mpianatra 20 avy amin’ny lisea teknikan’i Sambava sy Antalaha no nanampy tamin’ny fanatanterahana siniben-drano
  • Koperativana tantsaha mpamboly miisa 15 ao amin’ny distrikan’ny Betafo, Vakinankaratra no nahitana lalam-barotra mamatsy soja sy voanjo
vendredi, 03 mars 2023 07:26

Le Journal du 02 Mars 2023

  • Recettes fiscales : un bilan positif pour 2022
  • Discriminations des personnes séropositives à Madagascar : l’accès au travail reste le principal défi
  • Avoir recours à l’art oratoire attire davantage le public
  • Patrimoine : les héritages culturels, sources de revenu durable

  • Fandoavan-ketra : nitombo ny hetra niditra ny taona 2022
  • Fanilikilihana ireo olona mitondra ny tsimok’aretina VIH eto Madagasikara : manome vahana ny tsy fananana asa
  • Manintona ny maro an’isa kokoa ny fahaizana mandaha-teny mandritra ny kabary
  • Vakoka : azo atao fidiram-bola azo antoka

mercredi, 01 mars 2023 13:49

Le Journal des régions du 01 Mars 2023

  • Une dizaine de planteurs de cacao d’Ambanja ont bénéficié d’une formation sur la fabrication de chocolat
  • La caravane médicale fait un tour dans la région Analamanga
  • Des centaines de maires, conseillers communaux et techniciens fonciers suivent une formation sur la législation foncière

  • Mpamboly cacao folo avy any Ambanja no manaraka fiofanana fanamboarana sokola
  • Hitety an’Analamanga ny caravane medicale
  • Ben’ny tanana, mpanolo-tsaina ary teknisianina an-jatony avy ao amin’ny faritra Diana no nomena fampiofanana momban’ny fananan-tany
mercredi, 01 mars 2023 13:44

Le Journal du 01 Mars 2023

  • Election : la société civile et l’opposition requièrent la transparence des dépenses électorales
  • Secteur minier : l’absence d’un document national sur l’aspect obligatoire de l’étude d’impact social pointée du doigt
  • Amélioration de la condition de vie en milieu carcéral : les programmes commencent avec la nutrition
  • Voyage des déchets ou la conscientisation à la meilleure utilisation des ordures par la photographie

  • Fampiasam-bola amin’ny fifidianana : mitaky fangaharahana ny firaisamonim-pirenena sy ny antoko mpanohitra
  • Harena ankibon’ny tany : ilaina ny fandinihana ny fiatraikan’ny fitrandrahana amin’ny sosialy
  • Fanatsarana ny kalitaon’ny fiainana any am-ponja : manomboka amin’ny ara-tsakafo ireo tetikasa
  • « Voyage des déchets » na fanairana amin’ny alalan’ny saripika momba ny fampiasana ny fako

mardi, 28 février 2023 13:04

Le Journal du 28 Février 2023

  • Journée mondiale des maladies rares: environ 5% de la population mondiale est atteinte
  • Pénurie d’eau : le bidon d’eau de 20 L peut couter jusqu’à 2000 Ariary dans quelques villes à Madagascar
  • Professionnalisation des artistes visuels : les artistes ont besoin de formations
  • Des Å“uvres des jeunes auteurs malgaches traduits en anglais

  • Andro maneran-tany ho an'ny aretina tsy fahita firy (maladies rares) : manodidina ny 5%-n'ny mponina eran-tany no voakasika
  • Tsy fisian-drano : mahatratra hatrany amin’ny 2000 ariary ny vidin’ny rano 20 litatra amin’ireo tanàna maro eto Madagasikara
  • Fanampiana ny mpanakanto arak’endrika ho matihanina : mila fiofanana ireo mpanakanto
  • Kolontsaina : asa soratra mpanoratra malagasy nadika tamin’ny teny anglisy

mardi, 28 février 2023 12:11

Le Journal du 27 Février 2023

  • La Médecine traditionnelle est menacée face à l’imposture de certains praticiens
  • Les ONG internationales sont plus efficaces que les locales
  • Violence gynécologique et obstétricale : la plupart des soignants et des patientes ignorent les bonnes pratiques

  • Tandindomin-doza ny fitsaboana nentim-paharazana noho ny fisolokiana ataon'ny mpitsabo sasany
  • Fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana : miasa kokoa ireo fikambanana vahiny
  • Herisetra eo amin’ny fitsaboana ara-pananahana sy eo am-piterahana : tsy mahalala ny tokony atao ny ankamaroan’ireo mpitsabo sy ireo raisina an-tanana

  • Les maires environnantes demandent à ce qu’Antanimora Sud devienne un district
  • L’aire protégé de Makira est à nouveau gérée par la communauté locale
  • Un paquebot australien est escalé à Mahajanga
  • La cinquième édition de l’évènement Takalo a pris fin ce week-end

  • Mangataka ny hamadihana ny kominina Antanimora Atsimo ho distrika ireo ben’ny tanana manodidina azy
  • Naverina amin’ny vondrona olona ifotony ny fitantanana ny Ala Makira ao amin’ny faritra Analanjirofo
  • Sambo mpitondra mpizahan-tany amerikana sy ostralianina no tonga tao Mahajanga
  • Antsiranana : nifarana ny faran’ny herinandro teo ny andiany fahadimy tamin’ilay hetsika Takalo
  • De millier de crapauds venimeux ont été capturés à Toamasina II
  • La reprise des cours à Mananjary est prévue le 06 Mars prochain
  • Amoron’Mania a été également touché par le cyclone Freddy

  • Radaka boka an’arivony no nosamborin’ny fokonolona tao Toamasina II
  • Ny 6 Martsa izao no vinavinaina iverina an-tsekoly ireo mpianatra ao Mananjary
  • Nitondra faisana tamin’ny rivo-doza Freddy ihany koa ny faritra Amoron’i Mania

mardi, 28 février 2023 09:54

Sifflet du 26 Février 2023

  • Volley Ball- Coupe des clubs champions de la zone 7 : l’équipe gagnante du Stef’Auto et celle de la gendarmerie nationale représentent Madagascar
  • Fédération malagasy du pétanque boule : en rencontre avec le ministère de la jeunesse pour la mise en valeur de la filière
  • Rugby championnat XXL top 20 : la première journée débute ce dimanche 26 février
  • La ligue régionale d’athlétisme à Ihorombe se prépare pour le jeu des îles
  • Mandritsara : les jeunes talentueux incités au jeu de pétanque

  • Volley Ball – CCC zone 7 : mandray anjara ny ekipan’ny Stef’Auto sy ny ekipan’ny zandarimaria nasionaly
  • Fihaonana teo amin'ny filohan'ny federasiona ny taranja tsipy kanetibe sy ny ministera hamahana ny olana misy ankehitriny
  • Rugby championnat XXL top 20 : atao anio alahady ny lalao voalohany
  • Efa miomana amin’ny fiatrehana ny lalao iraisan’ny Nosy ny ligim-paritry ny atletisma ao Ihorombe
  • Mandritsara : fifaninanana tsipy kanety be ho an’ny tanora
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter