- Famatsiana herinaratra : hanatsara ny famatsiana herinaratra ny fametrahana toby famokarana herinaratra « hybride ».
- « Demokrasia mivantana » : manan-danja @ fiainam-pirenena ny safidim-bahoaka.
- Herisetra nihatra tamina zaza: matetika tsy sahy mitoroka ny nanatrimaso noho ny tahotra.
- VEZO : vondron’olona isany farany manerantany mbola miaina amin’ny jono sy ny ranomasina.
Â
La violence se présente sous 5 formes : physique, verbale, sexuelle, psychologique et économique. Souvent, elles ne se détachent pas lors de la présentation d’un cas.
Il est très important de détecter les formes de violence pour aider les victimes à ne pas les considérer comme des situations normales, auxquels cas elles accepteraient de rester constamment dans une condition alarmante qui impactera toute leur vie. Elles essaieront dans ce cas de s’adapter à toute forme de soumission que leurs bourreaux leur feront subir à l’encontre de leurs libertés fondamentales et payeront éternellement les préjudices. Sariaka Nantenaina, responsable auprès de l’ONG C for C nous donne plus de détails dans l’émission Hono ho aho.
Â
Misy karazany 5 ny herisetra: ara-batana, amin’ny fiteny, ara-pananahana, ara-tsaina ary ara-toekarena. Matetika dia miara-miseho izy ireo anatina herisetra mihatra amina olona iray. Zava-dehibe anefa ny hamantarana fa iharana herisetra ny olona iray, mba ahafahana misoroka ny fiheverany izany ho zavatra tokony hiseho ara-dalà na. Hisarika azy hanova ny fomba fiainany hifanaraka amin’ilay zavatra sedrainy ao anatin’ilay herisetra izany fiheverana izany ka ahatonga azy hanaiky ny fanitsakitsahana ny zony sy ny fahalalahana ananany. Manazava misimisy i Sariaka Nantenaina, tompon’andraikitra avy ao amin’ny C for C.
Â
Les dermatologues et chercheurs provenant de 10 pays se sont réunis à Madagascar du 6 au 8 juin 2022, pour trouver des solutions de traitement des maladies de la peau en Afrique. C’est la 17ème édition. Ces maladies touchent toutes catégories de personnes : enfants, jeunes et  adultes. La maladie tropicale négligée a fait partie des principales thématiques, ce sont des catégories de maladie que l'on trouve dans le monde entier mais qui se répandent surtout dans les zones d’extrême pauvreté, en raison des retards de traitement. Il peut s'agir d'une maladie héréditaire, virale,  elle peut être transmise par un animal ou une plante, elle peut provenir d'une blessure ou d'une allergie. Selon le professeur Rabenja Rapelanoro, de la Société Malgache de Dermatologie, le manque de moyens constitue le principal problème, les coûts des médicaments sont élevés. Le but de cette rencontre est de trouver des solutions et des protocoles adaptées au pays.
Nivory teto Madagasikara ireo mpisabo sy mpikaroka amina firenena 10 mba hitadiavana vahaolana mikasika ny fitsaboana ny aretin-koditra aty Afrika, ny 6 hatramin’ny 8 Jona teo. Andiany faha 17 izy ity. Voaresaka tao daholo na ireo aretinkoditra mpahazo ny zaza, ny ankizy ary ny olondehibe. Ary noresahana manokana ihany ny maladie tropicale négligée, izay aretina mety fahita erak’izao tontolo izao saingy mahazo vahana kokoa aty Afrika, noho ny fahataran’ny fitsaboana. Mety aretina manaranaka, mety azo avy amin’ny biby na ny zavamaniry, avy amin’ny tsimokeratina, mety avy amin’ny ratra na tsy fahazakana akora iray. Olana hoy ny Profesora Rapelanoro Rabenja, avy ao amin’ny Société Malgache de Dermatologie, ny tsy fahampian’ny fanafody, ny tsy fananan’ireo marary entimanana hitsaboana tena. Antony hanaovana izao fihaonana izao mba hitadiavana vahaolana mifanaraka amin’i Afrika.
Reportage:
La permaculture urbaine, une méthode agricole axée sur le respect de l’environnement, est au cœur des activités de l’association écovillage Madagascar. A part la pratique, l’association dispense également des formations. Les écoles primaires sont les premiers bénéficiaires de la formation et de l'appui, mais des agriculteurs habitant aux alentours sont aussi formés.
ITW:
L’écoconstruction, appelée aussi construction écologique consiste à construire une maison à l’aide des matériaux disponibles localement. L’objectif est de valoriser les matières premières locales et de créer une réalisation humaine la moins polluante possible.
Reportage:
Fikambanana iray mampiofana sy mampihatra ny fambolena maharitra an-drenivohitra ny éco-village Madagascar. Fomba fambolena mifototra amin’ny fahaiza-miaina ara-tontolo iainana sy fizakan-tena ara-tsakafo izany. Azo ampiharina na amin'ny tany kelikely na amin’ny tany malalaka tahaka ny tany fambolena eny ambanivohitra. Ny sekoly eny amin’ny ambaratonga fototra no tena misitraka bebe kokoa an’ilay fiofanana sy fanampiana, saingy manampy ny tantsaha ihany koa izy ireo.
ITW:
Ny éco-construction na fanorenana ara-ekolojika dia fanorenana miainga amin’ny akora izay misy eo an-toerana ihany, mety ho vato izany, hazo, tany manga sns. Afaka hampiharana izay fanorenana ara-ekolojika izay ny trano sy ireny tamboho ireny. Tanjona ny hanomezana lanja ny zava-misy eo an-toerana sy ny hiarovana ny tontolo iainana, ary mihena kokoa ny sara-panorenana manoloana ny trano amin’izao fotoana.
La coronasomnie ou « Covid-somnia », est l’insomnie due au stress causée par la COVID-19.
Â
La pandémie de la COVID-19 a provoqué beaucoup d’inquiétudes dans le monde entier. Cela a rendu les gens anxieux, et certains sont devenus insomniaques.Â
Durant la première année de la pandémie, quatre personnes sur six avaient des problèmes de sommeil au lieu d’une personne seulement auparavant, d’après l’Université de Southampton au Royaume- Uni. En majorité, ce sont des mères de familles, des personnes en situation d’handicap, ou aussi des agents de santé.
Selon les experts, la principale cause est le changement d’habitudes quotidiennes, le changement de notre environnement, l’incertitude sur l’avenir, le travail, la vie privée etc. Selon Angela Drake, professeur de santé clinique à l'Université de Californie,
Plus nous étions restés à la maison, moins nous étions exposés à la lumière naturelle. Tout cela peut réduire notre sommeil.
Inona ny atao hoe Coronasomnia?
Coronasomnie na "Covid-somnia", tsy fahitan-tory vokatry ny adin-tsaina ateraky ny COVID-19.
Niteraka ahiahy sy tebiteby be tamin’ny maro ny valan'aretina COVID-19. Ary nisy mihitsy ireo lasa tsy mahita tory.
Tamin'ny taona 2020, no nanomboka hita fa nitombo ireo olona manana olana amin'ny torimaso, lasa olona 4 amin’ny olona 6 izany raha iray ihany taloha, hoy ny Université de Southampton ao Royaume Unis. Renim-pianakaviana, olona manana fahasembanana, na mpiasan’ny fahasalamana no tena ankamaroany.
Ny fiovan’ny fahazarana andavanandro, ny fiovan’ny tontolo iainana, ny tebiteby amin’ ny ho avy, ny asa, ny fiainana manokana sns no tena anton’izany. Araka ny voalazan'i Angela Drake, mpikaroka avy ao amin’ny Oniversiten'i California, arakaraka ny nijanonana tao an-trano no nampihena ny fifandraisana amin’ ny hazavana voajanahary. Mampihena ny torimasontsika izany rehetra izany.
Â
- Tsy maintsy manana fiantohana ara-tsosialy ny mpiasa iray rehefa anaty orinasa.Â
- Fampiasana zaza tsy ampy taona : afaka mitoroka raha mahita trangana herisetra atao amin’ny zaza tsy ampy taona.Â
- Vohemar : nahazo fiofanana avy amin’ny OBSMADA ny tanora miady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina.
- Barea U23Â : tsara fanombohana ny fampivondronana voalohany eto Madagasikara.
• Maevatanà na : Les équipes LUCADRO et MB2ALL Analamanga se démarquent dans la catégorie dame du basket Ball.
• Mananjary : les épreuves EPS du baccalauréat ont commencé le lundi 13 juin.
• Menabe : la production d’arachides de l’année 2022 a atteint 26000 tonnes.
• Maevatanà na : mampiseho ny heriny ny LUCADRO sy ny MB2ALL Analamanga sokajy vehivavy,amin’ny taranja basket ball .
• Mananjary : nanomboka ny alatsinainy 13 jona 2022 teo ny adina ara-panatanjahantena baccalaureat ho any Cisco mananjary
• Menabe : nahatratra 26000 taonina ny vokatra voanjo tamin’ity taona 2022 ity.
Nous avons souvent tendance à retenir nos urines. Pour certains, cela pourrait durer plusieurs heures. Pourtant, cette habitude provoque des méfaits au niveau de la santé vésicale, voire même des disfonctionnements au niveau des reins. Les maladies rénales peuvent aller du court au long terme en fonction des causes. Boire en moyenne 1,5 litre d’eau par jour et faire du sport sont l’astuce de la néphrologue Ranivoharisoa Eliane pour maintenir la santé du rein et de la vessie.
Â
Indraindray isika manana fahazarana hitana amany maharitra rehefa poritra, misy aza mahatazona hatramin’ny ora maromaro mihitsy. Miteraka voka-dratsy maro amin’ny fahasalaman’ny tatavia sy ny voa anefa io fomba io. Maro karazana ny aretin’ny voa mpahazo ny olona iray ary mety handalo na hitarazoka izany, arakaraky ny antony mahatonga azy. Ny fisotroana rano 1, 5 litatra isan’andro sy ny fananovana fanatanjahantena matetika dia anisany manampy betsaka amin’ny fikolokoloana ny tatavia sy ny voa, hoy ny dokotera Ranivoharisoa Eliane.
Â
Coriandres, tins, romarins ou encore persils, les fines herbes ne sont non seulement des bons suppléments alimentaires pour la cuisine, mais elles contribuent aussi largement au bon fonctionnement des organes du corps, de par sa richesse en fer et en vitamine K. Comparées à toutes les autres catégories de fines herbes, la coriandre est beaucoup plus particulièrement riche en ces deux apports nutritionnels. Sa consommation stabilise le taux de sucre dans notre corps et est donc très bénéfique pour les diabétiques. Les détails dans notre émission Santénaka.
Â
Kotomila, tins, romains na koa persily, tsy vitan’ny hoe manome hanitra sy tsiro ny sakafo ihany ny maitso, fa mitondra otrik’aina toy ny fer sy ny vitamine K izay manatsara ny fiasan’ny taova ao amin’ ny vatana ihany koa. Raha oharina amin’izy rehetra, dia ny kotomila no tena betsaka ireo singa roa ireo. Mampijanona araka ny tokony ho izy ny tahan’ny siramamy ao amin’ny vatantsika araka izany ny fihinana azy ary isan’ny tena mety ho an’ireo olona diabetika.
De nombreux jeunes malgaches souhaitent poursuivre leurs études supérieures à l'étranger. Mais il est important de se tenir au courant de quelques conditions de vie que cela requiert, par exemple sur la manière de subvenir à ses besoins. La majorité des jeunes étudiants en France exercent le job étudiant. Approcher les entreprises, répondre aux offres d'emploi en ligne, s’informer auprès de la communauté malgache etc. pour trouver du travail. Le gouvernement français octroie en même temps une allocation  aux jeunes âgés de 18 à 25 ans, raconte Miora Ramananirina, une jeune malgache qui y a étudié et y travaille actuellement. Mais cela dépend du revenu de chaque personne. Viennent ensuite d'autres types d'avantages : aide au logement, tarif jeune pour les transports, etc. Les aides sont octroyées à tous les jeunes mais les étudiants de l'État ont un avantage en matière de logement.
Maro amin’ny tanora malagasy no maniry ny hanohy fianarana ambony any ivelany. Misy teboka vitsivitsy mila fantarina anefa amin’ny fiainana any, ohatra amin’ny fidirambola. Manao ilay atao hoe job étudiant ny ankamaroan’ireo tanora mpianatra ao Frantsa mba hivelomana. Mitety orinasa, mamaly ireo tolotra asa amin’ny aterineto, miresaka amin’ny malagasy hafa, sns, mba ahitana asa. Misy ihany koa ny fanampiana omen’ny fanjakana frantsay ireo tanora manelanelana ny 18 hatramin’ny 25 taona, hoy ny tanora malagasy iray, nianatra sy miasa any, Ramananirina Miora. Miankina amin’ny vola miditra aminao anefa izany. Misy karazany kosa ireo fanampiana avy eo : fanampiana amin’ny hofantrano, fitaterana, sns. Tsy anavahana kosa ny firenena niaviana saingy manana tombony ny mpianatra miankina amin’ny fanjakana, amin’ny trano hipetrahana. Mianatra ao Frantsa i Andriamanarivo Tahiry, taona fahadimy amin’ny ny lalampiofanana Chimie analytique. Manazava ny tena tanjona sy ny asa azo atao ao anatin’io fianarany io izy.Â
Â
- Covid-19Â : Nitombo indray ny tranga vaovao vao miatomboka ny ririnina.
- Mifangaro amin’ny tsy fodian’ny tanora an-tranony ny tena trangana fakana an-keriny.
- Asa–tanana : mitombo ireo mpanjifa avy eto an-toerana.
- Fahaela velona : Fohy andro iainana ny Malagasy.
Â
• Fort dauphin : création des associations et des écoles pour les personnes atteintes albinisme.
• Toamasina : circoncision de masse organisée par l’association SERUM.
• Melaky : inauguration de l’infrastructure « coin jeune » du projet TAFA.
• Ambilobe : SUCOMA produira 60.000tonnes de sucre pour 2022-2023.
• Fort dauphin : hananganana fikambanana sy sekoly manokana ireo olona varira.
• Toamasina : fanaovana fora zaza faobe iarahana amin’ny fikambanan’ny mpianatra mpitsabo.
• Melaky : fitokanana ny « coin jeune » Tanora Filamatra Aho.
• Ambilobe : taom-pamokarana 2022-2023 : hamokatra siramamy 60.000taonina ny SUCOMA.
- Hamporisihina ny fanjakana malagasy hankatoa ny fanomezana vaksiny miady amin’ny Covid-19 an’ireo tanora Malagasy 12 hatramin’ny 18 taona.
- Patricia Randria : varira misehatra amin’ny filatroana.
- Foire des investissements: tsy ampy fahaiza-manao amin’ny fampiroborobona ny tetikasany ny tanora malagasy.
- Tontolon’ny Lamaody, marisika amin’ny famoronana ireo tanora.
Â