COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 12 juillet 2023 12:46

Le Journal des régions du 12 Juillet

  • Un service de dentisterie a été installé à Mandritsara
  • Festival des baleines : le voyage en bateau a été reporté à cause de la météo
  • Festival Pangalagne Beach : rendez-vous ce mois d’Aout à Mananjary

  • Nahazo toeram-pitsaboana nify vaovao ny vahoakan’ny Mandritsara
  • Festival des baleines : nahemotra ilay fitsangatsanganana an-tsambo noho ny toetrandro
  • Festival Pangalagne Beach : ny volana Aogositra izao ny fotoana ao Mananjary
mercredi, 12 juillet 2023 09:23

Le Journal des régions du 11 Juillet 2023

  • Fort Dauphin : la piste vers le fokontany Soamanonga a été réhabilitée, le village est désenclavé
  • Toamasina : les jeunes en classe de terminal ont fait la queue pour joindre la bibliothèque municipale
  • Nosy Be : les guides sont formés sur l’observation des mammifères marines

  • Soamanonga Taolagnaro : vita ny lalana, afaka mivezivezy ny vokatra
  • Toamasina : makany amin’ny trano famakiam-boky ny ankamaroan’ny ankizy hiatrika ny bakalorea mba hanao famerenana
  • Nosy Be : nomena fampiofanana momban’ny fijerena biby lehibe an-dranomasina ireo mpisera-dia
mardi, 11 juillet 2023 13:33

Le Journal du 11 Juillet 2023

  • Election présidentielle 2023 : la date est fixée le 09 novembre 2023 pour le premier et le 20 décembre pour le second tour
  • Bilan de la mise en Å“uvre de la CUAPLC : demi-teinte pour Madagascar
  • Détournement d’aide humanitaire : les citoyens ne devront pas en être complices
  • Circoncision : la tradition peut cohabiter avec la modernité selon Ranjatohery Harilala
  • Parlement européen : la production de voitures à essence s'arrêtera en 2035

  • Fifidianana filoham-pirenena 2023 : nankatoavina androany fa ny 09 novambra 2023 no fiodinana voalohany ary ny 20 desambra ny fiodinana faharoa
  • Tombana ny fampiharana ny ady amin’ny kolikoly aty Afrika : mbola malokika ny eto Madagasikara
  • Mihena ny vidim-bary : tsy mahita tombony amin’izany ireo mpivarotra sakafo masaka
  • Fanodikodinana fanampiana, tsy tokony ho mpiray tsikombakomba mihitsy ny olom-pirenena
  • Famoran-jaza : azo atao tsara ny mampivady ny fomba nentin-drazana sy ny fivoarana ankehitriny hoy Ranjatohery Harilala

  • Foulpointe : des jeunes créent des divertissements pour les vacances
  • Certains CISCO ont déjà publié les résultats de l’examen BEPC
  • Des transporteurs de pousse-pousses à Mananjary ont été formés sur le code de la route

  • Foulpointe : mitady zavatra hialana voly mandritra ny fialan-tsasatra ny tanora
  • Efa nivaly ny fanadinana BEPC ho an’ireo CISCO sasatsasany
  • Nofanina momban’ny lalàna mifehy ny fifamoivozana ireo mpitarika posy sy cyclo-posse ao Mananjary
lundi, 10 juillet 2023 12:25

Le Journal du 10 Juillet 2023

  • Madagascar se qualifie pour la finale de la compétition robotique Panafricaine
  • Quelques jeunes expriment leur préférence pour des candidats matures lors de l'élection présidentielle
  • Les animaux sauvages vivent mieux dans leurs habitats naturels
  • Jeux de hasard dans les rues : pas facile de les radier
  • Période de vacances : les musées, une des attractions a essayé

  • Tafita hiatrika ny dingana famaranana amin’ny fifaninanana Robotika Afrikana i Madagasikara
  • Kandidà matotra no ironanan’ny safidin’ny ankamaroan’ny tanora vao hifidy
  • Mahatsara kokoa ireo bibidia ny mihaina any amin’ny fonenany anaty natiora
  • Lalao kisendrasendra eny an-dalambe : tsy mora ny manafoana azy ireo
  • Fotoanan'ny fialan-tsasatra : azo atao tsara ny mitsidika an'ireo mozea manerana ny nosy

  • Mandritsara a produit 250 tonnes de vanille verte
  • Miandrivazo : le secteur de la pêche se dégrade
  • Un dialogue entre les jeunes sur la filière tourisme et la science marine à Nosy Be

  • Mandritsara : milanja 250 taonina ny vokatra lavanila maitso
  • Miandrivazo : mihena ny trondro miakatra amin’izao fotoana izao
  • Noresahina ireo tanora tao Nosy Be ny fizahan-tany sy ny tontolon’ny ranomasina

vendredi, 07 juillet 2023 12:57

Le Journal des régions du 07 Juillet 2023

  • Région Atsinanana : l’examen de BEPC s’est bien déroulé à Toamasina
  • Région Atsinanana : les districts de Vatomandry et Brickaville, dotées de congélateurs pour conserver les poissons et des machines pour fabriquer des chips
  • Région Fitovinany : les pêcheurs sensibilisés à se grouper dans une association

  • Faritra Atsinanana : nizotra ampilaminana ny BEPC tao amin’ny Cisco Toamasina
  • Faritra Atsinanana : nomena milina fanodinana vokatra ny ao Vatomandry sy Brickaville
  • Faritra Fitovinany : taomina hiditra anatin’ny sehatra ara-dalàna ireo mpanjono
vendredi, 07 juillet 2023 12:44

Le Journal du 07 Juillet 2023

  • Financement des élections : l’union européenne et la France vont verser 10 milliards d’ariary
  • Youth corner : des opportunités accessibles pour les jeunes
  • Secteur privé et biodiversité : comment les concilier ?

  • Famatsiam-bola ny fifidianana : handrotsaka 10 miliara ariary ny Vondrona Eropeanina sy Frantsa
  • Youth corner : fanararotra ho an’ny tanora
  • Sehatra tsy miankina sy ny karazan-javamananaina : mitady paikady hampitomboana isa ireo mpisehatra aminy

vendredi, 07 juillet 2023 12:04

Le Journal du 06 Juillet 2023

  • Responsabilité sociétale des entreprises : le secteur privé incité à s’investir dans la biodiversité
  • Huissier de Justice : grève imminente mettant en branle la justice
  • Stylisme : le secteur de la mode durable est difficile d’accès pour les jeunes

  • Fampandraisana andraikitra ara-tsosialy ireo orinasa : hentanina hiditra amin’ny sehatry ny tontolo iainana kokoa ireo orinasa
  • Vaditany manerana an’i Madagasikara : nitokona tsy niasa mitaky ny fahamarinana
  • Sekoly mampiaty ao Farafangana : mandray olona varira
  • Famoronana : sahirana ny tanora malagasy misehatra eo amin’ny famoronana maharitra

Ce sont les réunions publiques, les défilés, les cortèges, les rassemblements, toutes les activités publicitaires dans les différents médias audiovisuels, écrits et électroniques, ainsi que toute autre activité visant à amener les électeurs à soutenir et à voter pour un candidat ou une liste de candidats.

Ces moyens de campagne doivent respecter les limites de la liberté d’expression. Ainsi, il est interdit à tout candidat, liste de candidats, ou entité en faveur d’une option de : - produire et diffuser des documents électoraux injurieux ou diffamatoires ; - porter à la connaissance du public un élément nouveau de polémique électorale à un moment tel que ses adversaires n'aient pas la possibilité d'y répondre utilement avant la fin de la campagne électorale ; - promouvoir et utiliser une marque ou des produits commerciaux à des fins de propagande électorale.

Inona avy ireo fomba fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana na fitsapan-kevi-bahoaka ary inona no voarara amin’izany ?

Ny famoriam-bahoaka, ny filaharana isan-karazany, ireo doka amin’ny haino aman-jery isan-karazany, na an-tsoratra na elektronika, ary koa ny hetsika hafa mikendry ny hanentanana ny mpifidy hanohana sy hifidy kandidà na lisitra kandidà.

Tsy maintsy manaja ny fetran’ny fahalalahana maneho hevitra kosa anefa ireo fomba fanentanana hifidy ireo, noho izany dia tsy azo ataon’ny kandidà, na lisitra kandidà, na vondrona manohana safidy iray, ny mamokatra sy manaparitaka antotan-taratasy manala baraka sy maniratsira kandidà hafa, ny mampahafantatra singa izay mety hiteraka resabe mikasika ny mpifanandrina aminy raha tsy afaka manome fanazavana mikasika izany io mpifanandrina io mandritra ny fotoana fampielezan-kevitra. Farany dia tsy azo ampiasaina ho fampielezan-kevitra ny marika sy ny vokatra natao ho amidy.

Un bulletin est nul quand il comporte plusieurs choix, ou quand le bulletin sur lequel le choix de l’électeur n’est pas clairement exprimé ; le bulletin est déchiré ou comportant des mentions griffonnées ; le bulletin est non règlementé ; il est entièrement ou partiellement barré ; il est non signé au dos par les membres du bureau électoral désignés à cet effet. Les bulletins nuls ne sont pas considérés comme suffrages exprimés lors du dépouillement même.

On considère qu’un bulletin est blanc quand aucun choix n’a été marqué dans le bulletin.

Les bulletins déclarés nuls ou blancs sont contresignés par les membres du bureau électoral et annexés au procès-verbal.

Rehefa inona ny bileta iray no sokajiana ho vato maty na koa hoe vato fotsy ?

Raisina ho vato maty ny bileta iray rehefa roa na maromaro ny kandida nofidiana, izany hoe nasiana marika, na koa hoe tsy mazava tsara ny marika teo amin’izay kandidà nofidian’ilay mpandatsa-bato, na koa hoe rovitra na misy takosikosina ilay bileta, na koa tsy araka ny tokony ho izy ilay bileta, na nasiana tsipika lehibe na amin’ny ampahany ilay bileta, na tsy nisy sonian’ireo solotenan’ny biraom-pifidianana tao andamosin’ilay bileta. Eo am-panisana moa dia efa avahina ireo vatomaty. 

Atao hoe vato fotsy kosa ny bileta iray rehefa tsy naneho ny safidiny mihitsy ilay mpandatsa-bato, izany hoe tsy nisy nokitihana ilay bileta.  

Ny vato maty sy vato fotsy dia verenan’ireo biraom-pifidianana soniavina ary marihina ao anatin’ny firaketana an-tsoratra.

  • Région Boeny : un projet de construction d’un lycée pour former des jeunes qui veulent se lancer dans l’agriculture
  • Région Vatovavy : la commune de Soavina demande la mise en place d’une brigade de la Gendarmerie
  • Région Atsinanana : 70 jeunes entrepreneurs dans les six provinces se sont réunis à Toamasina

  • Faritra Boeny : hametraka lisea hanofana tanora amin’ny fambolena
  • Faritra Vatovavy : mangataka ny hametrahana Brigadin’ny zandary ny kaominina Soavina
  • Faritra Atsinanana : tanora mpandraharaha 70 manerana ny faritra 6 niatrika zaika be momba ny fandraharana tao Toamasina

La société commerciale a établi le terme SA, SARL et SARLU qui sont déjà le statut des entreprises. Quelle est la différence et la signification de ces termes ? On sait que le secteur de l’agriculture et l’élevage sont maintenant en voie de développement, nommé « Agriprenariat » qui tient une place très importante à Madagascar.

Ny orin’asam-barotra no nanangana ireto marika famantarana ireto izay efa hitantsika matetika eny anivon’ny orin’asa : SA, SARL, SARLU. Inona ary no mahasamihafa sy ny dikan’izy telo ireo ? Tsapa fa mila fivoarana ny sehatra eo amin’ny fambolena sy ny fiompiana ka namoronana anarana hoe « Agripernariat ». Manana anjara lehibe anatin’ny resaka fihariana izy io eto Madagascar.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter