COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

- Le nombre des touristes à Majunga a augmenté cette année en raison d’évènements culturels et religieux.

- Les étudiants de Maninday attendent le calendrier de bourse.

- Un nouveau Lycée a été installé à Ambodirina Toamasina II.

- Base Toliara : Des riverains opposés au projet ont effectué une pétition.

- Nahamaro ny mpizaha-tany tonga tany Mahajanga ny fisian’ireo hetsika ara-pinoana sy ara-kolotsaina.

- Miandry ny tetiandro hivoahan’ny vatsim-pianarana ireo mpianatra ao Maninday.

- Nahazo lisea ny ao Ambodiriana Toamasina faharoa.

- Base Toliara : Nanao fanangonan-tsonia ireo mponina manohitra ny tetik’asa.

Région Boeny : Une baisse de 30% des festivaliens Sobahya.

Région Anosy : l’extraction du sel détruit les mangroves.

Région Anosy : L’activité du bateau pêcheur Japan Tuna commencera en mois de septembre.

Faritra Boeny : Nihena hatramin’ny 30isan-jato ny mpitsidika ny festival Sobahya.

Isan’ireo mahasimba ny ala honko ny fitrandrahana sira.

Faritra Anôsy : ny volana septambra izao no hanomboka ny fanjonoana ataon’ny Sambo Japan Tuna.

lundi, 29 août 2022 13:08

Le Journal du 29 Août 2022

- Forum sur l’emploi et le développement des jeunes : L’observatoire de la jeunesse lance un suivi trimestriel.

- Inégalité sociales: les jeunes doivent être conscients des réalités sociales et agir.

- Problème au niveau de l’acquisition d’Etat civil et d’identité : lié à des multiples causes.

- Les drogues illicites sont interdites de consommation à cause de leurs effets sur la santé.

 

 

 

- Olana amin’ny fahazoana sora-piterahana sy karapanondrom-pirenena : noho ny antony maro samihafa.

- Fahasamihafana eo anivon’ny fiaraha-monina : Manana andraikitra ny tanora ary tokony mirotsaka an-tsehatra.

- Mandalo aty Antananarivo ireo 100 mianadahy mendrika indrindra tamin’ny fanadinana CEPE teo, tao amin’ny faritra Analanjirofo.

- Voarara ireo zava-mahadomelina noho ny fiantraikany amin'ny fahasalamana.

 

Miandrivazo : le prix des kilos d’haricots s’élève à 3.000 ar, les collecteurs ne veulent plus en acheter.

Analamanga : LNDV a été doté de plusieurs matériels pouvant réaliser des tests à la pointe de la technologie.

Amoron’i Mania : un projet de lutte contre la corruption pour le respect des droits de l’homme.  

Miandrivazo : 3000 ariary ny vidiny iray kilao amin’ny tsaramaso, tsy mety mividy ny mpandraharaha.

Analamanga : nahazo fitaovana fangalàna singa hoan’ny biby ny LNDV.

Amoron’i Mania : fanombohana ny tetikasa ady amin’ny kolikoly mifototra amin’ny fanajàna ny zon’olombelona.

La sinusite se déclenche souvent en hiver. Ses symptômes se manifestent parfois, par des maux de tête, des douleurs sur la partie supérieure du visage etc. Il existe des remèdes naturels qui peuvent atténuer ces douleurs. L’inhalation d’huile essentielle ou d’oignons en sont des exemples. Il est indispensable aussi de bien nettoyer le nez. Et on peut aussi faire de l’automassage de la zone touchée avec nos doigts.

Selon le DR Paula RABEHEVITRA, certains médicaments sont particulièrement dangereux pour certains types de personnes. Si la personne est enceinte ou diabétique, elle doit lire attentivement les prescriptions des médicaments. Certaines de leurs compositions pourraient être néfastes pour son bébé si elle est enceinte. Elles pourraient également augmenter le taux de diabète pour la/ le diabétique.  Elle a ajouté qu’il existe une différence entre l’intolérance aux médicaments et les effets secondaires. Pour le premier, la personne qui prend le médicament ne tolère pas une de ses composants et fait une allergie (des gonflements au niveau du corps). Pour le second, c’est le médicament lui-même qui provoque directement des réactions sur le corps.

Rehefa vanim-potoana mangatsiaka no tena fihetsehan’ny sinusite matetika. Manaintaina ny loha sy ny faritra ambonin’ny tava. Misy ireo akora natoraly azo ampiasaina hanalana izany ; ny lohamenaka na huiles essentielles ravintsara ohatra, na ny tongolo izay atao evoka mba hampihena an’izay manaintaina izay. Eo ihany koa ny fanadiovana tsara ny orona amin’ny alalan’ny fanisinan-delo. Dia misy koa ny fanorana kely atao eo amin’ny faritra marary amin’ny alalan’ny rantsan-tanana.

 

Misy fanafody tena tsy azo hohanin’ny karazan’olona mihitsy, ohatra raha bevohoka na diabetique. Mila mijery ilay taratasim-panafody tsara sao hisy voka-dratsy amin’ny fahasalaman’ny reny sy ny zanany raha toa ka bevohoka hoy i DR RABEHEVITRA Paula, manam-pahaizana manokana momban’ny allegies.  Nambarany ihany koa fa tsy mitovy ny tsy fahazakana fanafody, izay ilay singa anatin’ilay fanafody mihitsy no tsy zaka, ary miseho eny amin’ny vatana ohatra hoe mivontovonto, sy ny effets secondaires izay ny vatana no manao « reactions » amin’ilay fanafody.

vendredi, 26 août 2022 12:55

Le Journal du 26 Août 2022

- Bilan du Salon de l’Etudiant et de l’Emploi 2022 : les jeunes bacheliers étaient plutôt Etudes.

- Refonte du code minier : Les parties prenantes suivent de près l’issue de la consultation nationale.

- Un district sur trois est doté d’un tribunal de première instance à Madagascar.

- Prise en charge des malades mentaux errants : les premiers soins pour l’hôpital et le reste pour la famille.

- Salon de l’Etudiant et de l’Emploi 2022 : Nirona betsaka tany amin’ny fianarana ny tanora.

- Fanavaozana ny fehezan-dalana mifehy ny harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara:  manara-maso akaiky ny tohin’ny raharaha ireo voakasika.

- Distrika iray amin’ny telo ihany no manana lapan’ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Madagasikara.

- Fikarakarana ireo marary saina mirenireny : ny fitsaboana voalohany no an’ny hopitaly fa ny ambiny an’ny fianakaviana. 

vendredi, 26 août 2022 12:49

Le Journal des régions du 26 Août 2022

- Bongolava : clôture du festival Tamaboa - TAnora Mirary Andrin'ny BOngolava Avaratra.

- Vakinankaratra : plantation de maïs dans la région de Vakinakaratra pour subvenir au besoin alimentaire des régions affectées par le kere.

- Toamasina : 16 fokontany pilotes bénéficieront chacun d’un petit projet de développement local. 

 

- Bongolava : nifarana androany ny festival TA.M.A.BO.A - TAnora Mirary Andrin'ny BOngolava Avaratra.

- Vakinankaratra : Hamokatra katsaka hamatsiana ny banki-tsakafo any Atsimo ny faritra Vakinankaratra.

- Toamasina : hisy fotodrafitrasa isam-pokontany hiarahana amin’ireo orinasa manerana ny kaominina.

Les hommes sont les principaux consommateurs et utilisateurs des produits aphrodisiaques. Il en existe plusieurs tel le cola, viagras, katy etc. D’après les consommateurs, c’est pour éviter l’éjaculation précoce lors d’un rapport sexuel. Mais ces produits peuvent être néfastes pour la santé parce qu’ils sont considérés comme trop stimulants. Ça augmente le risque d’une hypertension. En tout cas, il existe d’autres produits naturels pour renforcer la virilité comme les gingembres, les poivres, etc.

 

Il existe trois types de maladie de la prostate. Le premier c’est le gonflement de la prostate ou hypertrophie bégnine de la prostate. Le deuxième c’est le cancer de la prostate. Et le troisième c’est la prostatite : la prostate est affectée par des microbes. Selon le Dr RAZAFITAHIANJANAHARY Clarat Lucien, chirurgien urologue. Il a rajouté que la taille de la prostate grandit avec l’âge et qu’il n’existe pas de traitement particulier à faire, en dehors d’une bonne hygiène intime.

Ny lehilahy no tena anisan’ny mihinana sy mampiasa ireo vokatra sy/na sakafo mampientanentana na ireo « produits aphrodisiaques » amin’ny ankapobeny. Maro karazany izy ireny, toy ny katy, ny cola, ny viagra sns. Matetika dia ny mba hitazomana ela ny fahatongavan’ny ranon’aina na ny « sperme » eo ampanaovana firaisana ara-nofo no hihinanana azy ireny hoy ireo mpihinana. Mety hisy voka-dratsy ho an’ny fahasalamana anefa izy ireny noho izy diso mampientanentana loatra toy ny fiakaran’ny tosi-drà tampoka. Azo asolo azy ireo vokatra natoraly hafa toy ny sakamalaho, ny dipoavatra, sns.

 

Misy telo ny karazan’aretina mety hahazo ny prostate, mandrafitra ny taovam-pananahan’ny lehilahy. Eo ny fivontosan’ny prostates na ny « hypertrophie begnine ». Eo koa ny homamiadan’ny prostate. Ary ny farany dia ny prostatite izany hoe tratran’ny mikraoba ilay prostate hoy i DR RAZAFITAHIANJANAHARY Clarat Lucien, manam-pahaizana manokana momban’ny fananahana. Mitombo araka ny taona ny haben’ilay prostates, ary tsy dia misy fisorohana atao firy fa ny fitandroana tsara ny fahadiovana no tena ilaina.

vendredi, 26 août 2022 12:12

Sifflet du 24 Août 2022

 - Le championnat national de Volley Ball à Antananarivo entre dans la huitième et le quart de final.

- Barea CHAN s’envole pour Botwana pour affronter le deuxième tour du tournoi CHAN Algérie.

- Judo : les Malgaches ont remporté trois médailles d'or et une médaille de bronze à l'Open International de Saint-Paul, La Réunion.

- Hiditra amin’ny dingan’ny ampahavalon-dalana sy ampahefa-dalana ny fifaninanam-pirenena amin’ny Volley eto Antananarivo.

- Niazo an’i Botswana ny Barea CHAN hiatrika ny lalao mandroso amin’ny dingana faharoan’ny fifanintsanan’ny CHAN Algérie.

- Judo : nitondra medaly volamena telo sy medaly alimo iray ny malagasy tany amin’ny Open International de Saint-Paul, La Reunion.

On étudie tous les phénomènes physiques dans le monde dans la filière physique, que ce soit les éléments et  les mouvements autour de la terre, de l'air, de l'eau ou du ciel, etc. On étudie  l'électricité, les physiques appliquées à l'environnement, la physique nucléaire, la physique quantique, la production d'énergie, les énergies renouvelables, l'astronomie, les ondes sonores, etc. Les étudiants en physique se distinguent par leur capacité à créer des appareils électroniques et également à créer le système interne ou informatique, c’est-à-dire le logiciel. Les diplômés peuvent travailler dans la production d'énergie, le développement de la technologique, la télécommunication, les médias, les centres de recherche, etc. Le sortant Tia Nomena Rabemanantsoa nous parle de sa spécialité, il a obtenu un diplôme master 2 en systèmes électronique et informatique. Il s’est formé particulièrement dans la radioastronomie et a travaillé dans ce qu’on appelle le « data science ».

Mianatra mikasika ny trangan-javatra fizika rehetra eto amin’izao tontolo izao ny lalampiofannaa physique. Izay hetsika sy singa rehetra manodidina ny tany, ny rivotra, ny rano, ny eny amin’ny lanitra sns. Ao ohatra ny  fikarohana mikasika herinaratra, ny fiarovana ny tontolo iainana, ny fizika nokleary,  ny famokarana angovo, ny haikintana, ny angovo azo avaozina, ny onja toy ny feo sns. Mampiavaka ny mpianatra momba ny physique ny fahaizana mamorona fitaovana elektronika sy mamorona ihany koa ny rafitra anatiny na ny kajy mirindra mampandeha io fitaovana io. Afaka miasa amin’ny famokarana angovo, fampandrosoana ny teknolojia, ny asa manodidina ny fifandraisan-davitra,  ny haino amanjery, ny ivotoeram-pikarohana sns ireo mpianatra nivoaka avy amin’izany. Mitantara ny fiofanany manokana I Rabemanantsoa Tia Nomena, nahavita ny master 2 en système électronique et en informatique. Niofana manokana mikasika ny « radioastronomie », na ny fandinihana ny zavamisy eny amin’ny lanitra amin’ny alalan’ny onjampeo izy ary niasa tamin’ilay atao hoe « science de données » .

Le divorce par consentement mutuelle implique que les deux époux mettent fin à leur relation sans aucune faute commise. Il n’y a que le divorce pour faute, posé par la loi 2007-022 qui est applicable à Madagascar et qui nécessite que l’un des époux ait commit une violation des obligations du mariage pour qu’il y ait divorce. Selon les explications de l’avocate au barreau de Madagascar, Verohanta Ranaivoson, le consentement mutuel n’a pas été mise dans cette loi parce qu’elle doit tout d’abord être conforme aux traditions et aux mœurs de la société malgache. Et pour la changer il faut que les acteurs législatifs, comme les avocats par exemple, doivent interpeller la législation sur la non-conformité de la loi par rapport à la société actuelle. Le tribunal malgache n’accorde le divorce par consentement que pour les époux ayant contracté le mariage dans un pays où cette loi est appliquée.

 

 

 

Ny fisaraham-panambadiana hifanarahana midika fa tsy misy ny fahadisoana eo amin’ny iray amin’ny mpivady no hisarahana fa nifanaraka izy ireo. Ny lalana 2007-022 misahana ny fanambadiana eto Madagasikara dia tsy mandray an’izay karazana fisaraham-panambadiana izay fa fisarahana noho ny fisiana adisoana eo amin’ny iray amin’ireo mpivady no ekeny. Araka ny fanazavan’ny mpisolovava eo anivon’ny Tribonalin’i Madagasikara, Verohanta Ranaivoson, dia tsy misy izany satria tsy maintsy mifanaraka amin’ny fomba amam-panao eo amin’ny fiaraha-monina malagasy ny lalàna mihatra eto amin’ny fiaraha-monina. Ary mba hanovana izany, ny mpampiasa lalàna, toy ny mpisolovava ohatra, dia tsy maintsy manamarika eo an’ivon’ireo mpanao lalàna fa tsy mifanaraka amin’ny fiaraha-monina ankehitriny intsony io lalàna io. Ny fitsarana malagasy dia manome alalana ny fisaraham-panambadiana hifanarahana hafa-tsy ho an'ireo mpivady nanao fanambadiana tany amin'ny firenena izay mampiharatra izany.

 

jeudi, 25 août 2022 13:35

Le Journal du 25 Août 2022

- Les nouvelles séries L, S, OSE ont apporté un surplus pour les étudiants à l’université.

- Code Municipal d’Hygiène : les clients de gargotes insalubres ne sont pas habitués à porter plainte.

- Carrière de portraitiste: un nouveau monde professionnel exploitable pour les jeunes talentueux malgaches.

- Chine-Taiwan : entre distorsion et réunification ?

- Liana amin’ny vatsim-pianarana any ivelany ny ankamaroan’ny mpianatra vao afaka Bakalorea ao Toamasina. 

- Fahadiovana ara-tsakafo eny amin’ny trano fisakafoana : tsy manana fahazarana mitaraina eny amin’ny kaominina ireo mpanjifa.

- Haiteny, azo hampanarahina vanin-potoana ny kabary.

- Chine-Taiwan : fifandirana sa fifanarahana ?

- Bongolava : pas de frais pour les  dépôts d’argent Mvola auprès des cash point.

- Toliara : recommandations pour la lutte contre la corruption et l’exploitation illégale des tortues radiées.

- Amoron’i Mania : un format livre du « dinam-paritra » sera distribué aux autorités concernés.

- Bongolava : tsy azo hangalàna sarany ny fametrahana vola na « dépôt » eny amin’ny Cash point.

- Toliara : soso-kevitra hampihenana trangana kolikoly miantraika any amin’ny fiarovana ny sokatra.

- Amoron’i Mania : ho hatonta boky ny dinam-paritra ary hamparitaka isaky ny mpisehatra. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter