Suite à l’interpellation d’un lanceur d’alerte la Transparency International-Initiative Madagascar évoque une suspicion de corruption dans la filière litchi à Madagascar, après 3 ans d’enquêtes. L’exportation vers l’Union Européenne est surtout mise en doute. Selon les explications du conseillé en plaidoyer de l’association, Docteur Fréderic Lesne, , des éléments indiqueraient qu’il y aurait eu des pots de vin, des blanchiments et des détournements d’argent. Toutefois, il précise qu’il n’y a pas encore de certitude. C’est pour cette raison que Transparency International Initiative Madagascar a effectué une dénonciation auprès du PAC (Pôle Anti-Corruption) de Madagascar mais aussi auprès du parquet national financier de France parce qu’il y aurait des faits punissables sur le territoire français.
Â
Â
Nanao fanadihadiana nandritra ny 3 taona mikasika ny sehatra letisia ny Transparency International Initiative Madagascar, taorian’ny fampanenona lakolosy tao amin’izy ireo. Manahy ny fisiana kolikoly izy ireo amin’ireo vokatra aondrana any amin’ny vondrona eropeana. Araka ny fanazavana nomen’ny mpanolotsaina amin’ny haitaky ao amin’ny fikambanana, Dokotera Fréderci Lesne, dia mety misy resaka tsolotra, fanodikodinam-bola sy famotsiam-bola ao ambadika ao. Etsy an-daniny anefa, mbola tsy mitompon-teny fatratra izy ireo. Izany no mahatonga azy ireo nametraka angon-kevitra fanairana eo anivon’ny fitsarana miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara na ny PAC (Pôle Anti-Corruption). Nametra izany teo amin’ny “parquet national financier » any Frantsa ihany koa izy ireo satria mety misy tranga hisiam-panamelohana eo amin’ny faritanin’I Frantsa.
Chrysalide est un centre spécialisé qui accompagne les enfants ayant des troubles mentaux ou physiques. Ursulle Rabenjamina, fondatrice du centre nous emmène à la rencontre de deux jeunes enfants du centre. Tiantsoa est atteint d’une paralysie cérébrale qui l’empêche de bien parler et Antonia a d’important problème de vue. A part les soins médicaux prodigués aux enfants, ils étudient également au sein du centre. Etant une école spécialisée, les enfants sont accompagnés au cas par cas. Il n’y a pas de classe comme dans les autres écoles. L’enseignement des enfants se base sur leur capacité respective et ils sont accompagnés selon leur rythme et selon leur connaissance et/ou talent.
Ivo-toerana fampianarana sy fitsaboana ireo ankizy hafakely ny Chrysalide. Nampahafantatra ankizy roa izay manaraka ny fianarana sy fitsaboana ao i Ursulle Rabenjamina, filoha mpanorina ny ivo-toerana. I Tiantsoa sy Antonia, misy olana ao amin’ny ati-doha ary eo amin’ny maso. Mikasika ny fampianarana ireo ankizy, tsy misy kilasy efa voafaritra tahaka ireny any an-tsekoly mahazatra ireny fa raisina tsirairay araka ny mahazo azy ilay ankizy ary hampianarina araka izay manavanana azy.
- Achèvement des travaux sur le pont de Manakarabe : la circulation des habitants et des marchandises plus faciles.
- Région de la Haute Matsiatra : Les acteurs miniers dans la région ont été autorisés à opérer librement.
- Baie d'Antongil : établissement d’une charte de responsabilité pour créer un cadre de communauté et de coopération entre grands et petits pêcheurs.
- Région d'Anôsy : la consommation des requins interdits pendant la saison chaude.
- Fahavitan’ny Tetezan’i Manakarabe : manamora ny fifamezivezen’ny mponina sy ny entana.
- Faritra Matsiatra ambony : Nomena fahazoan-dalana hitranga malalaka ireo mpisehatra amin’ny harena an-kibon’ny tany.
- Helondranon’i Antongil : tafapetraka ny satan'andraikitra mba hisian'ny rindran-damina amin'ny fiaraha-Monina sy fiaraha-miasa eo amin'ny mpanjono vaventy sy mpanjono madinika.
- Faritra Anôsy : voarara ny fihinana ny hazan-dranomasina toy ny atsantsa boriloha rehefa mafana ny andro.
Â
Â
Â
Â
Â