En général, les citoyens, surtout les familles vulnérables sont réticentes lorsqu’il s’agit de déposer des plaintes face au non-respect des droits de l’enfant. Selon leurs explications, elles n’ont pas le temps d’aller et venir dans les institutions responsables à cause de leurs activités quotidiennes déclare Raveloarinanja Dominique, responsable partenariat de l’association Mentor ECCE. Même si elles déposent des plaintes avec des preuves, le coupable est toujours relâché après, selon toujours l’explication de notre invité. Elle a rappelé qu’on peut déposer des plaintes auprès du fokontany. Mais s’il s’agit d’une entrave aux droits de l’enfant de grande envergure, on peut s’approcher des postes de police, de la gendarmerie ou de la brigade féminine de proximité.
Andraikitry ny olom-pirenena ny fiarovana ny zon’ny zaza. Tsy mazoto mitoroka ny olona amin’ny ankapobeny, indrindra fa ireo fianakaviana sahirana, hoy i Raveloarinanja Dominique, tompon’andraikitra amin’ny fiarahamiasa ao amin’ny fikambanana Mentor ECCE. Tsy mety amin’izy ireo ny fivezivezena fa mandany fotoana azy ireo izany hoy ireo fianakaviana, sahirana amin’ny fitadiavana amin’ny andavanandro izy ireo raha ny tatitry ny vahinin’ny fandaharana. Eo ihany koa ny tahotra manoloana ny fiaraha-monina satria samy mifankahita eny foana ny mpitoroka sy ny torohana.
Eny amin’ny fokontany izao dia azo aleha raha te hitoroka ny olompirenena. Fa raha ohatra ka tsy fanajana ny zon’ny ankizy tena mihoapapana ilay izy dia afaka manatona polisy na zandary na ihany koa ao amin’ny brigade féminine de proximité.
L’Impôt Foncier sur la Propriété Bâtie (IFPB) se base sur la qualité du matériel avec lequel la propriété a été bâtie. L’IFPB est calculé en fonction des matériaux utilisés dans la construction de la maison selon les explications du directeur de coordination des projets de la Commune Urbaine d’Antananarivo, Ihaja Rajaonarison. L’IFPB représente à peu près un mois de la valeur locative. Au moment des paiements, le contribuable bénéficie d’allègement autour de 20% à 60%. S’il rencontre des erreurs et s’il veut faire des réclamations, des bureaux de doléances sont mis en place au niveau de chaque arrondissement.
Arakaraky ny akora nanamboarana ny trano no hikajiana ny hetran-trano. Misy jiro ve, tongan’ny fiara ve? Mizara ho sokajy na catégorie samihafa izany. Ny ambany indrindra dia ny catégorie 10, ny farany ambony dia catégorie 20. Araka ny fanazavan’ny talen’ny fandrindrana tetikasa ao amin’ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra, Ihaja Rajaonarison. Raha ohatra latsaky ny 1 hetsy ariary ny hetra tokony haloa dia nalatsaka ilay izy natao forfaitaire izany lasa 1 alina ariary. Raha tokony ho isaky ny 3 taona no misy izay fiakaran’ny hetran-trano izay dia tsy nisy izany tao anatin’ny 25 taona, hoy hatrany izy. Raha toa ka misy fitarainana tianao hapetraka dia misy ireo birao natokana ho amin’izany eny an’ivon’ny boriboritany tsirairay.
- Cour suprême malgache: des divers conflits entre les juridictions à régler
- Travaux sur RN13 et RN6 : une enveloppe de 343 milliards d’Ariary venant de l’Union
- Comment s’organisent les entreprises durant leur congé annuel ?
- Fitsarana tampony : mandamina ny fifanolanam-pahefana eo amin’ireo rafi-pitsarana
- 343 miliara ariary avy amin’ny Banky sy Vondrona Eropeana hanamboarana ny RN13 sy RN6
- Mamantatra ny fihetseham-pon’ny zanany amin’ny alalan’ny boky
- Fanaovana fety ivelany trano na Tanàna, miala amin’ny fomba mahazatra
- Adoption de la loi sur l’autonomie universitaire à Madagascar : les enseignants chercheurs à moitié rassurés
- Mieux connaître les émotions de son enfant à travers un livre
- Fête de noël et fins d’année, une opportunité de vente pour les pâtissiers
- Fodiana amin’ny fety : mbola vitsy ireo mpandeha fa efa miakatra kosa ny sarandalana ho an’ny taxi-brousse
- Lalànan’ny fahaleovan-tena eo anivon’ny fampianarana ambony eto Madagasikara : miandry ny hahafahana mampihatra azy ny SECES
- Trano fonenana tsy zarizary mihamaro : antony mahatonga disadisam-piaraha-monina
- Fikajiana ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny hetsika Nofy Maitso ao Toamasina