COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 16 mars 2022 07:57

Le journal des régions du 12 mars 2022

  • Ouverture officielle du projet MIAROVA ou “Miaro Antsika Rehetra amin’ny tranga misy fahasarOtana ny VAkisiny » à Menabe.
  • Le kapoaka de riz avoisine les 1.000 ariary dans la region Melaky.
  • Région Androy : formation des agriculteurs pour l'utilisation efficace des outils agricoles.
  • Antsiranana : renforcement de capacités des gendarmes de la Brigade de la circulation.

  • Faritra Menabe : fanokafana ofisialy ny tetikasa  MIAROVA na Miaro Antsika Rehetra amin’ny tranga misy fahasarOtana ny VAkisiny.
  • Faritra Melaky : niakatra efa ho 1000 ariary ny vary iray kapoaka.
  • Faritra Androy : fampiofanana ny tantsaha amin’ny fampiasana ireo fitaovam-pambolena.
  • Antsiranana : fanamafisana ny fahaiza manao ireo zandary miasa amin’ny Borigady misahana ny fifamoivoizana.
mercredi, 16 mars 2022 07:51

Le journal des régions du 11 mars 2022

  • Farafangana : 71 pecheurs dotés de carte professionnelle.
  • Analamanga, Amoron’i Mania, Boeny et Sava vont bénéficier le projet ressources éducatives-lire pour apprendre.
  • Mahajanga : formation de 25 gendarmes sur la préservation des ressources forestières.
  • Gestion des Mangroves : une superficie de 6 650ha à contribuer avec la population locale.

 

  • Farafangana : mpanjono 71 nahazo karatra maha matihanina.
  • Tetikasa momba ny fanamorana ny famokarana boky ho an’Analamanga, Amoron’i Mania, Boeny ary Sava.
  • Mahanjanga : zandary 25 nofanina momba ny fiarovana ny ala.
  • Fitantanana maharitra ny ala honko : velarana honko 6 650 ha tantanina manokana.
mardi, 15 mars 2022 12:36

Le journal du 15 mars 2022

• Ny fitsinjovana ny fiainam-bahoaka no andrasan’ny olona amin’ny mpikambana ao amin’ny governemanta
• Fanjifana : Mpampaneno lakolosy ihany no fahefana ananan’ireo fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa eto Madagasikara
• Nitombo 80% ny isan’ireo tanora liana amin’io sehatry ny asa sosialy
• Vokatry ny fiakaran’ny vidim-piainana : miakatra ihany koa ny vidin’ny gazety.

  • La maison des jeunes à Ifanadiana, Mananjary et Manakara renovées après les dégâts laissés par les cyclones Emnati et Batsirai.
  • 97 nouveaux agents de police municipale vont se déployer dans la commune urbaine d’Antananarivo.
  • Le ministère de la pêche et de l’économie bleue se dote de 7 vedettes rapides pour lutter contre la pêche illégale à Nosy Be, Maintirano, Morondava, Toliara et Maroantsetra.
  • Insécurité à Moramanga : une attaque de dahalo et des cas de kidnapping déclarés ces dernières semaines.

  • Amboarina ny Tranoben’ny tanora ao Ifanadiana, Mananjary sy Manakara taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Emnati si Batsiray.
  • Niampy 97 mianadahy ireo polisy monisipaly miasa ao amin’ny kaominina antananarivo renivohitra.
  • Sambo haingam-pandeha fito apetraka any Nosy Be, Maintirano, Morondava, Toliara sy Maroantsetra hanaraha-maso ny fanjonoana tsy ara-dalana.
  • Tafiakatra ao an'tampotananan'ny Moramanga ny fanafian-dahalo, nandray fepetra ny tompon’andraikitra hitandroana ny fandriampahalemana.

En principe, oui. Tous les vaccins du type « non-vivants » comme le vaccin contre la grippe, contre le tétanos ou la rougeole, peuvent être réalisés le même jour ou quelques jours après l’administration d’un vaccin COVID19.

Un individu peut donc recevoir une dose de vaccin contre la COVID-19 même s’il a récemment reçu un autre vaccin. Toutefois, des précautions spécifiques sont recommandées aux personnes âgées ou des patients ayant des facteurs de risque. Pour faciliter la surveillance en pharmacovigilence, il est préférable de ne pas injecter un autre vaccin entre les deux doses et de respecter un délai d’au moins 2 semaines après la dernière dose.

 

Mahazo manao vaksiny hafa ve raha avy nanao vaksiny miaro amin’ny covid-19 ?

Eny, amin’ny ankapobeny dia afaka miaraka amin’ny vaksiny COVID-19 ireo vaksiny antsoina hoe “non-vivants” tahaka ny vaksiny miaro amin’ny gripa, ny tetanosy na ny kitrotro. Azo vitaina anaty andro iray ireo na elanelana andro vitsivitsy.

Na izany aza, mila fitandremana manokana ny momba ireo zokiolona na ireo voasokajy ho olona marefo. Tsy tokony hitsindrona vaksiny hafa izy ireo raha tsy vita tanteraka ny fatra roa amin’ny vaksiny COVID-19, ary miandry roa herinandro aorian’izay farafahakeliny vao manao vaksiny hafa raha ilaina.

3 jeunes dont Arinala, Farah, Ny Aina sont invités au Studio Sifaka et s’expriment sur les actualités de la semaine :

  • Sollicitation de la réouverture totale des frontières par les entrepreneurs.
  • Le guide « mentorat » pour les jeunes entrepreneurs
  • Le bilan du COVID 19 annoncé par l’Unicef
  • La Célébration de 8 Mars de cette année pour Madagascar

 

Nanasa vahiny telo ny Studio Sifaka naneho ny heviny momba ny vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity :

  • Fangatahan’ireo mpandrahaha ny hanokafana tanteraka ny sisin-tany
  • Ny toro-lalana « mentorat » atao hitaritana ireo vao hanomboka handraharaha
  • Ny tatitry ny UNICEF mahakasika ny valan’aretina COVID19
  • Ny fankalazana ny andron’ny 8 Martsa ho an’i Madagasikara
mardi, 15 mars 2022 11:16

Journal des régions du 14 mars 2022

  • Vaccin contre la Covid-19 : des cliniques mobiles vont silloner la region Vakinakaratra.
  • Projet OBS Mada : formation des jeunes sur le leadership à Maintirano.
  • Les infrastructures défaillantes sont en cours de reparation sur les routes nationales 7 et 10.
  • Région Diana : la tenue d’un reboisement commun sur 10 ha de terrain.

  • Vaksiny miaro amin’ny covid-19 : hisy ny « clinique mobile » hitety vohitra ao Vakinakaratra.
  • Tetikasa OBS Mada : niofana mahakasika ny fahaizana mitarika ny tanora tao Maintirano.
  • Fanamboarana ireo fotodrafitrasa amin'ny lalam-pirenena faha 7 sy faha 10.
  • Faritra Diana : velarantany 10 ha no nanaovana ny fambolen-kazo faobe ikambanana.

mardi, 15 mars 2022 11:14

Journal du 14 mars 2022

  • Trano lay fanaovam-baksiny Covid19 : tapaka ny fizarana karatra fanamarinana.
  • Fitsaram-bahoaka : tsy manana zo hikasitanana ny vahoaka na meloka aza ny olona iray.
  • Fandotoana rano nahafatesana trondro tao Tolagnaro : arahi-maso akaiky ireo mpivarotra hazandrano any an-toerana.
  • Bakalorea 2022: 25 000 ireo mpiadina voasoratra anarana ho an’ny faritra Analamanga.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter