- Sofia : les agriculteurs s’appuient à travers le Groupe d'Epargne Communautaire à Bealanana .
-SAVA : 8 points d’abreuvements installés à Vohémar.
- Moramanga : baisse du nombre d’inscription dans les écoles privées.
- Sofia : vondrona tantsaha ao Bealanana mifanohana amin’ny alalan’ny tahirim-bola amin’ny alalan’ny Groupe d’Epargne Communautaire.
-SAVA : toerana fisotroan-drano ho an’ny omby miisa 8 no napetraka tao Vohémar.
- Moramanga : nihavitsy ireo nisoratra anarana eny amin’ny sekoly tsy miankina noho ny fahasahiranan’ireo ray aman-dreny.Â
-Vatovavy : les élèves de la commune de Vatoandrina n'ont toujours pas de salle de classe à cause du cyclone Batsirai.
- Diana: le projet Kobaby a visité les Tsingy Mahaloka du circuit touristique AZALAHY.
- Atsinanana : la consultation régionale sur la recherche scientifique, lancée à Toamasina.
-Moramanga : saisie de 269 sacs de charbons illégaux.
-Vatovavy : tsy mbola manana hefitrano sekoly ireo mpianatra ao amin’ny kaominina Vatoandrina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai .
- Diana: nitsidika ny Tsingy Mahaloka ao amin’ny faritra fizahantany AZALAHY ny tetikasa Kobaby.
- Atsinanana: nosantarina tao Toamasina ny fikaonandoham-paritra momba ny fikarohana siantifika.
-Moramanga: arina fandrehitra tsy ara-dalà na miisa 269 gony no  tratra.
- Fianarantsoa : «Let's hand the cap», l’association des étudiants en situation de handicap à l'Université d’Andrainjato.
- Nosy be : 3 routes menant à des sites touristiques sont réhabilitées.
- Vatovavy : les habitants de Mananjary et de  Nosy Varika subissent toujours les impacts du passage du cyclone Batsirai.
- Fianarantsoa : "Let's hand the cap" na fikambanan'ireo mpianatra manana fahasembanana ao amin’ny Oniversite Andrainjato. Â
-Nosy be : lalana 3 mizotra any amin’ireo toerana azo tsidihan’ny mpizahantany no amboarina.
- Vatovavy : mbola anaty fahasarihanana ny mponina ao amin’ny distrikan’i Mananjary sy Nosy Varika noho ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai.Â
Selon la loi 2021 004 sur le foncier, seuls les géomètres experts sont autorisés à établir un plan exact et détaillé d’un terrain. Le tarif de prestation dépend de l’entente entre le client et le Géomètre Expert. Le Président de l’Ordre des Géomètres Experts de Madagascar, Nosoavina Rakotomalala nous explique qu’ils pourront être fonctionnaire de l’Etat ou indépendants. L’OGEM est actuellement en train d’élaborer un tarif unique sur les préstations des Géomètres Experts.
Araka ny lalà na 2021 004 mikasika ny fananan-tany dia ireo mpandrefy tany mpahay raha ihany no ankatoavin’ny fanjakana isahana ny fandrefesana sy famoahana ny sarin-tany. Ny saran’ny asa kosa dia izay ifanarahan’ireo mpandrefy tany mpahay raha sy ny mpanjifa.
Manazava ny filohan’ny Holafitry ny Mpandrefy Tany Mpahay raha, Nosoavina Rakotomalala fa misy amin’izy ireo mpiasam-panjakana fa misy ihany koa miasa tena. Eo am-pamolavolana sandan’ny asa iombonan’ny Géomètres Experts ny holafitra amin’izao fotoana izao.
-Toliary : Tanora Actif an’i Madagasikara organise une formation sur le leadership, la décentralisation et la constitution pour les jeunes.
- Atsimo Andrefana : installation d'une centrale hybride solaire à  Toliary II.
- Atsinanana : la commune de Toamasina sensibilise les habitants à se méfier des arnaqueurs qui prétendent travailler en faveur du plan d’urbanisme. Â
-Mahajanga : qualification des Barea Beach Soccer pour la CAN Beach Soccer 2022 au Mozambique.
-Toliary : mikarakara fiofanana momba ny fitarihana, fitsinjaram-pahefana ary ny lalam-panorenana ho an’ny tanora, ny Tanora Actif an’I Madagasikara. Â
-Atsimo Andrefana : nametrahana tobimpamokarana herinaratra nampivadiana tamin’ny angovo avy amin’ny masoandro tao Toliary faharoa.
-Atsinanana : manentana ireo mponina ho mailo amin’ireo mpisoloky ho mpanara-maso ny drafi-pananjariana ny tanan-dehibe ny ao Toamasina.
-Mahajanga : tafiakatra amin’ny CAN Beach Soccer 2022, atao ao Mozambique ny Barea Beach Soccer.
L’exposition « Mahajanga, port du bout du Monde » par le photographe Rijasolo se déroule actuellement au musée de la photographie de Madagascar à Anjohy- Antananarivo, jusqu’au 28 aout. C’est un projet initié par l'Office des Nations Unies contre la drogue et le crime, ainsi que la Commission de l'océan Indien et ses partenaires ayant pour grand thème «Connecter les ports et les Hommes ». L’exposition met en valeur l’importance économique et sociale du port sur la vie des habitants. Interview avec Rijasolo, le photographe.Â
Misy fampirantiana sary hataon’ny mpaka sary matihanina, Rijasolo, ao amin’ny Mozean’ny sary eny Anjohy – Antananarivo hatramin’ny 28 aogositra. Tafiditra anatin’ilay tetik’asa « port – connecting people » na hoe « seranan-tsambo mampifandray ny olona » izay karakarain’ny ofisin’ny firenena mikambana miady amin’ny zava-mahadomelina sy ny heloka bevava izy io. Ny tanjona dia ny hanehoana ny mahazava-dehibe ny fisian’ny seranan-tsambo eo amin’ny toe-karena sy ny fiaraha-monina manodidina izany. Resadresaka niarahana tamin’i Rijasolo, mpaka sary.
Les étudiants ont réclamé trois grandes lignes lors de la grève en 13 Mei 1972 : la malgachisation, la démocratisation et la décentralisation du pouvoir. Ce qu’ils ont obtenu c’était la malgachisation selon Jean Rabenalisoa Ravalitera, chercheur et enseignant à l’université. Il estime que les étudiants actuels n’ont pas le même courage comme ceux à l’époque à cause de la différence de leur niveau de vie.
Zavatra telo no fototry ny fitakian’ireo mpianatra nanatanteraka ny hetsika tamin’ny 13 mey 1972 dia ny fanagasiana ny fampianarana, ny fahafahana maneho hevitra ary ny fitsinjaram-pahefana. Ny isan’ny tafapetraka hatramin’izao dia ny fanagasiana hoy i Rabenalisoa Ravalitera Jean izay mpampianatra sy mpandalina ny fanagasiana. Fa antony tsy ahavitan’ny tanora amin’izao manatanteraka fitakiana lehibe, tahaka ireny hoy hatrany izy dia noho tsy fitovian’ny fari-pananan’ny zaza malagasy tamin’izany sy amin’izao.
Bien plus que de simples utilisateurs, les jeunes malgaches s’initient progressivement à la création d’outils d’intelligence artificielle. Pour promouvoir la culture numérique à Madagascar, Christelle Julias, ingénieur en Intelligence artificielle, suggère la réduction du prix d’accès à internet et l’intégration de l’intelligence artificielle dans le programme scolaire. D’autre part, la société Huawei soutient les universités comme le MISA à Ankatso en termes d’équipements et compétences pour valoriser la culture numérique à Madagascar.
Tsy mpampiasa fotsiny fa efa mpamorona fitaovana misy « intelligence artificielle » ihany koa ny tanora Malagasy amin’izao fotoana izao. Ny fampihenana ny vidin’ny aterineto sy ny fampidirana ny resaka « Intelligence artificielle » anaty fandaharam-pianarana manomboka any amin’ny kilasy ambany no soso-kevitry i Christelle Julias, izay manam-pahaizana momban’ny fikirakirana Intelligence artificielle, hampiroboroboana kolotsaina nomerika ity eto Madagasikara. Fa ankoatra izay dia manohana ireo sekoly ambony amin’ny resaka fitaovana sy fahaiza-manao ihany koa ny orinasa Huawei hampiroboboana izay kolontsaina nomerika izay, isan’izany ohatra ny MISA eny Ankatso.
- Situation des lois sur la protection des lanceurs d’alerte dans le monde.
- Produits d’importation périmés au port de Toamasina : Une question de défaillance en terme de conditionnement.
- Quelles sont les distinctions honorifiques à Madagascar ?
- L’émission Tsorabitsika reprendra à partir de demain.
Â
- Mbola vitsy ireo firenena afrikanina manana lalà na miaro ny mpisintona lakolosy.
- Inona ny fepetra haazoana mari-boninahim-pirenena ?
- Diplaoma hosoka : Misy fanamarinana manokana atao hamantarana azy.
- Fandaharana tsora-bitsika, nanamarika fahazazan’ny olona maro.
Â
Les jeunes ont exprimé leurs opinions dans Ndao Hilaoeky. Liantsoa Ramiadanjatovo, ​​​​une jeune bachelière de 2021, Herivahatraina Andonirina Tsiry et Manantenantsoa Norelia, première année à l’université, sont les  invités. L'enseignement de la matière mathématique de base, le multiple meurtre à Ankazobe et les divertissements à développer pour les jeunes, ce sont les thèmes abordés.
Naneho hevitra indray ireo tanora ao anatin’ny Ndao hilaoeky. Ramiadanjatovo Liantsoa, vao afaka baccalauréat ny taona 2021, Herivahatraina Andonirina Tsiry sy Manantenantsoa Norelia, taona voalohany eny amin’ny amabaratonga ambony, no vahinin’ny fandaharana. Ny fampianarana ny taranja matematika eny amin’ny ambaratonga fototra, ny mikasika ilay famonoan’olona tao Ankazobe ary ny fialamboly tokony hovelarina ho an’ny tanora. Ireo no lohahevitra noresahana.
Â
- Menabe : célébration du rite traditionnel « Fitampoha » à Belo sur Tsiribihina du 4 au 12 août 2022.
- Atsinanana : remise en place du « Bokimbahiny » pour préserver la sécurité.
-Alaotra Mangoro : distribution de masse de copie de naissance à Amparafaravola.
Â
-Menabe : hetsika arapombandrazana Fitampoha ao Belo sur Tsiribihina ny 4 hatramin’ny 12 Aogositra 2022.
-Atsinanana : averina ny fampiasana ny bokimbahiny ho fitandroana ny fahalemana.
-Alaotra Mangoro : hetsika fizarana kopia faobe tao Amparafaravola.
- Faux diplôme universitaire : traqués à l’aide d’une demande d’authentification.
- Fier Mada : les jeunes se lancent aussi dans l’agriculture.
- Forum National de l’éducation : deux jours de concertation pour la transformation permanente de l’éducation à Madagascar.Â
- « bebe Mémé » s’est éteinte à l’âge de 94 ans.
Â
Â
- Fier Mada : Mandray anjara mavitrika ny tanora.
- Dinika nationaly momba ny fanabeazana : roa andro nanapahana ny rafi-pampianarana vaovao tokony hapetraka eto Madagasikara.
- Nodimandry teo amin’ny faha 94 taonany i Meme, mpilalao tantara sy sarimihetsika.
- Fifamoivoizana any amin’ny distrikan’Arivonimamo : ny fiatrehan’ireo mpisehatra an’izany.
Â