COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 06 décembre 2023 13:08

Le Journal des régions du 06 Décembre 2023

  • Les touristes menés par la croisière HEBRIDEAN SKY ont visité le parc botanique Zazamalala à Morondava
  • L’Université EMIT est ouverte officiellement à Fort Dauphin
  • Mananjary : le panier de mangue est de 8000 ariary contre 20000 ariary l’année dernière

  • Nitsidika ny zaridaina botanika Zazamalala ihany koa ireo mpizahan-tany noentin’ny sambo HEBRIDEAN SKY tao Morondava
  • Nisokatra ny ny oniversite EMIT ao Taolagnaro
  • 8000 ariary ny iray garaba amin’ny manga raha efa 20000 ariary izany tamin’ny taon-dasa ao Mananjary
mercredi, 06 décembre 2023 13:02

Le Journal du 06 Décembre 2023

  • Les biens saisis par l’ARAI attendent encore les verdicts des procédures judiciaires
  • Maka Alphonse : un dialogue Malgacho-malgache
  • La corruption complique la lutte contre l’esclavage moderne dans les pays en développement
  • Chrysalide, le cycle de la vie à travers la peinture

  • Mbola miandry ny didim-pitsarana mikasika azy ireo, ireo fananana nogiazan’ny ARAI
  • Maka Alphonse : fifampiresahana eo amin’ny samy malagasy no tokony karakaraina
  • Manome vahana ny fanandevozana amin’ny endriny vaovao ny kolikoly aty amin’ny tany andalam-pandrosoana
  • Chrysalide, fitohizan’aina tantaraina anaty hoso-doko

mercredi, 06 décembre 2023 12:51

Le Journal des régions du 05 Décembre 2023

  • Amoron’i Mania : cents jeunes ont reçu leur titre vert
  • Toliara : il n’y a pas d’écoles spécialisées pour les autistes
  • Les bateaux de croisière sont à nouveau à Mahajanga

  • Amoron’i Mania : tanora zato no nahazo titre vert
  • Toliara : tsy misy sekoly manokana ho an’ny zaza hafakely
  • Mahajanga : ho avy indray ny sambo mitondra mpizahan-tany
mercredi, 06 décembre 2023 12:44

Le Journal du 05 Décembre 2023

  • Les lanceurs d’alerte environnementaux se plaignent d’une oppression politique
  • Le 3 décembre a été baptisé "Madagascar Day" durant la COP 28
  • Logos Hope : une visite comme dans un musée
  • Faire renaitre l’histoire des reines oubliées à travers des broderies

  • Mitaraina amin’ny tsindry politika mianjady aminy ireo mpampaneno lakolosy mikasika ny tontolo iainana
  • COP 28 : natokana ho andron'i Madagasikara ny 3 desambra
  • Logos Hope : fitsidihana toy ny any amin’ny mozea
  • Mamelona indray ny tantaran'ny mpanjakavavy hadino amin'ny alalan'ny peta-kofehy

lundi, 04 décembre 2023 13:30

Le Journal des régions du 02 Décembre 2023

  • Tuléar : le dépistage VIH SIDA se fait jour et nuit
  • L’EPP et le CEG à Mandronarivo ont été ravagé par la tornade
  • La saison de pêche aux crevettes s’est fermé depuis le 01 décembre dernier

  • Miasa andro aman’alina ny mpanao fitiliana VIH SIDA ao Toliara
  • Rava vokatry ny fisiana rambon-danitra nybEPP sy CEG ary ny Biraon'ny Tale ao Mandronarivo
  • Nikatona tamin’ny fomba ofisialy omaly 01 desambra ny jono makamba
lundi, 04 décembre 2023 13:14

Le Journal 04 Décembre 2023

  • Réouverture de la liste électorale : les électeurs auront jusqu’au 15 Mai pour apporter des modifications
  • 2023 est une bonne année touristique
  • La surconsommation de tisanes favorise aussi les maladies cardio-vasculaires
  • Actions des jeunes éco-activistes : pourquoi leur visibilité est cruciale pour appuyer leurs actions

  • Fanavaozana ny lisi-pifidianana : manana hatramin’ny 15 May indray ny mpifidy hanaovana fanitsiana
  • Taona tsara ho an’ny fizahantany ity taona 2023 ity
  • Ady amin’ny aretin’ny fo sy lalandrà : mizara ny voka-pikarohan’ireo tanora mpianatra ho mpitsabo
  • Hetsik’ireo tanora miaro ny tontolo iainana : ny maha zava-dehibe ny fampahafantarana ireo hetsika ireo

lundi, 04 décembre 2023 12:57

Sifflet du 03 Décembre 2023

  • Basketball : les Ankoay 3x3 homme se qualifient direct en demi final et les dames en quart de final de ce dimanche à la coupe d’Afrique
  • Karate DO : plus de 250 karatéka malagasy au championnat national 2023 à Toamasina
  • Handisport : des matchs de basket de démonstration après un atelier de discussion sur les droits des personnes handicapées au Stade Barea
  • Football : la ligue Analamanga organise un tournoi pour la préparation de la nouvelle saison

  • Basketball : tafiakatra manasa-dalana ny Ankoay 3x3 lehilahy ary ampahefa-dalana ny vehivavy anio alahady anatin’ny fiadina ny amboaran’i Afrika
  • Karate DO : mpanao karaté mihoatra ny 250 no any amin’ny fifaninanam-pirenena 2023 atao any Toamasina
  • Handisport : fampisehoana lalao basketball taorian’ny atrikasa nampiadina hevitra momban’ny zon’ny olona manana fahasembanana tao amin’ny kianjan’ny Barea
  • Football : mikarakara fifaninanana ho fanomanana ny taom-pilalaovana manaraka ny ligin’Analamanga
lundi, 04 décembre 2023 12:41

Le Journal des régions du 04 Décembre 2023

  • L’EPP Ambodigavonifotsy a été également fermée à cause des maladies
  • Toamasina : 70 sur 100 des malades sont atteints de forte grippe
  • Mananjary : les personnes en situation d’handicap sont encore exclues

  • Nakatona ihany koa ny EPP Ambodigavonifotsy, Vavatenina noho ny fisiana trangan’aretina
  • Toamasina : marary 70 amin’ny 100 tonga manao fizaham-pahasalamana no voan’ny gripa mahery
  • Mananjary : mbola manjaka ny fanilihana ny olona manana fahasembanana
lundi, 04 décembre 2023 07:37

Le Journal des régions du 01 Décembre 2023

  • L’EPP Ambohimiarina Vavatenina a été provisoirement fermé à cause des cas de maladie
  • Le service radiologie est désormais disponible au centre hospitalier de Mananjary
  • Mahajanga : la 18ème édition de « Madagascourt Film Festival » prendra sa fin demain

  • Nakatona vonjimaika nanomboka ny alarobia 29 novambra ny EPP Ambohimiarina noho fisiana trangan’aretina
  • Nahazo fitaovam-pitarafana ny hopitalibe ao Mananjary
  • Antsanita, Mahajanga : hifarana rahampitso ny hetsika “Madagascourt Film Festival (MFF)”, andiany faha-18
lundi, 04 décembre 2023 07:21

Le Journal du 01 Décembre 2023

  • Andry Rajoelina réélu président de la république
  • 20 ans après la réforme de 2003, une nouvelle loi sur le code de travail a été adoptée par le conseil des ministres
  • Consultation nationale des jeunes : le manque de moyen reste le principal blocage pour le développement durable
  • COP 28 : Madagascar demande l’opérationnalisation du fonds des pertes et préjudice

  • Lany filohan’ny repoblika indray i Andry Rajoelina
  • 20 taona taorian’ny fanavaozana tamin’ny 2003 dia nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny lalàna vaovao mifehy ny asa
  • Fakan-kevitra nasiônalin’ny tanora : ny tsy fahampiana enti-manana no isany manakana ireo tanora amin’ny fanatrarana ny tanjona amin’ny fampandrosoana lovain-jafy
  • COP 28 : mangataka ny fampiharana ny tahirim-bola mahakasika ny fahavoazana sy ny fanonerana i Madagasikara

vendredi, 01 décembre 2023 14:20

Le Journal des régions du 30 Novembre 2023

  • Morondava : 60% des femmes mariées sont victimes de violences
  • Le CDPHM Mahajanga dispose d’un nouveau bateau
  • Canal de Pangalagne : le transport fluvial attire des jeunes

  • Morondava : 60% ny vehivavy manambady no iharan’ny herisetra
  • Nahazo sambo vaovao ny CDPHM ao Mahajanga
  • Mahasarika ny tanora ihany koa ny mitondra lakana eo amin’ny fitanterana an-dranomamy

Les plis électoraux partent du bureau de vote sous la surveillance du président du bureau électoral, le président du fokontany et des agents de force de l’ordre. Ils arrivent ensuite au point de ramassage, et ce sont les responsables auprès des commissions électorales communales et commission électorale au niveau du district qui assurent leur sécurisation. Toujours sous la surveillance des agents de force de l’ordre. A cette étape, les plis électoraux se trouvent dans des enveloppes inviolables intactes. Arrivés au Service de recensement des matériels de votes ou SRMV, le président du service assure la sécurisation des travaux de recensement des matériels de vote. Puis arrivé au niveau de la Ceni et à la HCC, on ajoute des mesures de traçabilité, comme les code QR.

Ahoana ny fomba fiarovana ny vokatra mandritra ny fitaterana azy ?

Miainga avy eny amin’ny biraom-pandatsaham-bato ny vokatra eo ambany fanaraha-mason’ny filohan’ny biraom-pifidianana, ny sefo fokontany ary ny mpitandro filaminana. Tonga eny amin’ny toerana fanangonana azy izy ireo ka ny tomponandriaki-pifidianana eny amin’ny kaominina sy ny distrika no miandraikitra ny fiarovana ireo vokatra. Manaraka eny foana ihany ny mpitandro filaminana. Ao anaty valopy tsy voakitika ary tsy azo kitihana ireo vokatra mandritra izay fotoana izay. Rehefa tonga eny amin’ny SRMV na sampana mpanisa vato ny vokatra, ny filohan’ity sampana ity indray no miandraikitra ny fiarovana ireo fitaovana sy asa fanisam-bato. Rehefa tonga eny amin’ny CENI sy ny fitsarana avo kosa izany dia ampiana fomba famantarana ny lalan’ireo vato.

vendredi, 01 décembre 2023 07:57

Le Journal du 30 Novembre 2023

  • Chaque foyer peut contribuer à l’éradication de la peste à Madagascar
  • Les indemnités des enseignants et celles des maîtres FRAM sont prévues à la hausse pour 2024
  • Des mesures ont été prises pour accueillir la saison des pluies dans la capitale

  • Afaka miady amin’ny pesta ny isan-tokantrano
  • Hisy fiakarany ny tambin-karama ho an’ny mpampianatra sy ny mpampianatra FRAM
  • Iray volana alohan’ny krismasy, tsy marisika amin’ny fiomanana ny olona
  • Nisy fepetra noraisina hiomanana amin’ny vanim-potoana avy orana ao an-drenivohitra

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter