- Zaza marenina 11 avy amin’ny AKAMA no niatrika ny fanadinana CEPE androany.
- Nanaovana fitsirihana ADN ny fikarohana ny fiandohan’ny Malagasy.
- Ambatondrazaka: boky haisoratra Malagasy no be mpamaky.
- Boky Asaramanitra : ahoana ny fahatsiarovanao ny fankalazana ny fetimpirenena 26 Jona ?
D’après le rapport de l'Enquête par Grappes à Indicateurs Multiples ou Multiple Indicators Cluster Survey (MICS) réalisée en 2018, deux femmes sur 10 accouchent dans un établissement médical et une femme sur deux est accouchée par une personne qualifiée. Ambovombe Androy est concerné par cette réalité, mais depuis, la situation s’est assez améliorée selon le reportage dans le Centre Hospitalier de Référence Régional Monja Jaona d’Ambovombe. A part la crainte de venir dans les hôpitaux, avec les coûts des soins occasionnés, le long déplacement vers les centres de santé se trouve être un autre problème. Les femmes enceinte sont obligées soit de marcher, soit de faire la route en charrette, même si la prise en charge est gratuite pour le moment.
Si les femmes ne viennent pas accoucher à l’hôpital, c’est qu’elles se font consulter auprès des matrones : accoucheuse traditionnelle. C’est risqué pour la santé de la femme et l’enfant parce que les matrones n’utilisent pas de matériels aux normes médicales, ni de techniques appropriées à l’accouchement, nous explique Razafimamonjy Tiana Nandrianina, major de service à la maternité du CHRR Ambovombe.
Araka ny antontan’isa azo avy amin’ny fanadaihadiana MICS tamin’ny taona 2018 dia 2 amin’ny vehivavy 10 eo ihany no miteraka any amin’ny tobim-pahasalamana ary amin’ny 1 amin’ny vehivavy roa no ampiterahan’olona matihanina. Isan’ny mbola ahitana izay tranga tsy fanantonana tobim-pahasalamana izany ny any Ambovombe Androy na dia efa misy fivoarany aza izany amin’izao fotoana araka ny fanadihadiana tao amin’ny hopitaly be Monja Jaona Ambovombe. Mbola sakana ho an’ny vehivavy ankoatra ny tahotra sy ny fandaniana ny halaviran’ny tobim-pahasalamana. Kanefa tsy misy fitaterana ankoatra ny sarety sy ny dia an-tongotra any an-toerana na dia maimaimpoana aza ny fandraisana an-tanana azy ireo ao amin’ny hopitaly.
Rehefa tsy makany amin’ny hopitaly anefa izy ireo dia any amin’ny reninjaza, izay vehivavy mpampiteraka amin’ny fomba nentim-paharazana. Atahorana anefa izany amin’ny fahasalaman’ny reny sy ny zanany noho ny tsy fampiasan’izy ireo fitaovana matihanina sy tekinika ary fomba ara-medikaly araka ny fanazavan’i Razafimamonjy Tiana Nandrianina, major de service ao amin’ny Maternité Hopitaly be Ambovombe, ary mety ahazoana aretina toy ny VIH Sida.
- Toamasina : doués pour le Basket, Foot, pétanque et Rugby.
- Région Ihorombe : des évènements dédiés aux jeunes pendant la fête Nationale.
- Région Bongolava : selection régional pour l’U12 et U14 basketball.
- Région Analamanga : 194 Jeunes filles formées dans le « She4She » challenge.
- Toamasina: misongadina amin’ny basikety, kitra, kanetibe ary rugby.
- Région Ihorombe : hetsika maro ho an’ny tanora mandritra ny fetim-pirenena.
- Faritra Bongolava : fifaninana hakana ny U12 sy U14 taranja baskety.
- Faritra Analamanga : Tovovavy 194 nofanina tamin’ny programa « She4She ».
- CEPE Antananarivo 2022 : sahirana ireo ray aman-dreny amin’ny fanomanana.
- Manasarotra ny fahazahoana manenjika ny olom-boafidy ny tolo-dalana nolanian’ny Antenimieram-pirenena.
- Electronic’s Day : fampirantiana ireo tetik’asa elektronika nataon’ny mpianatra ao amin’ny sekoly politeknika Vontovorona.
- Teatra Malagasy : Somary takona eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Madagascar, il y a beaucoup de fausses idées sur l’origine des handicaps mentaux, comme une punition divine ou un sortilège, alors qu’il y a des explications rationnelles et des raisons médicales. Avec ces préjugés, la prise en charge des personnes ayant des handicaps mentaux se trouve négligée. Le reportage nous emmène à la rencontre d’une de ces centres d’éducation des enfants atteintes de ce handicap dans la capitale, plus ou moins en périphérique à Andoharanofotsy.
En deuxième partie, le Psychiatre, docteurMickael Rirason nous explique les origines et donne quelques exemples de cas de handicap mental. Par la même occasion, il parle de la prise en charge de ces personnes et des traitements possible.
Eto Madagasikara dia betsaka ny fihevi-diso momba ny niandohan’ny fahasembanana ara-tsaina, toy ny hoe vokatry ny famaizana avy amin’Andriamanitra na vokatry ny ody sy famosaviana. Kanefa misy fanazavana marim-pototra sy ny antony ara-tsiansa izy io. Vokatr’ireny fomba fihevitra diso ireny dia atao tsinontsinona ny fikarakarana ny olona manana fahasembanana ara-tsaina eto amintsika. Entin’ny fanadihadiana mahakasika izay amina ivon-toeram-panabeazana ireo ankizy manana fahasembanana ara-tsaina ireo eto an-drenivohitra ianao eny amin’iny tanan’Andoharanofotsy iny.
Ao amin'ny fizarana faharoa, ny manam-pahaizana manokana, Dokotera Rirason Mickael dia manazava amintsika ny fahasembanana ara-tsaina araka ny fikarohana ara-tsiansa ka manazava ny niandohany izany izy sy ny karazan’aretina sasantsasany avy aminy. Ao anatin’izany ihany koa no iresahana ny momba ny fikarakarana ireo olona manana fahasembanana ireo sy ny fitsaboana azo atao.
Plus que 3 filles sur 10 peuvent poursuivre leurs études jusqu’au second cycle.
Ordre des Journalistes de Madagascar: la plupart des journalistes s’accumulent à Antananarivo.
Coupures d’éléctricité: les entrepreneurs d’Ambatondrazaka et de Fianarantsoa font état de leur déficit.
Zazavavy malagasy 3 amin’ny folo sisa no afaka manaraka fianarana eny amin’ny ambaratonga faharoa.
Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara: mitangorona eto Antananarivo avokoa ny ankamaroan’ireo mpanao gazety.
Famatsiana herin’aratra: Mitaraina ho maty antoka noho ny fahatapahan-jiro lavareny ireo mpamokatra ao Fianarantsoa sy Ambatondrazaka.
- Menabe: le nombre de mineurs jugés en hausse.
- Moramanga: quand l’éducation passe par la culture.
- Talatamaty: une des localités qui approvisionnent Antananarivo.
- Vakinankaratra: les reboisements écoliers, efficaces à 75%.
- Menabe: mitombo ny isan’ireo zaza tsy ampy taona miakatra fitsarana ao Miandrivazo.
- Moramanga : miampita amin’ny fampilomanosana anaty kolontsaina ihany koa ny fanabeazana.
- Talatamaty : isan’ny mamatsy ny ampahan’ny sakafo miditra eto Antananarivo.
- Vakinankaratra: Nahomby hatramin’ny 75% ny fambolen-kazo nataon’ny mpianatra.
- Manana filàna siramamy 220 000 taonina isan-taona isika.
- « Demokrasia mivantana » : manan-danja @ fiainam-pirenena ny safidim-bahoaka.
- Fakana an-keriny : Efa misy ireo rafibaiko azo hampiasana hanairana ireo olona akaiky.
- Iray volan’ny teny Malagasy : kanto ho an’ny vahiny ny teny Malagasy.
Nos trois jeunes étudiants à l’université d’Antananarivo, Misa, Tsioriniaina et Aniah, vont s’exprimer sur les actualités de la semaine : le kidnapping des jeunes filles dans certaines régions de Madagascar, le phénomène foroche et le harcèlement scolaire.
Isan’ny vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity ny mahakasika ny raharaha fakana an-keriny tovovavy tamina faritra maromaro teto Madagasikara, ny mahakasika ireo tovolahy mpanao herisetra na ilay antsoina hoe foroche ary ny herisetra any an-tsekoly. Hiady hevitra momba ireo ny tanora telo mpianatry ny Oniversite eny Antananarivo dia Misa, Tsioriniaina sy Aniah.
Ce sont toutes deux des maladies respiratoires. La COVID 19 est causée par un virus, et la tuberculose causée par une bactérie. Elles attaquent le poumon mais affectent également d'autres organes du corps. Elles se transmettent d’une personne à une autre. Sauf pour la forme de tuberculeuse latente.
Sueurs nocturnes, douleurs thoraciques, crachat de sang, perte de poids. Ce sont en général les symptômes pour la tuberculose. Mais les patients peuvent présenter des symptômes communs avec les COVID-19 : essoufflements, fatigue, fièvre et frisson et la personne peut transmettre la maladie quand elle tousse ou éternue.
Il est tout à fait possible d’attraper en même temps la COVID 19 et la tuberculose. Durant les périodes de confinement, les centres de traitement ont eu à faire à des cas pareils. Sur 442 cas observés lors d’une étude effectuée en France entre 2020 et 2021, 3% des patients avaient en même temps la COVID-19 et la tuberculose.
Si on a déjà la tuberculose, on fait partie des personnes vulnérables et cela peut entraîner des formes graves de la COVID-19. Il est donc important de consulter régulièrement son médecin traitant, de respecter les gestes barrières et en cas de symptômes, approcher tout de suite un centre de traitement.
Inona ny fifandraisana misy eo amin'ny COVID-19 sy ny raboka?
Samy aretin’ny taovam-pisefoana izy ireo. Vokatry ny tsimokaretina ny COVID 19, ary vokatry ny bakteria kosa ny raboka. Ny havokavoka no tena tafihan’izy ireo saingy misy fiantraikany amin’ny taova hafa ihany koa. Mifindra eo amin’ny olona samy olona ireo aretina ireo hafa tsy ilay karazana raboka na « tuberculose latente ».
Tsembondratsy amin’ny alina, manaintaina ny tratra, mandrehoka rà, mihamahia. Ireo matetika no soritr'aretin'ny raboka. Saingy misy fisehon’aretina hitovizany amin’ny COVID-19: sempotra, vizana, fanaviana ary marikoditra. Mifindra amin’ny alalan’ny kohaka ihany koa ny raboka.
Mety misy mihitsy ny hoe sady voan’ny COVID 19 no voan’ny raboka amin'ny fotoana iray ihany. Nandritra ny fotoana fihibohana dia nahita tranga toy izay ireo tobim-pitsaboana. Tany Frantsa ohatra, tamin'ireo tranga 442 nanaovana fanadihadiana teo anelanelan'ny taona 2020 sy 2021, ny 3%-n'ny marary dia sady voan'ny COVID-19 no voan’ny raboka.
Raha efa voan'ny raboka ianao dia iray amin'ireo olona marefo ary mety hitarika amin'ny tranga atahorana amin'ny COVID-19 izany. Noho izany, zava-dehibe ny manatona dokotera tsy tapaka, manaja ny fihetsika sakana ary raha vao misy soritr'aretina, manatona tobim-pitsaboana avy hatrany.
Reportage :
Madagascar compte près d’un millions de pêcheurs, selon les chiffres de la banque mondiale. Pourtant, nombreuses sont les pressions qui nuisent à leurs activités. Parmi eux, la pêche abusive et l’utilisation des matériels non adéquats. De ce fait, les communautés locales et les associations de pêcheurs dans les côtes ont mis en place des règlements appelés « Dina » afin de remédier petit à petit à ces problèmes. Dasera, Jenny et Bako, sont membres de ces associations locales, ils témoignent de l’importance de l’efficacité des “Dina”. Leurs associations rejoignent le réseau Mihari. Un réseau qui aide ces associations à mieux gérer leurs ressources à travers des formations, des plaidoyers et des activités de conservation. Le secrétaire exécutif, Solofo Ralaimihoatra nous explique.
ITW :
La pêche durable implique en général de laisser suffisamment de poissons dans l'océan afin que les personnes qui vivent de la pêche puissent subvenir durablement à leur besoin. Cela implique également de respecter l’environnement marine. Parmi les solutions proposées et réalisées par le Blue Ventures, une organisation internationale de conservation marine, il y a la mise en place d’un modèle de gestion durable pour la population locale et les associations des pêcheurs.
Herizo Ravelomanana, chargé de projet au sein de Blue Ventures nous donne plus de détails.
DIY
OYA : un moyen d’arroser vos plantations en économisant plus d’eau.
Reportage :
1.5 tapitrisa mahery eo ny Malagasy mihary amin’ny sehatry ny jono eto Madagasikara raha ny isa navoakan’ny banky iraisam-pirenena tamin’ny taona 2021. Maro ireo tsindry manimba io sehatra io. Isan’izany ny fampiasana fitaovana tsy ara-dalàna sy ny fanaovana jono vaventy tsy ara-dalàna. Nametraka lamina ireo vondron’olona ifotony sy ireo fikambanan’ny mpanjono mba hitantana maharitra ireo harena an-dranomasina amin’ny fampiharana ny dina sy fametrahana tahirin-daoka. Mijoro vavolombelona amin’izany I Dasera, Jenny ary Bako, tompon’andraikitra fikambanana any amin’ny faritra avaratry ny nosy any. Mivondrona ao anatin’ny tambazotra Mihari ny fikambanana kely toa azy ireo. Ny tambazotra Mihari izay manome tantsoroka azy amin’ny alalan’ny fiofanana sy ady sisika maro isan-karazany, araka ny fanazavan’I Ralaimihoatra Solofo, sekretera mpanatanteraka ao amin’ny tambazotra Mihari.
ITW :
Ny atao hoe jono maharitra dia fitantanana maharitra ireo harena an-dranomasina mba hahavita hiahy ny fiainany ny olona mihary amin’izany. Tanjona amin’izy io ny mba hahafahan’ny trondro mitombo ara-dalàna sy hiarovana ny toeram-ponenany. Manoloana ireo tsindry manimba ny tontolo an-dranomasina sy hametrahana ny jono maharitra dia isan’ireo hetsika ataon’ny Blue Ventures ny famolavolana modely hahafahana mametraka fitantanana maharitra. Eo ihany koa ny fiadiana amin’ny jono vaventy tsy manara-dalàna, ny fanaraha-maso ny tahirin’ireo vondron’olona ary ny fampiroboroboana ny mangarahara mikasika ny jono.
Resadresaka niarahana tamin’I Ravelomanana Herizo, mpitantana tetikasa ao amin’ny fikambanana Blue Ventures. Ny Blue Ventures moa dia fikambanana iraisam-pirenena iray izay manampy ireo mpanjono sy miaro ny tontolo an-dranomasina.
DIY
OYA : Fikafika hanondrahana voly mba tsy handany rano be loatra.
Lorsqu’on est salarié, notre employeur doit nous souscrire chez une assurance sociale afin de couvrir ce genre de cas. A Madagascar, la CNAPS est la seule institution en charge de la prévoyance sociale et elle est obligatoire pour toutes entreprises. En cas d’accident de travail, la CNAPS prend en charge les frais hôpitaux et les indemnités journalières de l’employé. En cas de décès de l’employé, dans le cadre de son travail, la famille reçoit des pensions alimentaires. Pour les profils Freelancer et entrepreneurs, ils peuvent souscrire à une assurance privée et recevront les prestations relatives à la cotisation qu’ils ont payées. Plus de détails avec Ranto Rasolonjanahary, juriste.
Rehefa miasa anaty orinasa lehibe iray dia tsy maintsy maka fiantohana ara-tsosialy ho an’ny mpiasa ny mpampiasa. Ho an’ireo orinasa tsy miankina dia ny CNAPS no miantoka ara-tsosialy azy ireo. Raha misy loza manjoa ireo mpiasa anaty fanatanterahana ny asany dia hiantohan’ny CNAPS ny saran’ny fitsaboana azy sy ny tambin-karamany. Raha toa ka maty amperin’asa indray ilay mpiasa dia mandray ny fisotron-dronono ny fianakaviany. Ho an’ireo olona miasa tena kosa dia afaka misoratra anarana any amin’ny mpiantoka tsy miankina amin’ny fanjakana izy ireo. Arakaraky ny latsakemboka aloha any amin’ny mpiantoka ihany ny kalitaon’ny tolotra mety ho azony.
Fanavazana entin’i Rasolonjanahary Ranto, mpahay lalàna
- Les membres du “Fan’s Club Studio Sifaka”, formés dans la fabrication du savon à Ambositra.
- Antsiranana II : le Benjamin à l’examen du CEPE a 7 ans.
- Moramanga : la plupart des écoles débutent les grandes vacances.
Ireo tanora ao amin’ny “Fan's Club Studio Sifaka”: Nahazo fampiovanana manamboatra savony tao Ambositra.
Antsiranana faharoa : 7 taona no zandriny indrindra hiatrika ny fanadinana CEPE.
Moramanga : Miroso ny fialan-tsasatra lehibe ny ankamaroan’ireo sekoly.