COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 27 juillet 2023 07:58

Sifflet du 26 Juillet 2023

  • Football : attente de la date exacte du match aller et retour pour Madagascar
  • Lutte : les lutteurs tentent de rééditer leurs exploits en 2007
  • Tennis : report des championnats de Madagascar 2023
  • Judo : les championnats d’Afrique Cadets et Juniors se tiendront à Madagascar

  • Judo : hampiantrano ny fiadiana ny tompondakan’ny Afrika sokajy Cadet sy Junior i Madagasikara
  • Tennis : hahemotra ny daty hanatontosana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2023
  • Tolona : hamerina indray ny heriny tamin’ny lalaon’ny nosy 2007 ireo mpitolona
  • Baolina kitra : andrasana ny daty hanatanterahana ny lalao mandroso sy miverina
jeudi, 27 juillet 2023 07:29

Le Journal du 26 Juillet 2023

  • « La liste électorale est fiable » selon les auditeurs PAPIER
  • Les opérateurs touristiques souffrent de l’irrégularité des vols
  • Les goûter faits maison sont plus économiques et plus sûrs

  • Azo ampiasaina ny lisi-pifidianana hoy ireo mpitsirika avy amin’ny OIF sy ireo mpitsirika Malagasy roa
  • Fampiakarana sarandalana ho 800 ariary : mitaky hanatsarana ny kalitao ny mpandeha
  • Mitaraina amin’ny fikorontanan’ireo sidina ny mpiantsehatra amin’ny fizahan-tany
  • Azahoana kokoa ny manao goûter ao an-trano

  • Analanjirofo : le kilo de la vanille verte est à 5000 ariary
  • Lutte contre la peste à Ambalavao : une formation pour éradiquer les rats
  • Gare routière Andohatapenaka : plus de 100 véhicules par jour partent pour joindre les régions

  • 5000 ariary ny kilaon’ny lavanila maitso any Analanjirofo amin’izao
  • Fisorohana ny pesta ao Ambalavao : ampianarina hamono voalavo ny olona
  • Tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka : fiara maherin’ny zato isan’andro eo izao no miainga
  • Le district de Vavatenina n’a pas accès à l’eau potable
  • Les personnes en situation d’handicap ont nettoyé les environs l’hôpital de Mananjary
  • Les officiers médecins militaires ont fourni des soins dans les zones enclavées

  • Roa volana izay no nisotro rano maloto ny vahoaka ao amin’ny distrika Vavatenina
  • Mananjary : nanadio ny faritry ny hopitaly ireo olona manana fahasembanana
  • Mpianatra ho manam-boninahitra Antsirabe : nanome fitsaboana ireo olona any amin’ny tany lavitra andriana
mardi, 25 juillet 2023 14:13

Le Journal du 25 Juillet 2023

  • Enseignement supérieur d’Antananarivo : l’université morte continue
  • Les communautés locales engagées auprès des volontaires nationaux
  • Les sculptures n’ont pas besoin d’avoir une signification

  • Oniversiten’Antananarivo, mitohy ny oniversite maty
  • Miakatra ny vidim-bary any Vohipeno : mitaraina ireo mponina
  • Seha-pihariana jono : mikendry ny fampitovianjo ny lahy sy ny vavy
  • Tsy voatery hisy dikany ny sarivongana

mardi, 25 juillet 2023 14:07

Le Journal du 24 Juillet 2023

  • Refonte de la liste électorale : le nombre d’inscrits est en baisse pour 7 régions
  • La banque mondiale prolonge sa consultation publique
  • Un système de suivi de la pollution de l’air liée aux feux de brousses à mettre en place
  • Spectacle après bac : complicité entre ados et parents

  • Fanavaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy : faritra 7 no latsaka ny taha-pisoratana anarana
  • Manalava ny fe-ptoana fakan-keviny ny banky iraisam-pirenena
  • Tokony apetraka ny rafitra manara-maso ny fahalotoan'ny rivotra mifandray amin'ny doro tanety
  • Fampisehoana aorian’ny baka : hita fa mifandray ny ray aman-dreny sy ny zanaka

  • Pêche à Miandrivazo: la production est en baisse
  • Une grande vague de touristes est attendue à Nosy Be cette année
  • Lutte contre la violence : les jeunes de Toamasina se sensibilisent et se mobilisent

  • Nihena ny vokatra trondro avy ao amin’ny distrikan’ny Miandrivazo
  • Nosy-be Hell-ville : hisy fitomboany ny mpizahatany amin’ity taona ity
  • Ady amin’ny herisetra : mifanentana ny samy tanora ao Toamasina
  • Tamatave : 88 jeunes de plus ont suivi une formation sur l'entreprenariat
  • Ambalavao Tsienimparihy : 1000 enfants ont bénéficié d'un acte de naissance
  • Trois semaines pour des Grandes vacances Toliara

  • Toamasina : niampy 88 isa ireo tanora nahavita fiofanana momban'ny fandraharahana
  • Ambalavao : zaza arivo isa no nahazo kopia
  • Grandes vacances Toliara mandritran’ny telo herinandro
lundi, 24 juillet 2023 14:02

Sifflet du 23 Juillet 2023

  • Basketball Atsimo Andrefana : début du championnat régional en vue du championnat national qui se tiendra à Ambositra
  • Football- Ambalavao : première réunion pour la section Ambalavao
  • Taekwondo, Jeux mondiaux universitaires : Madagascar aura 3 représentants
  • Football Menabe : des matchs amicaux effectués

  • Taekwondo, lalao erantany hifanandrinan’ny oniversite : Manana solotena 3 ny Malagasy
  • Baolina kitra- Ambalavao : notanteraka ny fivoriana voalohany ny seksiona Ambalavao
  • Basketball Atsimo Andrefana : nanomboka ny fifaninanana rezionaly mba hanomanana ny fifaninanana nasionaly hatao any Ambositra
  • Baolina kitra Menabe : fifanitsanana ara-piralahiana
vendredi, 21 juillet 2023 14:43

Qu'est-ce que la bigorexie ?

Le sport joue un rôle important pour la santé. Avez-vous déjà entendu de la bigorexie, une dépendance aux sports qui se transforme en addiction. Harimanga, un coach sportif nous en dit plus sur le sujet.

Manan-danja amin’ny fahasalamana ny fanaovana fanatanjaha-tena sy fitaizana vatana. Ny fiakinan-doha amin’ny fanatanjahan-tena izay mety hisy fiatraikany ratsy amin’ny vatana na antsoina hoe Bigorexie no resahana anaty Santenaka. Hanazava amin-tsika io aretina io i Harimanga manam-pahaizana manokana.

vendredi, 21 juillet 2023 13:55

Le Journal des régions du 21 Juillet 2023

  • Tempête en mer : alerte rouge pour Morondava jusqu’à Mahanoro
  • Cisco Tuléar II : les résultats de BEPC sont en retard
  • Le paludisme a tué 4 enfants à Mandroromody Vohitrandriana

  • Andro ratsy eny an-dranomasina : fampitandremana miloko mena ho an’ny Morondava ka hatrany Mahanoro
  • Cisco Toliara II : tara ny fivoahan’ny voka-panadinana BEPC
  • Namono zaza 4 ny tazomoka ao Mandroromody Vohitrandriana
vendredi, 21 juillet 2023 12:55

Infos vues par les jeunes

Ecoutons les avis des jeunes sur le problème des fuites de sujets lors de l’examen baccalauréat mercredi dernier, sur le discours du président de république et sur les activités de vacances dans l’émission Ndao Hilaoeky.

Henointsika ato anaty fandaharana Ndao Hilaoeky ny hevitry ny tanora mahakasika ny fivoahan’ny laza adina tamin’ny bakalorea. Ny mahakasika ny resaky ny filoham-pirenena tamin’ny alahady ary ny zavatra ataon’ny ankizy mandritran’ny fialan-tsasatra.

vendredi, 21 juillet 2023 12:47

Le Journal du 21 Juillet 2023

  • Refonte de la liste électorale : 11 043 836 d’électeurs enregistrés au total
  • Baccalauréat 2023 : une promotion étiquetée d’après les OSC
  • Le bilangue est utilisé par les jeunes auteurs francophones malgaches pour se rapprocher de leur pays
  • Les graines de millet pour remplacer le riz

  • Lisi-pifidianana : 11 043 836 ireo voasoratra anarana
  • Baccalauréat 2023 : manana laza ratsy hoy ny firaisamonim-pirenena Rohy
  • Fitaterana : hampiakatra saran-dalana ny etsy amin’ny Maki Andohatapenaka
  • Bajira : azo asolo ny vary sy enti-miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter