COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 19 octobre 2023 07:21

Forum Handicap Emploi

Nous allons parler du Forum Handicap Emploi, auquel les participants vont discuter de l’accès à l’emploi des personnes en situation de handicap. Le forum commence aujourd’hui et se termine demain dans la Commune Urbaine d’Antananarivo. Ecoutons l’entreprise l’entrevue avec Vahinintsika Dolicia Rotovonkery, une des organisateurs de l’événement dans l’émission Hono Ho’A.

Miresaka momba ilay fikaonan-doha hiresahana manokana ny fahafahan’ireo olona manana fahasembanana miasa isika anatin’ny vaoavao. Tontosaina etsy amin’ny Lapan’ny tanàna Antananarivo Renivohitra ny Forum Handicap Emploi izay nanomboka anio ka hifarana rahampitso. Ndao ary ho arahantsika ny resadresaka niarahana tamin’ny mpikaraka momba ireo tsara ho fantatra anatin’ny Hono ho aho. Vahinintsika Dolicia Rotovonkery isan’ny mpikararaka ity andiany voalohany ity.

jeudi, 19 octobre 2023 07:01

L'expression scénique dans le slam

Le Slam National 14 c’est du 26 au 30 Septembre 2023. Aujourd’hui dans l’émission Hono Ho’A, nous allons parler de l’importance du scénique dans le slam, avec Hoby Rajoelison, comédienne dans la compagnie Miangaly. L’expression scénique aide beaucoup dans la compréhension de tel ou tel message.

Ho tontosaina ny 14 ka hatramin’ny 26 Septambra ny Slam National 14. Ny tena ilaina ny fihetsika an-tsehatra ao anatin’ny slam no resahintsika ato anaty fandaharana Hono Ho’A, miaraka amin’i Hoby Rajoelison, mpikambana ao amin’ny compagnie Miangaly. Manampy be amin’ny fahazoana ny tiana ambara ny fihetsika ao anatin’ny slam.

Le 21 Septembre c’est la journée internationale de la paix. Nombreux sont les conflits qui surgissent lors d’une élection. Nous allons parler de ces cas avec Anjara RATSIMBASON, Coordinatrice de projet OBSMADA pour éviter les conflits. C’est un réseau de jeunes prônant la paix et la sécurité.

Un millier de jeunes de l’OBS MADA travaillent avec les jeunes observateurs électoraux de Safidy pour une sensibilisation et observation de l’élection.

Andro maneran-tany ho an’ny fitoniana sy fandriam-pahalemana ny 21 septambra. Betsaka ireo disadisa mety ho teraka manodidina ny fifidianana, ho resahitsika eto. Misy ny andraikitra azon’ny tanora raisina isorohana izany. Fanazavana entin’i RATSIMBASON Anjara, mpandrindra ny tetikasa OBS MADA, izay tambazotran’ny tanora mivoy ny fitoniana sy fandriam-pahalemana.

An’arivo ireo tanoran’i OBS Miara-miasa amin’ireo tanoran’ny mpanaraha-maso Safidy amin’izay fanentanana sy fanaraha-maso ny fifidianana izay.

mercredi, 18 octobre 2023 13:49

Le Journal du 18 Octobre 2023

  • Histoire des élections à Madagascar : peu de femmes se sont portées candidates
  • Etudiants d’Ankatso : des revendications concernant les infrastructures dans les cités universitaires
  • Résultat de recherches : la faculté d’analyse des jeunes diminue
  • Deuil périnatal : les mères souffrent du manque de soutien familial et social

  • Tantaram-pirenena : vitsy ireo vehivavy nirotsaka ho filoham-pirenena teto Madagasikara
  • Mpianatr’Ankatso : nanao fangatahana mahakasika ireo fotodrafitr’asa sy ireo trano fonenana
  • Voka-pikarohana : tsy mitsaha-mihena ny fari-pahaizan’ny tanora
  • Fisaonana zazarano : tsy ampy tohana ara-piaraha-monina ireo reny maty zanaka

mercredi, 18 octobre 2023 13:39

Sifflet du 18 Octobre 2023

  • Basketball : les phases finales du championnat national N1A débutent ce jeudi au Palais des Sports Mahamasina
  • RUGBY à 7 : les Maki de Madagascar à la cinquième place lors de la qualification pour les Jeux Olympiques
  • Les Barea s’inclinent 2 – 1 face à la Mauritanie et remporte 2 – 1 contre le Bénin lors d’un match amical au Maroc

  • Basketball : hanomboka rahampitso alakamisy ny dingana faran’ny fifaninanam-pirenena N1A ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina
  • Rugby 7 : eo amin’ny laharana faha-5 ny Maki an’i Madagasikara vehivavy nandrintra ny fifanintsanana andehanana amin’ny lalao Olympika
  • BAREA : resin’ny Mauritanie 2 – 1 sy nandresy ny Benin 2 – 1 tamin’ny lalao fanazaran-tena tany Maroc
mercredi, 18 octobre 2023 13:18

Le Journal des régions du 18 Octobre 2023

  • Morondava : le remblaiement illégal des canaux reprend
  • Vavatenina : distribution par foyer des cartes d’électeurs
  • Morombe : distribution des matériels pour les pêcheurs légaux

  • Morondava : fanotorana tany tsy ara-dalàna
  • Vavatenina : zaraina isan-trano ny karam-pifidianana
  • Nomena fitaovam-panjonona ireo mpisehatra manara-dalana ao Morombe
mercredi, 18 octobre 2023 12:58

Le Journal du 17 Octobre 2023

  • Des jeunes d’Antsirabe s’intéressent au théâtre radiophonique
  • Un événement a été organisé à Nosy Be pour faire connaitre la prophylaxie pré-exposition du pour le VIH
  • Cela fait près de 4 mois que quelques en hauteur n’ont pas accès à l’eau dans la commune de Mandritsara

  • Anisany mahasarika tanora ao Antsirabe ny famoronana tantara an’onjampeo
  • Natao tao Nosy Be omaly Alatsinainy ny hetsika fampafantarana ny fanafody prophylaxie pré-exposition du pour le VIH
  • Efa ho efa-bolana any hoany izay no tapaka ny famantsiandrano amin’ireo toerana avo ao kaominina ambonivohitry Mandritsara

mercredi, 18 octobre 2023 09:11

Le Journal des régions du 16 Octobre 2023

  • Une hausse du paludisme est constatée à Befotaka, commune Atsindra, district d’Ifanadiana
  • Amoron’i Mania : une pénurie d’eau suite aux feux de brousse actuellement
  • Le ministère vend d’autres riz pour réguler le prix

  • Mirongatra ny aretina tazo moka ao amin’ny fokotany Befotaka kaominina Atsindra distrikan’ny Ifanadiana
  • Amoron’i Mania : tsy maharaka intsony ny famantsian-dranon’ny JIRAMA vokatry ny doro tanety
  • Misy vary hafa amidy eto Antananarivo ho fitsinjovana ny vidimbary midangana
mercredi, 18 octobre 2023 08:27

Le Journal des régions du 14 Octobre 2023

  • Vatovavy : une hausse de 100% des frais de transport reliant Mananjary et Vohilava
  • Ambarikorano, district de Mandritsara : une association de jeunes se mobilise pour la lutte contre l’insécurité
  • Isalo : parmi les 24 plus beaux sites à visiter en Afrique

  • Vatovavy : niakatra avo roa heny ny saran-dalana mampitohy an’ny Mananjary sy Vohilava
  • Ambarikorano, distrikan’ny Mandritsara : fikambanana tanora mandray anjara amin’ny ady amin’ny tsy fampandriam-pahalemana
  • Isalo : tafiditra ho isan'ireo toerana 24 tsara indrindra hotsidihina aty Afrika

La façon dont on éduque son enfant est une préoccupation pour chaque famille. Dans la société malgache, les idées se divergent entre parents. Il y a ceux qui encouragent encore les punitions physiques en pensant que c’est le meilleur moyen de pouvoir les corriger. D’un autre côté, certains le qualifient de violence et se penchent plutôt vers des alternatives plus pacifiques. Comment parvenir à une éducation réussite des enfants dans la non-violence ? Majelo Jean et Olivia, Deux parents qui ont deux façons différents en discutent avec l’éducateur Tilahy Ramanamahandry dans l’émission « Ndao hilaoeky ».

Manahirana ny fomba fitaizana ankizy ao an-tokatrano ankehitriny. Mifanipaka ireo hevitra amin’ny samy ray aman-dreny eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy. Ao ireo mbola manohana fa mahomby ny fanitsiana zaza amin’ny alalan’ny sazy ara-batana toy ny kapoka.  Misy kosa ireo mihevitra izany ho herisetra ka miditra kokoa amin’ny vahaolana hafa. Ahoana no hahatongavana amin’ny fanabeazana mahomby kanefa tsy misy herisetra? Miady hevitra mikasika izany I Majelo Jean sy Olivia, ray aman-dreny, miaraka amin’ny mpanabe Tilahy Ramanamahandry.

mercredi, 18 octobre 2023 07:17

Le Journal des régions du 13 Octobre 2023

  • Analanjirofo : 9 jeunes ont bénéficié d’une formation dans l’élevage
  • Antsiranana : les marchandises de plus de 2 mois ont été vendus
  • Les jeunes à Toamasina sont intéressés par la lutte contre les violences dans les médias et réseaux sociaux

  • Analanjirofo : tanora mpandraraha 9 no nahazo fampihofanana momban’ny fihompiana
  • Antsiranana : natao lavanty ny entana mihaotra ny roa volana ao amin’ny doany
  • Fisorohana herisetra eo amin’ny tanora amin’ny haino amanjery sy facebook nahaliana ny tanora teto Toamasina 
mercredi, 18 octobre 2023 07:02

Le Journal du 17 Octobre 2023

  • Deuxième session ordinaire de l’Assemblée Nationale : le débat s’annonce agité
  • BAROCI 2022 : le président sortant, jugé peu efficace
  • Concours d’entrée à l’Université d’Antananarivo : chaque département de la FLSH procède à la correction des copies
  • Octobre Rose : les femmes en milieu rural sont réticentes pour dépister le cancer du col de l’utérus et des seins

  • Fivoriana ara-potoana faharoan’ny antenimieram-pirenena : hangotraka ny adihevitra eo amin’ireo solombavam-bahoaka
  • BAROCI 2022 : tsy dia nahomby ny fomba fiasan’ny filoham-pirenena teo aloha
  • Fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany eny amin’ny anjerimanontolo : eo ampitsarana ny taratasim-panadinana ny ao amin’ny FLSH
  • Hetsika « Octobre Rose » : matahotra hitily momba ny homamiadan’ny nono sy ny tranon-jaza ireo vehivavy eny ambanivohitra

mercredi, 18 octobre 2023 07:00

Le Journal du 16 Octobre 2023

  • Prise en charge de la Santé mentale à Madagascar : un centre de réhabilitation psychosocial en vue
  • Deuil périnatal : la société néglige le traumatisme parental
  • La pollution de l’air est à l’origine de la hausse de la maladie respiratoire à Antananarivo
  • « Jôkôsô » festival du rire : les jeunes humouristes malagasy affluent

  • Fahasalamana ara-tsaina : hiampy iray ireo ivotoerana fandraisana an-tanana eto amintsika
  • Fahafatesan’ny zazarano sy zaza menavava : tsy omen’ny fiaraha-monina lanja ny ratran’ireo ray aman-dreny
  • Fahaloton’ny rivotra eto an-drenivohitra : mitombo isa ireo olona voan’ny aretin’ny taovam-pisefoana
  • Hetsika Jôkôsô : mitombo isa ireo tanora mpanao hatsikana

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter