- Tsy fahampian-drano, mila fanohanana ny tetikasan’ny Move On.
- Zara kandra : Varavarana misokatra natao ho an’ireo tanora marefo eto andrenivohitra.
- Fiovana amin’ny fifamoivoizana Analakely : mbola tsy nahitam-piovana ny fitohanana.
- Kempo: Haiady afaka hiarovan-tena sady afaka anaovana fifaninanana sy fampisehoana.
L’association Médecins du monde accompagne les jeunes pour la sexualité précoce, afin d’éviter la mortalité maternelle et infantile qui sont issues. 34% des jeunes entre 15 à 19 ans sont concernés par cette mortalité d’après les chiffres récents de l’INSTAT. L’incapacité du corps à effectuer les travaux au moment de la naissance est l’une des causes, ou l’existence d’hémorragies. Les personnels de santé dans 7 centres de santé d’Antananarivo ont aussi reçus des formations pour l’accueil des patients. Leurs retards dans la prise en charge sont également la cause de la mortalité. La sensibilisation faite aux jeunes quant à elle, est encore en cours, les résultats ne sont donc pas encore garantis selon le responsable communautaire Mbolahanta Rakotomanana.
Manentana tanora tsy hiroso aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo mba hisoroana ny tahan’ny fahafatesana eo ampiterahana ny Médecin du monde. 34% no maty eo ampiterahana eo anelanelan’ny 15 hatramin’ny 19 taona raha ny tatitra navoakan’ny INSTAT farany. Ny tsy fahatomombanan’ny vatana hiatrika fiterahana no antony, izay mety hitarika fahaverezan-dra be loatra, na koa tsy fahaizana manena araka ny tokony ho izy. Nomen’izy ireo fiofanana koa ny tombim-pahasalamana 7 eto andrenivohitra, mba hahaizan’ny mpiasa mandray olona. Voalaza fa ny tsy fandraisan’izy ireo andraikitra ara-dalàna dia mitarika koa ny fahafatesan’ny reny sy ny zaza eo ampiterahana. Tsy mbola fantatra hatreto ny vokatr’izay fanentanana izay hoy ny tompon’andraikitry ny vondrona Rakotomanana Mbolahanta.
Ny vehivavy maherin’ny 35 taona vao miteraka ny zanany voalohany dia mety ho sarom-piterahana koa hoy ny Dokotera mpampiteraka Fidy Bariniaina. Ny tosi-drà miakatra ho an’ilay reny, na ny fisian’ny fanintona dia mety ho anton’izany koa.
L’anosmie est caractérisée par une forte diminution, voire une perte totale de l'odorat. Cette pathologie est souvent liée à une altération des cellules de la muqueuse olfactive, du nerf olfactif ou du centre nerveux olfactif. La personne souffrant d'anosmie éprouve de grandes difficultés à reconnaître un arôme, un parfum ou un aliment. L'anosmie peut être congénitale ou apparaître lors d'une maladie virale (sinusite, rhume, covid 19...) et son traitement dépend largement de chaque cas. Néanmoins la rééducation olfactive reste une manière efficace pour faire revenir le sens de l’odorat.
Ny anosmie dia trangana tsy faharenesana fofona amin’ny ampahany na manontolo miseho amin’ny olona iray. Ny fahasimban’ny sela ao amin’ny orona no tena mahatonga azy io ary tsy maheno fofona na tsiron-tsakafo ny olona voany. Mety manaranaka na ihany koa miseho noho ny aretina maro samy hafa toy ny sery, ny sinusite na ny covid 19 ny “anosmie” ary arakaraka ny antony no hitsaboana azy.
14 à 25% des femmes dans le monde présentent un cycle menstruel irrégulier. Il peut se manifester sous différentes formes, soit la menstruation est précoce, avec un cycle plus rapide que le normal de 28 jours, soit elle est tardive, pouvant aller jusqu'à seulement 2 fois dans l'année. La grande majorité des femmes qui présente ce cas pense que c'est un phénomène normal et donc ne se soucie pas du fait d'aller voir un médecin, mais en réalité ça ne l'est pas. Il peut provoquer plusieurs disfonctionnements dans le corps, comme le malaise sexuel et la difficulté de concevoir un bébé. Le cycle menstruel irrégulier est en fait dû à une anormalité dans le fonctionnement des hormones, ce qu'on appelle trouble hormonale. Néanmoins, la femme peut de nouveau avoir un cycle menstruel normal en suivant à la lettre les traitements prescrits par son gynécologue.
14 ka hatramin'ny 25 isan-jaton'ny vehivavy eo maneran-tany no manana olana amin'ny fikorontanan'ny fadimbolana. Miseho amin'ny endrika maro izy io, misy mandeha mihoatra ny tokony ho izy, izany hoe mihoatra ny 28 andro. Misy ihany koa ny tsy mandeha isam-bolana fa hatramin'ny indroa na intelo anatiny taona iray ihany. Ankamaroan'ny vehivavy manana io olana io no mihevitra fa tsy aretina akory fa toe-batana ny fadim-bolana mikorontana ka tsy tokony hampanahy, kanefa tsy fahatombanana vokatry ny fikorontanan'ny tsirimpanentana na hormones izy io ary mety hahatonga olana amin'ny firaisana ara nofo sy ny fahazoana zaza. Azo sitranina tsara anefa izany, amin'ny alalan'ny fanantonana mpitsabo.
A l’heure actuelle, les produits que nous trouvons dans les grandes surfaces sont à 70% des produits transformés et ultra-transformés. Nous ne pouvons plus nous en passer. Il arrive que nous les consommons régulièrement et de manière très fréquente car ils sont délicieux, rapide et facile à préparer. En fait, ces produits sont constitués de diverses sortes d’additifs alimentaires et des éléments conservateurs. Ces derniers permettent de les conserver et de leur donner ce bon gout qui nous incite à en manger encore et encore. Pourtant, l’excès de consommation des produits ultra-transformés peut avoir des effets néfastes pour la santé comme la maladie du foie, le cancer ou voire la prostatite.
Ny 70 isan-jaton’ny sakafo amidy eny an-tsena amin’izao dia efa sakafo lalim-panodinana avokoa ary tsy azontsika hioharana intsony izany. Betsaka amintsika no zatra mihinana azy ireny matetika sy isan’andro noho ny tsirony izay mampite hihinana hatrany. Mora karakaraina ihany koa mantsy izy ireny. Ireo akora izay mahatonga azy hanome tsiro miavaka sy ho afaka tahirizina ela anefa dia fangaro avy min’ny voka-pikarohana ara tsiantifika fa tsy ara-boajanahary, ka mety hiteraka voka-dratsy maro amin’ny fahasalamana, toy ny homamiadana na ny aretin’aty.
- Mbola maro ireo teboka tsy maintsy ovaina mba hahafahana mampandray anjara amin’ny fifidianana ireo malagasy monina any ivelany.
- Ambatondrazaka : tanora avokoa ny 40,45% ny mpifidy voasoratra ao anatin’ny lisitra.
- Tombana nataon’ny tanoran’ny OBSMADA momba ny servisim-panjakana.
- Fikirakirana tranonkala /Développement web : Manana fahaiza-manao manokana amin’io sehatra io i Madagasikara.
- Androy : un recensement des albinos en cours pour les surveiller contre les ravisseurs.
- Anosy : un examen du Plan de Gestion du QMM est la solution pour les manifestations après une réunion des autorités locales avec l'entreprise.
- Boeny : la lutte anti-acridienne déjà en cours dans deux districts touchés par l’invasion de criquets dans la région.
- Androy : Manao fanisana ny olona varira ho fanarahamaso azy ireo amin’ny mpaka an-keriny.
- Anôsy : Ny fijerena akaiky ny bokin’andraikitry ny orinasa QMM ny vahaolana avy amin’ny fivorian’ny tomponandraiki-mpanjakana ao an-toerana tamin’ny orinasa.
- Boeny : mandeha ny ady amin’ny andiam-balala efa anatin’ny distrika roa ao amin’ny faritra.
- Fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny Covid 19 : tokony hatsaraina ny paik’adin-tserasera mikasika ny vaksiny.
- Tsara fiatomboka ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny BEPC teto Antananarivo renivohitra.
- KMF CNOE : Miankina amin’ny CENI ny ahavitana azy araka ny tokony ho izy.
- Mbola sahirana amin'ny fahazoana sehatra hamoahana vokatra ny tantsaha.
- Itasy : près de 32.300 certificats fonciers livres pour 14 communes.
- Sud et sud-ouest : l’invasion acridienne incontrôlée inquiète les paysans.
- Santé : des cas de rougeole détectés à Morondava.
- Lutte contre la défécation à l’air libre : la commune d’Ambositra prend le dessus.
- Itasy : mponina manodidina ny 32.300 no nahazo kara-tany.
- Atsimo sy Atsimo Andrefana : tsy voafehy ny andiam-balala ka mitaintaina ny tantsaha.
- Fahasalamana, miverina ny kitrotro ao Morondava.
- Ady amin'ny fangerena ankalamanjana, nahavita dingana lehibe koa Ambositra.
- Morombe se met déjà dans l’ambiance de la fête nationale.
- Analamanga : le nombre des candidats des épreuves sportives du BEPC en baisse.
- Carte e-poketra : bon nombre d’étudiants n’ont pas encore touché à leur bourse universitaire à Majunga.
- Morombe : nanomboka androany ny seho ankalamanjana ho an’ny fetim-pirenena.
- Analamanga : nihena ny isan’ireo manao fanatanjahan-tena amin’ny fanadinam-panjakana BEPC.
- Karatra e-poketra: mbola maro ireo mpianatra tsy nahazo vatsimpianarana ao Mahajanga.
- Nahazo fahalalana vaovao ireo tanora tonga nanatrika ireo hetsika fahatsiarovana ny 13 mety 1972.
- Ankatso : Nanao hetsika fampahafantarana ny tolona tamin’ny 13 Mai 1972 tamin’ireo mpianatra sy tanora.
- Hiova ho oniversite nomerika ny Cntemad.
- Lalao an-tsolosaina sy lalao am-pinday, marisika milalao sy mamorona ny tanora Malagasy.
- Lutte contre la malnutrition aigüe : 8 localités bénéficient du projet Aintsoa.
- Crainte de pollution environnementale : La société QMM et les riverains trouvent un terrain d’entente.
- Ambilobe : l’exploitation de la noix de cajou crée des emplois.
- Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo lalina : faritra 8 no ahazo tombony amin’ny tetikasa Aintsoa.
- Disadisa ao Anôsy : mifanantona sy mitady vahaolana maharitra ny orinasa QMM sy ireo vahoaka.
- Ambilobe : mamorona asa maro ny fambolena mahabibo.
- Moramanga : l’association Rovainafo motive les jeunes à s’intéresser à l’histoire de Madagascar.
- Alaotra-Mangoro : un barrage d’Amparafaravola remise à neuf pour irriguer 10.000 hectares de rizières.
- Recrudescence des maladies sexuellement transmissibles : Boeny devient une zone rouge.
- Moramanga : manamafy ny fampitiavana ny tantaram-pirenena amin’ny tanora ny fikambanana Rovainafo.
- Alaotra-Mangoro : vita ny toho-drano mamatsy tanimbary 10.000 hektara ao Amparafaravola.
- Mirongatra ny tsimok’aretina VIH/Sida : lasa faritra mena i Boeny.