May kilan’ny afo ny tanà na ao amin’ny fokotany Manakana I, kaomina Soavina distrikan’ny Nosy Varika.
Distrikan’i Morondava : Nozaraina osy ireo tantsaha any an-toerana.
Moramanga : Manentana ireo ray aman-dreny miasa amin’ny tontolon’ny famokarana arina fandrehatra sy fambolena anaty ala ireo mpianatry ny Lysea mba hitandro ny tontolo iainana.