COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Le taux d’exposition des enfants aux écrans s’accroit dans le monde. A Madagascar, plusieurs familles adaptent une manière d’éduquer qui favorise cela. Qu’en est-il des parents qui font usage de ses nouvelles technologies comme alternatif à l’éducation de leurs enfants?  Une discussion entre la psychologue Mihanta Ravelonarivo, de l’éducatrice Holimalala Randrianarivelo et la mère de famille Olivia Gérald.

Tsy mitsaha-mitombo ny tahan’ny fampiasan’ny zazakely « écrans » maneran-tany. Fianakaviana maro eto Madagasikara no mampiditra ny fampiasana teknolojia vaovao amin’ny andavanandrom-piainan’ireo zanany ao an-trano. Hatraiza no mety ho fetran’izany amin’ny fanabeazana azy ireo ? Adihevitra nifanaovan’i Ravelonarivo Mihanta, mpahay toetr’olona, i Randrianarivelo Holimalala, mpanabe, ary i Olivia Gérald, renim-pianakaviana.

mercredi, 14 juin 2023 14:02

Sifflet du 14 Juin 2023

  • CAN : les Barea affronteront le Ghana dimanche prochain
  • Mondial FIBA - Hongrois 2023 : les Ankoay U19 s’envolent pour la Serbie
  • Match inter-services de Mandritsara : pour renforcer la fraternité entre fonctionnaires

  • CAN : hifanandrina amin’i Ghana ny Barea ny alahady izao
  • Fifaninanana maneran-tany FIBA U 19 – Hongrie 2023 : niazo an’i Serbie ireo Ankoay U 19
  • Lalao baolina kitra « inter-services » : ho fifankahalala amin’ireo samy manam-pahefana ao Mandritsara
mercredi, 14 juin 2023 13:56

Le Journal des régions du 14 Juin 2023

  • Région Menabe : 75% des ménages n’ont pas des latrines
  • Région Bongolava : 20 jeunes volontaires formés en leadership
  • Région Anosy : des enfants de 4 ans à 12 ans sensibilisés sur la gestion des déchets plastiques

  • Faritra Menabe : 75% ny tokatrano ao Miandrivazo no tsy manana toeram-pivoahana
  • Faritra Bongolova : tanora 20 mirotsaka an-tsitrapo nahazo fiofanana amin’ny fahaiza-mitarika
  • Faritra Anosy : ankizy 4 taona hatramin’ny 12 taona, nampianarina ny fomba atao hialana amin’ny fiparitahan’ny fako plastique
mercredi, 14 juin 2023 13:28

Le Journal du 14 Juin 2023

  • Serge Zafimahova : le budget des élections reste encore flou
  • Diplomatie : des projets spécifiques sur la jeunesse africaine seront réalisés par les Etats-Unis
  • Éducation sexuelle à l’école : la société civile la juge incomplète et inefficace
  • Les lasers peuvent entrainer des lésions oculaires

  • Serge Zafimahova : mbola manjavozavo ny tetibolan’ny fifidianana
  • Fifandraisana iraisam-pirenena : maro ireo tetikasa atokan’ny Etazonia ho an’ny tanora afrikana
  • Fanabeazana ara-pananahana any an-tsekoly : tsy ampy hoy ny fiarahamonim-pirenena
  • Mety ahajamba ny « Lasers »

Des progrès réalisés au cours des six derniers mois dans la mise en œuvre des résultats du sommet des dirigeants Etats-Unis – Afrique à Washington DC le 13 au 15 décembre dernier et de la manière dont ces actions soulignent l’engagement des Etats-Unis envers le continent africain. Des projets de développement ont déjà été réalisés depuis, notamment dans le domaine de la santé et la sécurité alimentaire dans le Sud. Ils ont parlé aussi du programme pour la jeunesse africaine. Le gouvernement américain a augmenté les ressources financières affectées à ce programme jeunesse afin de permettre à plus de jeunes d’y participer. Interview avec Molly Phee, Judd Devermont et Johnnie Carson.

Enim-bolana taorian'ny Fihaonamben'ny Mpitondra fanjakana amerikana sy afrikana natao tany Washington ny 13 hatramin’ny 15 desambra 2022. Efa nisy ny tetikasam-pampandrosoana natao hatramin’izay, indrindra ny lafiny fahasalamana sy fanjarian-tsakafo any Atsimo. Niresaka momba ny fandaharana ho an’ny tanora afrikana ihany koa anefa izy ireo. Ny governemanta amerikana dia nampitombo ny vola natokana ho an'ity programa ity mba ahafahan'ny tanora mandray anjara bebe kokoa. Resadresaka niarahana tamin’i Molly Phee , Judd Devermont ary Johnnie Carson.

Reportage

Les techniciens malgaches pour la lutte anti acridiennes utilisent encore des produits chimiques. Il existe des produits biologiques mais les couts sont très élevés. Par conséquent, les produits chimiques ont des impacts néfastes sur l’environnement, les animaux, les plantes ainsi les êtres humains.

Interview

Un cas de grêle a été survenu dans certaines régions à Madagascar le 26 mai dernier. Les techniciens au sein de la météo ont déjà prévu ce cas 48h avant. La prévision sera plus précise s’ils sont mieux équipés, indique le technicien, par exemple s’il existe de Radar.

Actus

La production des plastiques ont augmenté jusqu’à 4 pourcents selon le rapport du ministère de l’environnement et du développement durable lors de la journée internationale de l’environnement le 5 juin dernier.

Reportage

Mbola fanafody simika no ampiasaintsika eto Madagasikara hamonoana valala. Misy fa lafo ny fanafody bilolojika hoy ireo teknisianina. Mazava ho azy anefa fa misy voka-dratsiny amin’ny tontolo iainana ny fampiasana izany, amin’ny rano, amin’ny fambolena, amin’ny biby fa ihany koa amin’ny olombelona izany.

Interview

Nisehoana avandra tamina faritra maro teto Madagasikara tamin’ny 26 mey lasa teo. Efa tsinjon’ny teknisianina eo amin’ny famantarana ny toetry ny andro 48 ora mialoha iny tranga iny. Azo atao rahateo izany indrindra raha ampy ny fitaovana ampiasain’izy ireo, indrindra raha manana Radar.

Actus

Nahitana fiakarany hatramin’ny 4 isan-jato ny famokarana plastika teto Madagasikara hoy ny tatitry ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana tamin’ny 5 jona teo.

Il existe quatre secteurs d’activité considérés comme dangereux pour les mineurs : l’exploitation sexuelle, le travail domestique, les travaux salubres dans les milieux ruraux et urbains et les travaux dans les mines. Une politique nationale de l’Etat a été mise en place depuis 2015 pour protéger les droits de ces enfants. Des efforts restent à faire pour les abolir. Rakotoarizafy Noelina Harisetra, doctorant en droit à l’Université d’Antananarivo apporte plus d’explication sur ce sujet.

Asa efatra no sokajiana ho miteradoza ho an’ny ankizy ka tsy tokony hampiasana azy : ny asa miendrika fanararaotana ara-nofo, ny asa an-trano, ny asa manohintohina ny fahasalamany ary ny asa eny anivon’ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany. Mbola hita betsaka izany na efa nisy aza ny politikam-panjakana hiadiana amin’izany napetraka ny taona 2015, izay hazavain’i Rakotoarizafy Noelina Harisetra, mpikaroka eo amin’ny sampana lalàna ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo.

  • Région Bongolava : les éleveurs de vache laitier sont dotés de matériels pour un meilleur fourrage
  • Région Sofia : la campagne de vanille pour le district de Mandritsara débutera le 15 juin
  • Région Vatovavy : les voleurs coupent les épis du riz mûrs dans la commune de Kianjavato

  • Faritra Bongolava : Nomena fitaovana ahafahany mitahiry vilona ireo mpiompy ao amin’ny kaominina Fihaonana
  • Faritra Sofia, hisokatra ny 15 jona ny fandraharana lavanila maitso ao amin’ny ditrika Mandritsara
  • Faritra Vatovavy : mirongatra ny halatra vary  eny an-tanimbary
mardi, 13 juin 2023 12:54

Le Journal du 13 Juin 2023

  • Prolongement : les électeurs ont jusqu’au 17 juillet 2023 pour s’inscrire dans la liste électorale
  • Site Educassist : des centaines de vidéos éducatives sont disponibles gratuitement
  • Relation Israël – Madagascar : une exportation de produits agricoles sera effectuée
  • Gestion des risques agricoles : des outils vont être déployés sous peu

  • CENI : mitohy hatramin’ny 17 jolay ny fisoratana anarana ao anaty lisitry ny mpifidy
  • Tranokala Educassist : horonan-tsary fampianarana an-jatony no azon’ny mpianatra jerena maimaimpoana
  • Fifandraisan’i Israely sy Madagasikara : ahazo vahana ny fanondranana ireo vokatry ny fambolena malagasy
  • Fitantanana ny ambana eo amin’ny fambolena sy fiompiana : hivoaka tsy ho ela ny valim-pikarohana ataon’ny PARM Madagascar

Si la date proposée par la CENI était retenue, l’élection présidentielle serait dans cinq mois. D’ailleurs la société civile revendique la modification de la loi électorale. Selon le secrétaire général de partie politique APM et le vice-président de l’association M’Seeds, il est trop tard de modifier la loi sur l’élection. De son côté, le président de la KMF CNOE affirme qu’il nous faut trois jours pour consulter l’avis de tous les acteurs électoraux pour élaborer cette loi. Face à la non application de loi sur l’élection, le premier vice-président de la CENI précise que la Commission électorale peut être condamnable si elle ne respecte pas la loi.  

Raha voatazona ny daty naroson’ny CENI dia dimy volana izany sisa dia ho tonga ny fifidianana. Ankilan’izany anefa dia mangataka ny hanovàna ny andininy sasatsany ao amin’ny lalam-pifidianana ny firaisamonim-pirenena amin’izao. Nanambara ny sekeretera jeneralin’ny antoko polika madio sy ny filoha lefitry ny fikambanana M’Seeds fa efa tara loatra raha izao vao ametraka izany. Mety ho vita ao anatin’ny telo andro anefa izany amin’ny alalan’ny fakan-kevitra manerana an’i Madagasikara izany hoy ny eo anivon’ny KMF CNOE. Manoloana ny resaka fampiarana ny lalàna mifehy ny fifidianana kosa dia nilaza ny filoha lefitra voalohan’ny CENI fa mihatra ho an’ny olon-drehetra ny lalam-pifidianana ka azo toriana tsara ny CENI raha toa ka mahita fandikan-dalàna ataon’izy ireo.

Il est interdit à tout fonctionnaire civil ou militaire et agent non encadré de l’Etat et des Collectivités Territoriales Décentralisées, de participer à la campagne électorale en vue de faire voter pour un candidat, une liste de candidats ou une option.

Aucune annonce majeure liée à, ou visant à créer, une perception favorable envers un parti politique, un candidat ou une liste de candidats ne doit être faite par l’Administration de l’Etat ou des Collectivités Territoriales Décentralisées pendant la période de la campagne électorale, y compris les inaugurations officielles.

L’usage de ressources administratives, notamment l’accès à des équipements publics dont les véhicules et les bâtiments administratifs, visant à promouvoir des activités de campagne électorale ou référendaire, est interdit.

Midika inona ny tsy fiandanian’ny sampan-draharaham-panjakana mandritra ny fampielezan-kevitra ?

Midika izany fa tsy azon’ny mpiasam-panjakana atao, na sivily izy na miaramila, sy ny mpiasa hafa tsy fehezin’ny fanjakana mivantana, ary ny mpiandraikitra fitsinjaram-pahefana ny mandray anjara amin’ny fampielezan-kevitra mba hampandaniana kandidà, na lisitra kandidà na safidy iray.

Tsy azon’ny fitondram-panjakana sy ny rafitra fitsinjaram-pahefana atao ny manao fanambarana mety hanatsara endrika antoko pôlitika iray, kandidà na lisitra kandidà, mandritra ny fotoana fampielezan-kevitra, ka tafiditra ao anatin’izany ireo fitokanana amin’ny fomba ôfisialy.

Tsy azo atao ny mampiasa ny harem-panjakana, indrindra ny fananana iombonana toy ny fitaovam-pitaterana sy ny tranom-panjakana, raha toa ka ampiasaina hampielezan-kevitra amin’ny fifidianana na fitsapan-kevi-bahoaka izany.

 

  • Les épreuves d’éducation physique pour le Baccalauréat ont débuté aujourd’hui à Miandrivazo
  • Des espèces qui se nourrissent des poissons dans l’océan sont victimes de la pollution
  • 10 000titres fonciers à distribuer dans la région Vatovavy

  • Nanomboka androany ny adina ara-panatanjahantena tao Miandrivazo
  • Zava-manan’aina mihinana biby any an-dranomasina no iharan’ny fahalotoan’ny ranomasina
  • Kara-tany miisa 10 000 ho zaraina ao Vatovavy
lundi, 12 juin 2023 12:37

Le Journal du 12 Juin 2023

  • Travail des enfants : les quatre secteurs dangereux à éradiquer
  • Tourisme dans la région Melaky : le circuit Tsingy de Bemaraha attire plus de 700 touristes en deux mois
  • Jeux des îles de l’océan Indien : peu de travaux de réhabilitation terminés jusqu’ici

  • Fampiasana ankizy : misy asa efatra voasokajy ho mamoadoza ho azy ireo
  • Fizahantany ao amin’ny faritra Melaky : nahasarika mpizahatany maherin’ny 700 tao anatin’ny roa volana ny Tsingy Bemaraha
  • Lalaon’ny Nosy : mbola vitsy ireo asa fanamboarana vita hatreto

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter