Le féminisme peut prendre une multitude de formes selon la situation de chaque pays, selon les modes de vie de la population, selon ses cultures et d’autres facteurs qui interfèrent la façon qu’ils traitent les femmes. Le féminisme extrémiste quant à lui, veut à tout prix avoir la supériorité par rapport aux hommes, et dans le but de renverser le pouvoir actuel, comme nous explique : Sleeping Pop, une activiste féministe malgache. Ces extrémistes utilisent des moyens « exagéré » dans leur combat comme à l’issue des manifestations dévêtues et des messages écrits au corps, affirme-t-elle. A la place, il faudra se pencher sur le féminisme inclusif comme elle fait, pour mener à bien le but car il faut exclure personne et donner part aux hommes dans le mouvement.
Ny feminisma dia manana endrika maro amin'ny ady amin’ny fampitovian-jo ny lahy sy ny vavy miankina amin'ny toe-javatra iainan'ny firenena tsirairay, araka ny fomba fiainan'ny mponina, araka ny kolontsainy sy ny antony hafa mampiova ny fomba fijery sy fandraisana ny vehivavy. Ny feminisma extremiste kosa na ny feminisme mihoam-pefy dia miady ny hakana ny toerana ambonimbony mihoatra amin’ny lehilahy, ary hanongana ny fahefana ankehitriny izay tazomin’ny lehilahy hoy izy, araka ny fanazavan’i Sleeping Pop, feminista mpikatroka malagasy. Ireo “extremiste” ireo dia mampiasa fomba "mihoa-pefy" amin'ny ady ataony toy fihetsiketsehana miboridana miaraka amin’ny hafatra an-tsoratra eny amin’ny vatany, hoy izy. Raha ny tokony ho izy, dia tokony mirona any amin’ny “feminisme inclusive” tahaka azy ny olona, mba hahatratrarana ny tanjona satria tsy tokony hanilihaka na iza na iza isika amin’ny ady fa mampandray anjara lehilahy amin’ny hetsika na io ady io.
• Ny fitsinjovana ny fiainam-bahoaka no andrasan’ny olona amin’ny mpikambana ao amin’ny governemanta
• Fanjifana : Mpampaneno lakolosy ihany no fahefana ananan’ireo fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa eto Madagasikara
• Nitombo 80% ny isan’ireo tanora liana amin’io sehatry ny asa sosialy
• Vokatry ny fiakaran’ny vidim-piainana : miakatra ihany koa ny vidin’ny gazety.
En principe, oui. Tous les vaccins du type « non-vivants » comme le vaccin contre la grippe, contre le tétanos ou la rougeole, peuvent être réalisés le même jour ou quelques jours après l’administration d’un vaccin COVID19.
Un individu peut donc recevoir une dose de vaccin contre la COVID-19 même s’il a récemment reçu un autre vaccin. Toutefois, des précautions spécifiques sont recommandées aux personnes âgées ou des patients ayant des facteurs de risque. Pour faciliter la surveillance en pharmacovigilence, il est préférable de ne pas injecter un autre vaccin entre les deux doses et de respecter un délai d’au moins 2 semaines après la dernière dose.
Mahazo manao vaksiny hafa ve raha avy nanao vaksiny miaro amin’ny covid-19 ?
Eny, amin’ny ankapobeny dia afaka miaraka amin’ny vaksiny COVID-19 ireo vaksiny antsoina hoe “non-vivants” tahaka ny vaksiny miaro amin’ny gripa, ny tetanosy na ny kitrotro. Azo vitaina anaty andro iray ireo na elanelana andro vitsivitsy.
Na izany aza, mila fitandremana manokana ny momba ireo zokiolona na ireo voasokajy ho olona marefo. Tsy tokony hitsindrona vaksiny hafa izy ireo raha tsy vita tanteraka ny fatra roa amin’ny vaksiny COVID-19, ary miandry roa herinandro aorian’izay farafahakeliny vao manao vaksiny hafa raha ilaina.
3 jeunes dont Arinala, Farah, Ny Aina sont invités au Studio Sifaka et s’expriment sur les actualités de la semaine :
Nanasa vahiny telo ny Studio Sifaka naneho ny heviny momba ny vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity :