COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

- Achèvement des travaux sur le pont de Manakarabe : la circulation des habitants et des marchandises plus faciles.

- Région de la Haute Matsiatra : Les acteurs miniers dans la région ont été autorisés à opérer librement.

- Baie d'Antongil : établissement d’une charte de responsabilité pour créer un cadre de communauté et de coopération entre grands et petits pêcheurs.

- Région d'Anôsy : la consommation des requins interdits pendant la saison chaude.

- Fahavitan’ny Tetezan’i Manakarabe : manamora ny fifamezivezen’ny mponina sy ny entana.

- Faritra Matsiatra ambony : Nomena fahazoan-dalana hitranga malalaka ireo mpisehatra amin’ny harena an-kibon’ny tany.

- Helondranon’i Antongil : tafapetraka ny satan'andraikitra mba hisian'ny rindran-damina amin'ny fiaraha-Monina sy fiaraha-miasa eo amin'ny mpanjono vaventy sy mpanjono madinika.

- Faritra Anôsy : voarara ny fihinana ny hazan-dranomasina toy ny atsantsa boriloha rehefa mafana ny andro.

vendredi, 25 novembre 2022 13:00

Le Journal des régions du 25 Novembre 2022

  • La journée internationale de la région organisée à Vakinakaratra a pour objectif de montrer la richesse et la puissance de la région.
  • Foire régionale de Farafangana : un événement pour assurer le développement de la région.
  • Région d'Antsohihy-Sofia : Les agricultrices ont été formées à l'amélioration des propriétés gustatives du riz.

  • Tanjona mandritry ny andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra atao ao Vakinakaratra ny ny hanehoana ny otrikarena sy ny tanjaky ny faritra.
  • Foara isam-paritra ao Farafangana : hetsika hiantohana ny fivoaran’ny faritra.
  • Antsohihy- Faritra Sofia : Nanaraka fampiofanana momba ny fanatsarana sy fampitomboana tsirombary ireo vehivavy tantsaha.
vendredi, 25 novembre 2022 12:53

Le Journal du 25 Novembre 2022

  • Les récifs coralliens menacés par le réchauffement climatique.
  • Jeux des îles de l’océan indien, la préparation avance à petit pas.
  • Une fille qui apprend, une femme qui gagne », pour accélérer le développement à Madagascar.
  • Les professeurs de Français à Madagascar ont besoin d’appui.

 

 

 

  • Mihapotika ny vato ara any an-dranomasina noho ny fiakaran’ny hafanan’ny tany.
  • Lalaon’ny nosy andiany faha iraika ambinifolo, mandroso miadana ny fikarakarana.
  • Mila fanohanana ny mpampianatra teny frantsay eto Madagasikara.
  • Slam National 13, Folo andro ho an’ny Slam, mpandresy iray.

jeudi, 24 novembre 2022 13:16

Le Journal du 23 Novembre 2022

  • La corruption est un blocage pour protéger le Menabe Antimena, selon le WWF.
  • Initier les foyers malgaches au triage de déchets : un pas vers la politique de zéro déchet.
  • Zaza Rap Taiza, trois jours pour le « Rap Conscient »

  • Sakana amin’ny fiarovana an’i Menabe Antimena ny kolikoly, hoy ny WWF.
  • Fampianarana ireo tokantrano malagasy hahay hitsinjara ny fakony : lalana iray hahatongavana amin’ny politika zero déchet
  • Antsohihy : mahasarika ny ankizy ny filalaovana jeu video.
  • Zaza Rap Taiza, efatra andro ho an’ny « Rap hibeazana »

  • Région de l'Est : Environ 600 agents de force de l’ordre sont déployés à Toamasina en cette saison de récolte de litchi.
  • Région Melaky : Maintirano, une ville économiquement riche mais difficile à atteindre pendant la saison des pluies en raison de la mauvaise qualité des routes.
  • District de Mananjary : L'insécurité règne dans le fokontany d'Ambatofaritana suite à la famine.
  • District de Mandritsara - Région de Sofia : Les paysans ont été formés aux techniques de production du sucre et à la culture de canne à sucre.

  • Faritra Antsinanana : Manodidina ny 600 ireo mpitandro ny filaminana ahetsika ao Toamasina amin’izao taom-pihotazana litchi izao.
  • Faritra Melaky : Maintirano, tanàna manankarena ara-toekarena saingy sarotra ny mankany amin’ny fotoanan’ny orana noho ny faharatsian’ny lalana.
  • Distrikan’i Mananjary : Mirongatra ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny fokontany Ambatofaritana nohon’ny fisian’ny mosary.
  • Distrikan'i Mandritsara - Faritra Sofia: Nampiofanina momba ny famokarana siramamy gasy sy fambolena fary ireo tantsaha.
jeudi, 24 novembre 2022 12:59

Le Journal du 24 Novembre 2022

  • Amélioration du climat des affaires : le secteur privé veut du concret.
  • Lutte contre la désinformation et les rumeurs : les journalistes vérifient toujours leurs sources.
  • CUA : des associations vont porter la parole des communautés.
  • Slam National 13, 10 jours de Slam un vainqueur.

  • Amporisihina hamokatra angovo ho an’ny tenany ireo orinasa tsy miankina.
  • Inona avy ireo sehatry ny fandrarahana ilana tantsoroka ao Bongolava ?
  • CUA : ny fikambanana no hitondra ny feo sy hetahetan’ny mponina.
  • Ady amin’ny voavao diso sy ny tsaho : manamarina ireo loharanom-baovaony foana ireo mpanao gazety.

  • Région Sud-Ouest : La Foire Foire et salon Business Andrarangy est un événement pour mettre en valeur l'économie de la région.
  • Région Amoron'i Mania et Mahatsiatara : Les habitants ont été informés de l'initiative « Anjara Hetrako » et du service e-Hetraphone.
  • Région Anôsy : Les mesures à prendre pour éviter la propagation des déchets pendant la saison des fruits.

  • Atsimo Andrefana : Hetsika hanomezana lanja ny toekarena ny Foara Andrarangy.
  • Faritra Amoron’i Mania sy Mahatsiatra ambony : Nohampafantarina ny mponina ny hetsika ANJARA Hetrako sy ny tolotra e-Hetraphone.
  • Faritra Anôsy : Samy tompon’andraikitra amin’ny tsy hiparitahan’ny fako mandritry ny vanim-potoana maha-betsaka ny voankazo ny tsirairay.
mercredi, 23 novembre 2022 05:27

Le Journal du 22 Novembre 2022

  • Connaitre Qatar, un pays de culture et d’histoire.
  • Investissement en ligne : Promettre tant de bonus pour des objectifs de vente très compliqués est une arnaque.
  • Qui sont exactement les personnes ou les groupes concernés par la tva ?
  • Suspension indéterminée de la fiche de paie à la CNAPS : Plus qu’un simple problème pour les retraités 

 

  • Fampitsaharana ny fandraisana taratasy fanamarinana fandraisam- bola ho an’ireo mpisotro ronono ao amin’ny CNAPS
  • Fitaka ny fampanantenana kadoa rehefa mahalafo betsaka, satria efa fantatra fa sarotra izany.
  • Fivoaran’ny fampiasana karatra visa eto Madagasikara : mbola olana goavana ny vidin’ny aterineto.
  • Fantaro i Qatar, firenena manankarena kolontsaina sy tantara.

  • District Nosy Varika : Le village dans le fokontany de Manakana I, commune Soavina, ravagé par le feu.
  • District de Morondava : Distribution de chèvres aux éleveurs locaux.
  • Moramanga : les lycéens sensibilisent les parents travaillant dans la production de charbon de bois et de la foresterie pour la protection de l’environnement.
  • Faratsiho : Renovation du tranompokonolona

  • May kilan’ny afo ny tanàna ao amin’ny fokotany Manakana I, kaomina Soavina distrikan’ny Nosy Varika.
  • Distrikan’i Morondava : Nozaraina osy ireo tantsaha any an-toerana.
  • Moramanga : Manentana ireo ray aman-dreny miasa amin’ny tontolon’ny famokarana arina fandrehatra sy fambolena anaty ala ireo mpianatry ny Lysea mba hitandro ny tontolo iainana.
  • Faratsiho : Nohavaozina ny tranom-pokonolona.

lundi, 21 novembre 2022 12:45

Le Journal du 21 Novembre 2022

  • Un message de solidarité a été lancé, lors de l’ouverture officielle du mondial 2022.
  • Utilisation évolutive des cartes visa à Madagascar : la connexion internet reste parmi les problèmes locaux persistants.
  • Une hausse considérable des enfants inscrits dans l’éducation préscolaire, selon le ministère de l’Education nationale.
  • I RENALA, un pas vers le monde du numérique pour les recherches et l’enseignement.

 

  • Fifanajana sy Firaisan-kina : hafatra nandritra ny fanokafana ny mondiale 2022.
  • Niakatra ny tahan’ireo ankizy niditra « Préscolaire » hoy ny minisiteran’ny fa,abeazana fototra.
  • I RENALA, dingana iray hidiran’ny fikarohana sy fampianarana ambony ho amin’ny nomerika.
  • Iza marina ireo olona na vondrona iharan’ny TVA ?

  • Coupure de courant prolongée : des populations ont incendié La centrale thermique de la JIRAMA à Marolambo.
  • Matchs mondiaux de football : chaque région a sa propre organisation pour la diffusion du match.
  • Tournoi foot Firaisankina à Ambositra : Une plateforme pour sensibiliser la jeunesse locale.
  • Antsohihy : des soins gratuits proposés par l’association Aide Internationale Medicale Aras au CHRR Antsohihy.

  • Fahatapahan-jiro lavareny : niteraka ny fandoran’ny vahoaka ny toerana misy ny JIRAMA ao Marolambo.
  • Fiadiana ny lalao baolina kitra maneran-tany : Samy manana ny fandaminana amin’ny fandefasana ny lalao ny faritra tsirairay.
  • Tournoi foot firaisankina Ambositra : Sehatra iray hanabeazana ireo tanora any an-toerana.
  • Antsohihy : Misy ny fitsaboana maimaipoana ao amin’ny CHRR.
  • Toriara : Festival Kodiboke : mise en valeur de la Culture Mahafaly et Tanalana.
  • Androy : 54 sur 58 communes ont arrêté définitivement la défécation à l’air libre.
  • Letchis : Ouverture officielle de campagne le 22 Novembre pour les Régions Est et Analanjirofo.
  • Analamanga : 3 communes officielles de destination de letchis.

 

  • Toliara : hanasongadinana ny kolontsaina Mahafaly sy Tanala ny Festival KODIBOKE.
  • Androy : kaomina 54 amin’ny 58 no afaka tanteraka amin’ny fangerena ankalamanjana.
  • Laodisia : amin’ny 22 Novambra ny hisokatra ny fihotazana ho an’ny Faritra Antsinanana sy Analanjirofo.
  • Analamanga : Kaomina 3 no mpaninjara ofisialy ny laodisia.
vendredi, 18 novembre 2022 13:01

Le Journal du 18 Novembre 2022

  • Education aux médias : les jeunes doivent avoir un esprit critique à la réception d’une information.
  • La philosophie malgache, basée sur le respect de la vie.
  • La particularité des femmes malgaches est mise en valeur à travers la sculpture en bois réalisée par RABENJATOVO Armand Philbert.
  • Youth Innovation Lab : Un laboratoire est à la disposition des jeunes entrepreneurs.

 

 

  • Mila mahay mamakafaka ny tanora rehefa mahavoaray vaovao.
  • Misongadina amin’ny alalan’ny sary sokitra vita amin’ny hazo ataon’i RABENJATOVO Armand Philbert ny mampiavaka ny vehivavy malagasy.
  • Ny fomba hiarovan-tena amin’ny varatra rehefa fotoam-pahavaratra.
  • Da Hopp, Rakikira sy Seho hanamarihana ny fiverenana an-tsehatra.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter