COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 04 mai 2022 13:23

Le Journal du 04 Mai 2022

- Vidin’ny lavanila : mitotongana hatrany.

- E-taray :  rafitra iray manampy ny olom-pirenena sy ny mpanao gazety amin’ny fampiasana ny nomerika.

- Maison des jeunes Fénerive-Est: manampy ireo tanora hiaro-tena amin’ny VIH/SIDA.

- Fisondrotan-karama: hampitombo ny fandaniana ara-tsakafo no betsaka.

- Tsinjo ny ho avy : Tetikasana tanora mikendry ny fahadiovan’ny tanànan’i Moramanga.

mardi, 03 mai 2022 13:41

Le journal du 03 Mai 2022

 

Fanararaotra hoan’ny mpanao gazety ny nomerika na dia mbola vitsy aza ireo mampiasa izany.

« Women in Business » andiany fahatelo : tanjona ny hampitovy lenta ny lahy sy vavy amin’ny fandraharana.

Miandrivazo : nihena ho 60% ny voka-bary noho ny fahasimban’ny tany.

Noraisina an-tanana ka omena tany hivelomana ireo mpifindra monina nanorim-ponenana any amin’ny kaominina Tsaramandroso.

Morondava : nahazo tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro.

Analamanga : hisy fizahana ireo zaza manana olana amin’ny fo mandritra ny folo andro.

Ankazobe : Napetraka ny aro afo mirefy 70km.

Faritra Atsimo : Nahazo fanampiana mitentina 1,5 tapitrisa avy amin’ny firenena Frantsay.


 

Morondava : Un nouveau parc solaire centrale hybride a été installé.

Analamanga : Des consultations en cardiologie pédiatrique aura lieu au CENHOSOA.

Ankozobe : Des pares-feux se sont installés.

Sud de Madagascar : La France octroie un don de 1,5 millions.

 

Boeny : tranokala vaovao hampiroboroboana ireo tolotra ara-pizahan-tany.

Menabe : Miisa 8 000 ireo tokantrano marefo tafiditra anatin’ny tetik’asa « asa avotra mirindra ».

Toliara : manodidina ny 8.000 ireo mpianatra tsy afaka mianatra noho ny fahapotehan’ny toeram-pianarana.


Boeny : bientôt un site web pour valoriser les circuits touristiques de la région.

Menabe : 8.000 ménages vulnérables bénéficient du programme « asa avotra mirindra ». 

Toliara : près de 8.000 élèves sans salles de classe, détruites par le cyclone Jasmine.

vendredi, 29 avril 2022 11:38

Le journal des régions du 29 avril 2022

  • Fandriana : plantation de jeunes arbres fruitiers dans le camp pénal pour une autosuffisance alimentaire des détenues.
  • Vakinankaratra : Les responsables de l’aire protégée d’Ibity ont été formés sur l’utilisation des drones de surveillance.
  • Boeny : autosuffisance alimentaire grâce à l’élargissement des terrains agricoles. 

  • Fandriana : fambolena hazo fihinam-boa tao amin'ny « camp pénal », hahatrarana ny fahavitàn-tena ara-tsakafon'ireo voafonja.
  • Vakinankaratra : Nahazo fiofanana mikasika ny fanamoriana « drone » ny mpitantana ny faritra arovana Ibity.
  • Boeny : fahavitan-tena ara-tsakafo amin’ny alalan’ny fanitarana ny velaran-tany voavoly.
vendredi, 29 avril 2022 08:54

Le journal du 29 avril 2022

  • Didy momban’ny fanolanana: mety tsy ampy ny porofo hoy ny mpahay lalana.
  • Manome toky ny vondrona eropeana fa tsy hiova ny famatsiam-bola ho an’ny firaisamonim-pirenena.
  • RARY ARO MADA : tafatsangana ny komitin’ny filaminana hiarahan’ny tanora miasa amin’ny tompon’andraikitry ny filaminana.
  • Tafakatra dingana manasa-dalana amin’ny Fifaninanam-pirenena  N1A, sokajy Lehilahy -Vondrona Andrefana i SEBAM Boeny.

Le père et le fils qui auraient perpétré un viol sur une jeune femme dans un centre ont écopé de deux ans d’emprisonnement et d’une amende de 500 000 ariary d’amende. Incompréhension, indignation chez les citoyens.

Alors que le pays s’est positionné ces dernières années contre les violences basées sur le genre, le verdict du procès du viol d’une jeune femme détonne. 2 ans et 500 000 ariary d’amende. « Normalement c’est cinq ans minimum pour un viol. Dans le cas où le viol a été perpétré par une personne qui a autorité sur la victime, la peine maximale c’est des travaux forcés à perpétuité », lance un magistrat. Les violeurs seraient un responsable d'un centre sis à Avaradrano qui héberge la victime et son fils.  

Méfiance

Consternation, colère et incompréhension chez les citoyens qui sont nombreux à réagir sur les réseaux sociaux d’autant plus que l’information est tombée pratiquement en même temps que la peine prononcée à l’encontre des vandales d’un établissement scolaire public. Les deux enseignants inculpés écopent de … dix ans de réclusion.

Des questions se posent sur les raisons qui ont conduit les juges à prendre cette décision. Quoi qu’il en soit, cette histoire a pour effet de renforcer la méfiance des justiciables à l’égard de la machine judiciaire à Madagascar. Mais au-delà, il est également question du durcissement des textes contre les viols dans le pays. Le viol est défini dans le code pénal comme étant un « acte de pénétration sexuelle, de quelque nature qu’il soit, commis sur la personne d’autrui par violence, contrainte, menace ou surprise est un viol ».

Tolotra Andrianalizah

jeudi, 28 avril 2022 12:43

Le journal du 28 avril 2022

  • Fihaonana teo amin’ny Talen’ny Unicef ho an’i Afrika Atsinanana sy ireo Tanora : herisetra ny fanavakavahana.
  • Hahazo fampiofanana ho fampivelarana ny fahaiza-manao ny tanora ao DIANA.
  • Nampitombo ny trangana fitaitainana ny Covid19.
  • Asa fanatsarana ny zaridaina ao Mahajanga : misy mangalatra ireo haingon-jaridaina efa napetraky ny tanora. 

  • Diana- Nosy Be : les artisans pourront bientôt bénéficier du Cnaps et d’un prêt bancaire.
  • Analanjirofo : projet « asa avotra mirindra »  pour 1.100 foyers défavorisés.
  • Echo de l’université morte à Mahajanga, Diego et Fianarantsoa.

  • Diana-Nosy Be : afaka hindram-bola amin’ny banky sy hisitraka Cnaps ireo mpanao asa tanana.
  • Analanjirofo : tetik’asa « asa avotra mirindra » hoana tokantrano marefo miisa 1100.
  • Akon’ny fanaovana « oniversite maty »  any Mahajanga, Diego sy Fianarantsoa.

« En seulement 20 ans, j’ai vu la détérioration de la qualité de vie dans notre quartier. Les migrants ont emmené leurs problèmes. Résultat : Il y a plus d’insécurité, de désordres et moins d’espace. Les petits boulots se font de plus en plus rares car il a plus de concurrence. Pour moi, les vrais solutions réside entre les mains des responsables étatiques » se plaint Faly Andriamizaka, natif de la capitale.

« Tant que le problème d’insécurité et l’absence d’infrastructures dans les milieux ruraux persiste, l’exode urbain ne pourra être maîtrisé. Comme solution durable, il faut déconcentrer et décentraliser tout ce pouvoir qui s’accumule dans la capitale » selon Tata Majelo, migrant.

« 70 milliards d’Ariary par an sont utilisés par la Commune Urbaine d’Antananarivo. En tant que conseillers municipaux, nous avons proposé à ce que l’on utilise une partie de cet argent pour créer des emplois. Parallèlement, des communes voisines collaborent déjà autour d’un projet commun. Par ce projet, nous attirons une partie de la population à investir et à rester dans les milieux ruraux et les périphéries. La délocalisation des bureaux administratifs ou des entreprises est donc de mise » termine Rado Randrianarijaona, conseiller municipal auprès de la CUA. 

Antananarivo reçoit plus de 100.000 migrants par an, dont 80% issus de la région d’Analamanga et 20% des autres régions de la Grande île, selon la directrice des Arts, de la culture et de la vie communautaire au sein de la CUA, Elia Ravelomanantsoa.

Miteraka tsy fandriam-pahalemana, loto, fananganana trano tsy ara-dalàna, làlana tery sy ny maro hafa ny hamaroan’ny mponina be loatra eto an-drenivohitra. Inona no mahatonga izany ho tsy voafehy ary inona no vahaolana?

« Tato anatin’ny 20 taona, nihatery sy nikorontana ny fokontany misy anay noho ny fitombon’ny mponina be loatra sy ireo mpila ravin’ahitra mitoby ao. Lasa sarotra ny mitady vola satria maro koa no manao izany. Na mifanantona mikaro-bahaolana ary izahay, ny manam-pahefana ihany no tompon’ny teny farany, afaka mamaha ireo olana fototra » hoy i Faly Andriamizaka , mponina teraka teto Antananarivo renivohitra. « Raha tsy vahana aloha ireo olana misy any ambaniohitra toy ny tsy fandriam-pahalemana sy ny tsy fananana fotodrafitrasa, tsy hivaha io olan’ny fifindra-monina  eto an-drenivohitra io. Mivangongo eto Antananarivo avokoa ny hery, ny vola sy ny foto-drafitrasa rehetra ka lasa aty ny olona no mila ravin’ahitra. Tsy afaka mihary ny any ambanivohitra noho izany rehetra izany » hoy i Tata Majelo, mpila ravin’ahitra eto Antananarivo. « 70 miliara ariary ny teti-bolan’ny kaominina Antananarivo isan-taona. Nisarika ny sain’ireo mpanatanteraka izahay hampiasa ny ampahany amin’io ho entina mamorona asa. Ankilany, Miara-miasa ireo kamoninina manodidina ny renivohitra ankehitriny, ary mivondrona amin’ny tetikasa iray mahakasika ny fandrindrana ny mponina sy ny fivelomany » hoy kosa i Rado Randrianarijaona, mpanolo-tsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. 

Manodidina ny 100 000 isan-taona ny olona mifindra monina eto an-drenivohitra. Ny 80% amin’ireo dia avy amin’ny faritra Analamanga ihany, ny 20% kosa avy amin’ny faritra samihafa eto Madagasikara hoy ny tomponandraikitra misahana ny fiarahamonina eo anivon'ny kaominina Antananarivo, Ravelomanantsoa Elia.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter