COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

  • Coupure de courant prolongée : des populations ont incendié La centrale thermique de la JIRAMA à Marolambo.
  • Matchs mondiaux de football : chaque région a sa propre organisation pour la diffusion du match.
  • Tournoi foot Firaisankina à Ambositra : Une plateforme pour sensibiliser la jeunesse locale.
  • Antsohihy : des soins gratuits proposés par l’association Aide Internationale Medicale Aras au CHRR Antsohihy.

  • Fahatapahan-jiro lavareny : niteraka ny fandoran’ny vahoaka ny toerana misy ny JIRAMA ao Marolambo.
  • Fiadiana ny lalao baolina kitra maneran-tany : Samy manana ny fandaminana amin’ny fandefasana ny lalao ny faritra tsirairay.
  • Tournoi foot firaisankina Ambositra : Sehatra iray hanabeazana ireo tanora any an-toerana.
  • Antsohihy : Misy ny fitsaboana maimaipoana ao amin’ny CHRR.
  • Toriara : Festival Kodiboke : mise en valeur de la Culture Mahafaly et Tanalana.
  • Androy : 54 sur 58 communes ont arrêté définitivement la défécation à l’air libre.
  • Letchis : Ouverture officielle de campagne le 22 Novembre pour les Régions Est et Analanjirofo.
  • Analamanga : 3 communes officielles de destination de letchis.

 

  • Toliara : hanasongadinana ny kolontsaina Mahafaly sy Tanala ny Festival KODIBOKE.
  • Androy : kaomina 54 amin’ny 58 no afaka tanteraka amin’ny fangerena ankalamanjana.
  • Laodisia : amin’ny 22 Novambra ny hisokatra ny fihotazana ho an’ny Faritra Antsinanana sy Analanjirofo.
  • Analamanga : Kaomina 3 no mpaninjara ofisialy ny laodisia.
vendredi, 18 novembre 2022 13:01

Le Journal du 18 Novembre 2022

  • Education aux médias : les jeunes doivent avoir un esprit critique à la réception d’une information.
  • La philosophie malgache, basée sur le respect de la vie.
  • La particularité des femmes malgaches est mise en valeur à travers la sculpture en bois réalisée par RABENJATOVO Armand Philbert.
  • Youth Innovation Lab : Un laboratoire est à la disposition des jeunes entrepreneurs.

 

 

  • Mila mahay mamakafaka ny tanora rehefa mahavoaray vaovao.
  • Misongadina amin’ny alalan’ny sary sokitra vita amin’ny hazo ataon’i RABENJATOVO Armand Philbert ny mampiavaka ny vehivavy malagasy.
  • Ny fomba hiarovan-tena amin’ny varatra rehefa fotoam-pahavaratra.
  • Da Hopp, Rakikira sy Seho hanamarihana ny fiverenana an-tsehatra.

 

vendredi, 18 novembre 2022 12:59

Le Journal des régions du 18 Novembre 2022

  • Région Anosy : 800 producteurs bénéficient d’un bon d’outil de culture.
  • Manakara : Mise en place d’une nouvelle antenne territoriale de la BIANCO.
  • Maintirano : Les passagers de plaignent de la hausse des frais de transport.
  • Androy : 65 000 tonnes de stocks halieutiques pour la Région.

 

  • Faritra Anosy : Tantsaha 800 nisitraka hanam-pamokarana.
  • Manakara : Tafapetraka ny sampana BIANCO hiadidy ny Faritra Vatovavy-Fitovinany-Atsimo Atsinanana.
  • Maintirano : Mitaraina ireo mpandeha noho ny halafon’ny saran-dalana.
  • Androy : manana tahiry an-dranomasina 65 000 taonina.

L’Organisation Mondiale de la Santé l’a confirmé. Depuis le mois de septembre. 135 cas sont confirmés et 50 décès.

Mais comment se présente cette épidémie ?

La maladie à virus Ebola (MVE) est une maladie virale qui touche les humains et les animaux. Le virus est découvert dans la zone subsaharienne d’Afrique, il y a plus de 30 ans. Après, il y a eu plusieurs vagues, comme en 2003, 2016 ou en 2021 même en Congo.

Et quels sont les symptômes ?

Fièvre, hémorragie, éruption cutanée. Accompagné de frissons, fatigue, douleurs musculaires et maux de tête. L’Ebola se transmet, soit après contact avec les animaux infectés soit à travers des liquides comme les sueurs provenant des personnes contaminées. Pour Ounganda, c’est la 4ème épidémie d’Ebola du pays.

Les écoles sont fermées depuis ce mois de novembre. Deux districts sont en confinement. Le pays manque de vaccins  et de médicaments. L’OMS a lancé un appel financement pour appuyer l’Ouganda dans cette lutte.

Marina ve fa mihanaka indray ny Ebola any Ouganda?

Eny, nanamafy izany ny vondron’ny firenena mikambana momba ny fahasalamana. Nanomboka tamin'ny Septambra teo. 135 ny tranga voamarina ary 50 no maty.

Ahoana ny fitrangany ?

Aretina avy amin’ny tsimokaretina ny Ebola. Mety mahazo ny olombelona sy ny biby. Firenena tao amin’ny Afrique subsaharienne no nahitana azy, 30 taona lasa izay. Nihanaka matetika izy taorian’izay, ohatra tamin’ny 2003, 2016, tamin’ny 2021 aza tany Congo.

Ary inona avy ireo soritr'aretina?

Manavy, mibontsina, misy fery amin’ny hoditra toy ny karazana vay, havizanana sy  aretin'andoha. Mety hifindra ny Ebola rehefa mifandray amin’ireo biby voan'ilay aretina na amin'ny alalan'ny tsiranoka toy ny hatsembohan’ny olona misy azy ihany koa. Ho an'i Ounganda, faninefany amin’ity izao ny firenena no tratran’ny valan'aretina.

Nikatona ny sekoly nanomboka tamin’ity volana novambra ity. Distrika roa no mihiboka. Tsy ampy ny vaksiny sy fanafody. Ka nanao antso avo momba ny famatsiam-bola hanohanana an'i Ogandà ny OMS.

jeudi, 17 novembre 2022 12:46

Le Journal du 17 Novembre 2022

  • Protection contre la foudre selon les techniciens et les traditionnalistes.
  • Tri des déchets domestiques à la CUA : peu de citoyens s’y mettent jusque-là.
  • Les familles vulnérables ne sont pas motivées à déposer des plaintes face au non-respect des droits de l’enfant.
  • Da Hopp, un album et un concert à l’IFM pour marquer son grand retour.

  • Hanokafana fanadihadiana parlemantera ny raharaha Ikongo.
  • TASK : Tranonkala vaovao hitadiavana asa sy fiofanana momba ny serasera sy ny kolontsaina
  • Tsy mazoto mitoroka manoloana ny tsy fanajana ny zon’ny ankizy ireo fianakaviana sahirana.
  • Fikirakirana ny fako ao an-tokantrano : mbola vitsy ireo manavaka ny taratasy, plastika sy fako mety lo.

  • Mananjary : soin gratuit pour la population dans la commune Ambohitsara Est.
  • Université d’Antananarivo : 4 500 spécimens de bois collectionnés par des chercheurs.
  • Soavinandriana Itasy : atelier sur le cinéma pour 300 enfants.
  • Mahajanga : coupure de route à Mahavoky pendant 2 mois.

  • Mananjary : Fitsaboana maimaim-poana ho an’ny mponina ao amin’ny kaomina Ambohitsara Est.
  • Oniversiten’Antananarivo : karazan-kazo 4500 isa nangonina mpikaroka.
  • Soavinandriana Itasy : Ankizy 300 ampianarina momba ny sinema.
  • Mahajanga : Tapaka mandritra ny 2 volana ny lalana ao Mahavoky noho ny fanamboaran-dalana.

La participation des jeunes dans les structures de décision est une garantie pour  la bonne gouvernance. Cependant, les jeunes de la région de Fitovinany qui se sont formés dans le projet OBSMADA constatent qu'on ne leur donne pas assez de place au niveau des différentes entités étatiques.  Le projet OBSMADA ou Observatoire des jeunes engagés pour une gouvernance plus inclusive efficace et apaisée, du Programme des Nations Unies pour le développement et le MutliSector Information Service TATAO, financé par le Fonds pour la consolidation de la paix, et mis en œuvre par l'ONG Action Intercoopération Madagascar, Alliance Voahary Gasy, l'ONG Ivorary, l'ONG Ravitsara et le Studio Sifaka.  De nombreuses associations de jeunes  ont fait des requêtes, par exemple, pour organiser l'événement Batrelaka afin de promouvoir le tourisme de la région. Il y avait aussi des propositions venant des associations sportives sur des actions d’assainissement. Cependant, certaines demandes restent toujours sans réponse. Les jeunes se sentent alors marginalisés, la vie de la région devient vulnérable. Pour éviter que les jeunes deviennent des acteurs de conflits, les jeunes Jean Albert Randrianirina et Tata Francis Razafimamamonjy ont représenté les jeunes pour une plaidoirie. L'adjoint au maire de Manakara, William Gilles Randriamanampisoa a suggéré l’adhésion des jeunes dans la Structure Locale de Concertation. Cependant, les responsables respectifs ont besoin de rencontrer périodiquement les jeunes, pour une consultation, a suggéré le gouverneur de la région de Fitovinany, Lucien Laurel Razafitsotra. Selon lui, les jeunes doivent aussi apprendre le sens des actes citoyens et de volontariat. Le débat a fait surgir les types d'accompagnement pour les jeunes, pour les impliquer dans le processus de développement. Cependant, les jeunes ont été invités à sensibiliser leurs pairs pour opérer des projets et à devenir de bons citoyens.

Antoka amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny fampandraisana anjara ny tanora anatin’ireo rafitra mpandray fanapahankevitra. Hatreto anefa, mahatsapa tena ireo tanora avy amin’ny faritra Fitovinany fa mbola tsy omena lanja eo anivon’ireo rafitra. Izay no angonkevitra nataon’ireo tanora niofana tao anatin’ny tetikasa OBSMADA avy ao antoerana. Ny tetikasa OBS-Mada izay fandaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana PNUD Madagascar sy ny MutliSector Information Service TATAO, vatsian’ny Fonds pour la consolidation de la paix ary tanterahan’ny ONG Action Intercoopération Madagascar,  Alliance Voahary Gasy, ONG Ivorary, ONG Ravitsara ary Studio Sifaka.  Misy ireo fikambanana tanora manao fangatahana manokana ohatra ny hikarakarana  ny hetsika Batrelaka mba hanetsehana ny fizahantany sy ny tsena eto amin’ny faritra. Teo ihany koa ny tolokevitra avy amin’ireo fikambanana tanora toy ny mpanao fanatanjahantena mba handray anjara amin’ny fanadiovana. Kanefa mbola misy amin’ireo fangatahana no tsy mivaly.  Rehefa tsy omena sehatra matetika ny tanora dia mahatsiaro tena ho lasa anjorombala. Lasa marefo ny fiainan’ilay faritra ka mety lasa ny tanora indray no hitarika disadisa. Niainga tamin’izay no nitaritan’ny tanora  Randrianirina Jean Albert sy Razafimamamonjy Tata Francis ny hay takin’izy ireo. Fomba azon’izy ireo handraisana anjara ny fidirana anatin’ireo rafitra fakan-kevitra toy ny Structure Locale de Concertation eny anivon’ny Kaominina hoy ny ben’ny tanàna lefitra eto Manakara, Randriamanampisoa William Gilles. Mila mihaona matetika amin’ireo tanora anefa ireo tomponandarikitra tsirairay avy, hahafahana manao ny fakankevitra hoy ny Governoran’ny faritra Fitovignany, Razafitsotra Lucien Laurel. Mila mianatra ny fandraisana andraikitra amin’ny maha olompirenena anefa ny tanora hoy izy ka manome lanja ny asa antsitrapo. Nandritra ny ady hevitra no niresahana mikasika ireo karazana tohana ho an’ny tanora, na ara-kevitra na ara-teknika mba hampandraisana anjara azy ireo anatin’ny fampandrosoana. Eo ihany koa anefa ny andraikitra andrasana amin’ny tanora dia fanentanana sy fitaizana ireo naman’izy ireo mba ho vonona amin’ireo tetikasa sy ho lasa olombanona.

mercredi, 16 novembre 2022 13:18

Le Journal du 16 Novembre 2022

  • L’IFPB est calculé en fonction des matériaux utilisés dans la construction de la maison.
  • Tuerie à Ikongo : Une enquête parlementaire a été adoptée.
  • Novembre Numérique, Haikitana présente le jeu éducatif «  Kerbal Space Program »
  • TASK : Un site destiné à la recherche d’emploi et de stage dans le domaine de la communication et de la culture.

 

 

  • Arakarak’ireo akora nanamboarana ny trano no hikajiana ny hetran-trano.
  • CENI : Ny 14 isan-jato ny fanisana mpifidy hatreto no vita.
  • «  Kerbal Space Program » : lalao an-tsolosaina ny fikambanana Haikitana.
  • Miova ny kalitao sy vokatry ny asa sikotra ao Ambositra noho ny fiovan’ny akora fototra.

mercredi, 16 novembre 2022 13:08

Le Journal des régions du 16 Novembre 2022

  • Région Antsinanana : l’ouverture de la campagne de letchis prévu le 14 Novembre, les letchis ne sont pas encore mures.
  • Région Melaky : Fermeture temporelle du Tsingy Bemaraha à cause de la saison de pluie.
  • Miandrivazo : problème d’approvisionnement en eau due à l’infrastructure.
  • Fort Dauphin : l’économie bleu : un potentiel pour l’entrepreneuriat.

 

  • Faritra Antsinanana : ny 14 Novambra no voatondro fanombohana ny fihotazana ny laodisia, tsy mbola matoy ny vokatra.
  • Faritra Melaky : miato ny fitsidihana ny Tsingy Bemaraha noho ny fahavaratra.
  • Miandrivazo : mijaly rano ny mponina vokatry ny fotodrafitr’asa.
  • Taolagnaro : seha-pihariana mbola malalaka ny manodidina ny toe-karena manga.
mardi, 15 novembre 2022 13:35

Le Journal du 15 Novembre 2022

  • Jeune entrepreneur : beaucoup s’informer et ne pas hésiter à être accompagné.
  • Comment les femmes travailleuses s’organisent pendant les périodes d’allaitement ?
  • Le recensement électoral auprès des entreprises privées a été reporté.
  • Photojournalisme, un métier passionnant mais des fois à risque selon Mamy Rael.

 

  • Tanora mpandraharaha : Mila manovo fahalalana betsaka sy tsy misalasala mangataka tantsoroka.
  • Pikasary an-gazety, asa mahafinaritra saingy mila fandavan-tena goavana hoy i Mamy Rael.
  • Ahoana ny fandrindran’ny reny miasa ny fampinonoana ny zanany mandritry ny ora fiasana ?
  • Ny 20 isan-jaton’ireo olona manana olana ara-tsaina dia ankizy avokoa.

  • 15 Novembre : ouverture de la campagne de la vanille pour 2022-2023
  • Ambilobe : mise en place d’un site communautaire de nutrition à Ankiabe
  • Moramanga : éradication des chiens errants pour éviter la rage.
  • Antananarivo : réouverture d’un centre d’accueil pour les enfants victimes de violence.

  • 15 Novambra : manomboka ny fanondranana lavanila ho an’ny 2022-2023.
  • Ambilobe : nametrahana ivon-toerana fanentanana ara-tsakafo ao Ankiabe.
  • Moramanga : novonoina ireo alika mirenireny hisorohana ny haromontana.
  • Antananarivo : misokatra ny ivon-toerana handraisana ireo latsaky ny 18 taona iharan’ny herisetra.
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter