COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

lundi, 24 octobre 2022 12:43

Le Journal du 24 Octobre 2022

  • Immunité Parlementaire : un droit de protection des parlements s’ils ne sont pas pris en flagrant délit.
  • Santé publique : La bataille contre la Poliomyélite continue pour Madagascar.
  • La relation diplomatique entre le Norvège et Madagascar.
  • Ecole de la Gendarmerie Nationale d'Ambositra : 18 matières y sont enseignées.

  • « Immunité Parlementaire »: zo fiarovana ny solombavambahoaka sy loholona raha tsy tratra ambodiomby nandika lalàna izy.
  • Fahasalamam-bahoaka: Mitohy ny ady amin’ny lefakozatra eto Madagasikara.
  • Diplaomasia: Ireo fifandraisana nisy teo amin’ny Norvezy sy Madagasikara.

  • Célébration de la journée mondiale de l’énergie à Toamasina : le lancement du projet volobe II a été parmi les thématiques préoccupants.
  • Menabe Antimena : les nations unies collaborent avec l’Etat malagasy pour la relocalisation des habitants.
  • Région Boeny : les 127 étudiants sortants en tourisme contribueront au développement du tourisme local.
  • Sambava : La foire économique et écologique 2022 s’est achevée hier.

  • Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny angovo tao Toamasina: kendrena ho tontosaina tsy ho ela ao an-toerana ny tetik’asa volobe II.
  • Menabe Antimena: Andrasana ny fiaraha-miasan’ny etazonia sy ny fanjakana Malagasy amin’ny fifindra-monin’ ireo mponina ao amin’ny faritra arovana.
  • Faritra Boeny: Handray anjara amin’ny fampandehanana ny sehatry ny fizahan-tany ireo mpianatra 127 vao nahavita fianarana.
  • Sambava: Nifarana omaly ny tsenabe ara-toe-karena sy ara-tontolo iainana 2022.

Il fut un temps où les responsables de DINA Besaboha ont été indépendants dans toutes les décisions qu’ils prenaient. En ce moments, l’application du dina rencontre beaucoup d’obstacle et l’insécurité monte en flèche selon le rapport des jeunes du projet OBS MADA. Le projet OBSMADA ou Observatoire des jeunes engagés pour une gouvernance plus inclusive efficace et apaisée, du Programme des Nations Unies pour le développement, financé par le Fonds pour la consolidation de la paix, et mis en œuvre par l'ONG Action Intercoopération Madagascar, le MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, l'ONG Ivorary, l'ONG Ravitsara et le Studio Sifaka.

Plusieurs entités se sont réunies pour chercher des solutions face à ce fléau. Jeunes, représentant de l’état tel que Hajasoa Thomas Hucquet, TAC Anahidrano, Mandrantomanana Rufin, Commissaire de Police à Antsohihy, Rakotoarijaona Jean Kennedy Bastien du Dinan'i Besaboha et Razafisolo Randriamanantena, secretaire du Dina au nuveau du District et représentant du Préfet ont répondu présent. Il a été décidé que seul l’entraide pourrait faire avancer l’application du Dina selon la loi. Une renforcement des capacités des membres du Dina surtout pour la rédaction de Procès verbale est aussi nécessaires sans cela on ne peut punir les malfaiteurs

Nisy fotoana Tsy nisy mihitsy ny teritery mahazo ny mpiray DINA ary mahafehy ny asany ny mpitarika ny DINA Besaboha. Amin’izao anefa miatrika olana goavana ny fampiharana ny Dina hany ka miakatra ny tahan’ny tsy fandriam-pahalemana araka ny fanadihadiana nataon’ireo tanoran’ny OBS MADA. Ny tetikasa OBS-Mada izay fadaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana PNUD Madagascar, vatsian’ny Fonds pour la consolidation de la paix ary tanterahan’ny ONG Action Intercoopération Madagascar, MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, ONG Ivorary, ONG Ravitsara ary Studio Sifaka.

Nikaon-doha nitady vahaolana ireo tanora sy ny avy ao amin’ny Dina ary ny tompon’andraiki-panjakana any an-toerana ka isan’izany i Hajasoa Thomas Hucquet, TAC Anahidrano, Mandrantomanana Rufin, Commissaire de Police ao Antsohihy, Rakotoarijaona Jean Kennedy Bastien avy ao amin’ny Dinan'i Besaboha ary Razafisolo Randriamanantena, mpitan-tsoratry ny Dina ao amin'ny distrika izay misolo tena ny Prefet.  Tapaka fa hisy ny fifanampiana amin’ny rehetra hahafahana mampihatra ny Dina amin’ny ara-dalana sy ny fanamafisana traikefa ifotony, indrindra amin’ny fanaovana ny tatitra mba hahafahana tena manasazy ireo mpanao asa ratsy.

vendredi, 21 octobre 2022 12:31

Le Journal du 21 Octobre 2022

  • La concertation entre le secteur privé et le secteur public pour la ratification du Zlecaf est toujours en cours.
  • Construction et habitat : 700 000 habitations en manque pour les villes de Madagascar.
  • Joanie Anyssa et Muriel Erica choisies parmi 40 Basketteuses pour suivre une formation en Basketball au Sénégal dans le cadre de la Fiba Africa Regional Youth Camp.
  • Le concours The Voice Africa est ouvert aux talentueux chanteurs Malgaches.

  • Mbola anaty fakan-kevitra miaraka amin’ny sehatra tsy miankina hatrany ny fanjakana mikasika ny Zlecaf.
  • Tsy ampy 700 000 isa ny trano fonenana amin’ny tanan-dehibe eto Madagasikara.
  • Joanie Anyssa sy Muriel Erica no voafidy tamin’ireo mpilalao baskety miisa 40, nanaraka ny fiofanana amin’ny taranja baskety tany Sénégal tao anatin’ny Fiba Africa Regional Youth Camp.
  • Misokatra ho an’ireo malagasy manan-talenta ny fifaninanan-kira The Voice Africa.

vendredi, 21 octobre 2022 12:24

Le Journal des régions du 21 Octobre 2022

  • Ambovombe : une forte tempête de sable a envahi la ville depuis deux jours.
  • Opération fistule : Ils se rendent dans plusieurs régions pour la chirurgie des femmes atteintes de la fistule.
  • Région de Sofia : 8 000 titres fonciers seront distribués aux habitants.
  • Toliara : les personnes handicapées locales ont reçu un soutien alimentaire et sanitaire.

  • Ambovombe : nisehoana tiomena nahery vaika nandritra ny roa andro.
  • Fandidiana aretina mamany lava : Mitety faritra maromaro ireo eo anivon’ny Opération fistula amin’ny fandidiana ny aretina.
  • Faritra Sofia : karatany miisa 8 alina no ho zaraina amin’ireo mponina.
  • Toliara : nahazo tosika ara-tsakafo sy aram-pahasalamana ireo olona manana fahasembanana tany an-toerana.

Effectivement, la covid- 19 a fait baisser l’espérance de vie particulièrement sur le continent européen et aux Etats-Unis.  C’est la revue scientifique Nature Human Behaviour qui a publié cette étude réalisée sur une trentaine de pays. 

Dans les pays de l’Union Européenne, l’espérance de vie a baissé d’un an pour les femmes comme pour les hommes. La chute est beaucoup plus marquée en Bulgarie, Slovaquie et aux Etats-Unis, avec un écart de 2 à 3 ans et demi, observée depuis le début de la pandémie.

C’est la vaccination qui a fait la différence, selon les chercheurs. Les pays au taux de vaccination élevé ont pu conserver leur espérance de vie d’avant covid. Aussi, la population américaine étant particulièrement touchée par l’obésité et le diabète par rapport à l’Europe, a été plus vulnérable.  

Eny, lasa nampihena ny fahalavan’ny andro iainana amin’ny ankapobeny ny fisian’ny valanaretina Covid-19, indrindra any amin’ny firenena eoropeana sy any Etazonia. Ilay gazety boky siantifika Nature Human Behaviour no nanao io fikarohana io tamina firenena telopolo teo.

Any Eoropa izao dia nihena herintaona ny fahalavan’ny andro iainana, na ho an’ny lehilahy na ho an’ny vehivavy. Ambony kokoa io isa any any Bulgarie, Slovaquie sy Etazonia, satria manodidina ny 2 hatramin’ny 3 taona sy tapany io fihenanana io. Ireo mponina any Etazonia rahateo dia maro no tratran’ny diabeta sy anatin’ny fahatavezana.

Tsikaritra kosa fa tsy nihetsika firy ny fahalavan’ny andro ianana any amin’ireo firenena nahavita nanao vaksiny betsaka, hoy ireo manam-pahaizana.

La filière gemmologie a connu son exploit lors de l'événement GEOFORUM 2022 au Mining Business Center Ivato Antananarivo. La gemmologie est le traitement des pierres depuis son extraction jusqu'à ce qu'elles deviennent un bijou. C'est une nouvelle filière dans la branche géologie. Beaucoup de jeunes s’y intéressent déjà depuis son ouverture l’année dernière. De nombreux métiers peuvent également être exercés dans cette formation, comme devenir un professionnel en matière de pierres précieuses. Selon l'explication de RAZAFIMAROSON Ivan Tomy, professeur et chercheur, les jeunes peuvent désormais suivre cette formation à l'Université d'Antananarivo et à l'Ecole Polytechnique de Vontovorona.

Niavaka  nandritry ny hetsika GEOFORUM 2022 teny amin’ny Mining Business Center Ivato Antananarivo ny seham-pampianarana Haivatosoa na Gemmologie. Ny haivatosoa moa dia fikirakirana vato manomboka any amin’ny fitrandrahana azy hatramin’ny ahatongavany ho lasa firavaka. Anisan’ny traikefa vaovao ao anatin’ny haibolantany izy ity. Ary efa manomboka betsaka ireo tanora no misafidy azy raha oharina tamin’ny herintaona zay nisokafany voalohany. Maro ihany koa ireo asa azo atao anatin’ity lalam-piofanana iray ity ; anisan’izany ny fahatongavana ho matihanina amin’ny resaka vatosoa, indrindra fa anisan’ny tena mampidi-bola betsaka izy amin’izay fikirakirana vato sarobidy azy izay. Ao amin’ny oniversite Antananarivo aloha no misy an’ity sampa-piofanana ity sy eny amin’ny polytechnique Vontovorona araka ny fanazavan’i RAZAFIMAROSON Ivan Tomy, mpampiantra mpikaroka.

jeudi, 20 octobre 2022 13:18

Le Journal du 20 Octobre 2022

- Guerre Ukraine-Russie : la place de Madagascar reste floue.

- Circulation dans la capitale : les taxi-bicyclettes revendiquent à leur tour le droit de circuler librement.

- Comment les personnes en situation de handicap suivent des formations professionnelles ?

- Le ravintsara, le ravimboafotsy ou l’aferontany : les petits marchés sont mal approvisionnés.  

- Raharaha Ukraine-Russie : tsy mazava ny toeran’i Madagasikara

- Fifamoivoizana eto an-drenivohitra : mitaky ny mba hifamezivezen’izy ireo an-kahalalahana ihany koa ireo taxi-bicyclettes 

- Ahoana no fomba anarahan'ny olona manana fahasembanana fanofanana arak'asa?

-Miharatsy ny ravin-kazo fampiasa amin’ny fitsaboana izay varotana eny an-tsena.

  • Moramanga : les jeunes de la maison des jeunes Moramanga ont sensibilisé des jeunes sur les comportements à adopter durant l’adolescence.
  • Région de l'Est : des journalistes ont été formés à la protection de l'environnement et à l'agriculture.
  • Analanjirofo : la région disposera de quatre complexes de pêche en 2023.
  • Mananjary : les jeunes ont su tiré profit sur leurs études du projet Mivoatse.

  • Moramanga : nanentana ireo tanora ny amin’ny fitondran-tena tokony hananany ny tanora tao amin’ny maison des jeunes Moramanga.
  • Faritra Atsinanana : nampiofanina momba ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fambolena ireo mpanao gazety.
  • Analanjirofo : hahazo ivon-toerana momba ny jono ranoray amin’ny taona 2023.
  • Mananjary : tsy diso anjara ny amin’ny tontolon’ny fianarany koa ireo tanora tao anatin’ny tetik’asa Mivoatse.

mercredi, 19 octobre 2022 12:42

Le Journal des régions du 19 Octobre 2022

  • Nosy Be : Les autorités à Nosy Be n'imposent plus beaucoup de conditions aux visiteurs du navire Europa 2.
  • Analanjirofo : le marché des clous de girofle nécessite des conditions durant la période d’ouverture commerciale.
  • Tolagnaro : c’est la malnutrition qui touche plus la population dans cette région.
  • Ambositra : Le Comité régional commandement opérationnel, CRCO Feux est installé dans le district d'Ambositra.

  • Nosy be : Tsy mitaky fepetra be amin’ireo mpitsidika avy amin’ilay sambo Europa 2 intsony ireo tompon’andraikitra ao Nosy be.
  • Analanjirofo : Mitaky fepetra ny fahafahana mivarotra jirofo mandritran’ny taom-pisokafan’ny varotra.
  • Tolagnaro : Ny resaka tsy fanjarian-tsakafo no tena mpahazo ny olona any.
  • Ambositra : Tafatsangana ny CRCO Feux aty amin'ny Distrikan'Ambositra.
mercredi, 19 octobre 2022 12:22

Le Journal du 19 Octobre 2022

- La carence à l’éducation sur la formation de la conscience politique des citoyens est un défi pour Madagascar en processus électoral et de gouvernance démocratique.

- Choiseul Africa Business Forum : Madagascar en quête d’investisseur.

- Cancer du sein :  la naturopathie comme complément de traitement peut réduire les risques

- Le nombre de femmes en période de ménopause consultant les gynécologues s’accentue dans un hôpital public d’Antananarivo.

- Choiseul Africa Business Forum : fotoana hahafahan’i Madagasikara mitady mpampiasa vola.

- Tsy fahampian’ny fanabeazana ny fahatsampan-tena ara-politikan’ny olom-pirenena no fanamby ho an’ny Madagasikara amin’ny fifidianana sy ny fitondrana demokratika.

- Homamiadan’ny nono : fomba iray manampy amin’ny fanafainganana ny fitsaboana amin’ny fomba natoraly na ny « naturopathie »

- Mitombo ny isan’ny vehivavy manantona mpitsabo momba ny fitsaharan’ny fadim-bolana ao amin’ny hopitalim-panjakana iray eto Antananarivo.

Varatava est une association regroupant des jeunes talentueux dans le monde du dessin en mode portrait. Crée en 2018, elle a lancé son tout premier concours de l’année sous le thème "gasy ka manjary" avec plus d'une vingtaine de participants. Varatava souhaite élargir son réseau dans les autres régions pour y exploiter des nouveaux talents.

Ny Varatava dia fikambanana iray mampivondrona ireo mpanan-talenta amin'ny fanaovan-tsary varatava na « dessin en mode portrait". Niforona tamin'ny 2018 izy io ary etsy amin'ny ivotoeran'ny Kolontsaina Malagasy Antananarivo no misy azy. Isan-taona dia misy ny fifaninanana mifandraika amin'izany.  20 mahery teo ireo mpandray anjara tamin'ity taona ity ka loha-hevitra noraisina ny hoe "gasy ka manjary". Maniry ny hivelatra hatrany amin'ny faritra ny fikambanana varatava.

mercredi, 19 octobre 2022 06:33

La filière cunicole.

Herilala Daniela Razafimandimby est cuniculteur depuis près de 10 ans maintenant. Il a commencé dans la filière en tant qu’amateur avec un fond de 20.000 Ar en achetant 2 lapins. Depuis, il a fait de son élevage une activité génératrice de revenue à temps partielle. Aujourd’hui il possède des centaines de lapin de plusieurs races. A savoir qu’un lapin de race local coûte actuellement aux environ de 25.000 Ar et les lapins de race, 150.000 Ar.

10 taona niompiana bitro izay i Herilala Daniela Razafimandimby. Bitro roa novidiana  20.000 Ar no nanombohany ny fiompiany tamin’izany fotoana. Amin’izao, efa aman-jatony ireo bitro ompiany amina karazany maro ary nataony ho fidiram-bolany mihitsy izany, ankoatra ny asa izay fanaony an-davanandro.  Marihina fa 25.000 Ar eo ny vidin’ny bitro kely ary 150.000 Ar ny bitro karazany lehibe. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter