Le phénomène d’apatridie concerne toute personne dépourvue de nationalité. Une campagne mondiale a été lancé depuis 2014 pour permette à tout individu de jouir d’une nationalité. Toutefois, l’apatridie est encore loin d’être abolie à Madagascar et reste prévalente sur toutes ses formes. Les organisations de la société civile défenseurs de droit de l’homme pointent du doigt les failles du code de nationalité Malgache actuelles. Elles le considèrent comme la raison de prévalence de l’apatridie dans le pays, qu’il faut modifier à tout prix. Les modifications des lois faites jusqu’à maintenant ne sont pas suffisantes, estiment nos interlocuteurs. Dans ce débat, Elya Rabevahiny, secrétaire général de la parti politique Otrikafo, Andriambolarisoa Diamondra Sarobidy, analyste juridique de l’ONG Ivorary et Ramanantoanina Andrianiaina, défenseur de droit de l’homme, vont discuter des problématiques et les enjeux de la loi sur la nationalité à Madagascar.
Ireo olona rehetra tsy manana zom-pirenena no voakasika amin’ny tranga tsy fananan-tsata. Efa hatramin’ny taona 2014 no nisiana hetsika maneran-tany hiadiana amin’izy io. Raha i Madagasikara manokana nefa no jerena dia mbola tena betsaka ny olona tsy manan-tsata noho ny antony maro samihafa. Antony iray lehibe mbola tsy mahafoana izany hoy ireo firaisa-monim-pirenena miaro ny zon’olombelona ny lesoka maro hita ao amin’ny lalàna Malagasy mifehy ny fizakana zom-pirenena ary tsy misy afa-tsy ny fanovana ity farany no vahaolana, saingy misy ihany koa anefa ireo mitsipaka. Io lalàn’ny zom-pirenena malagasy io indrindra no resahana ato anatin’ny ndao hilaoeky. I Elya Rabevahiny, sekretera jeneralin’ny antoko politika Otrikafo, i Andriambolarisoa Diamondra Sarobidy, mpahay lalàna avy ao amin’ny ONG Ivorary ary i Ramanantoanina Andrianiaina, mpiaro ny zon’olombelona no hiara hiady hevitra amintsika mikasika izany.
- Compte rendu des organisations de la société civile suite au forum national de l’éducation : le budget alloué à ce secteur est insuffisant.
- Randy Donny HCDDED: « Regagner la confiance des élections pour séduire les citoyens à aller aux urnes. »
- Les jeunes devraient s’engager activement dans la protection et la promotion des droits de l‘homme.
- « Le phénomène d’échouage des baleines est normale. »
- Mikendry ny lalao famaranana mba ho isan’ny solotena afrikanina amin’ny mondiale I Madagasikara.
- Tokony hirotsaka bebe kokoa amin’ny fampiroboroboana ny zon’olombelona ny tanora.
- Vary tsinjo nafarana simba tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina : vokatry ny tsy fahatomombanana teo amin’ny fomba fitehirizana sy fizarana.
- Fotoana mahabe trozona maty izao.
- 10 aout 1991, un militaire de la présidence à l’époque témoigne.
- La rentrée scolaire : Un paquet de cahiers de 100 pages coute 15 000 ariary.
- Les jeunes structures défenseurs des droits humains ne sont pas encore tout à fait appropriés par la population.
- 10 aout 1991, mijoro vavolombelona ny miaramilan’ny fiadidiana ny repoblika iray tamin’izany.
- Dimy arivo sy iray alina ariary ny vidin’ny kahie 100 pejy iray fonosana.
- Tsy mbola mahasarika loatra ireo olona ireo rafitra mpanara-maso tantanin’ny tanora miaro ny zon’olombelona.
Reportage:
90% des malgaches ne possèdent pas de toilettes conformes à la norme internationale. La majorité ont difficilement accès à des infrastructures publiques, pour des raisons économiques ou des questions pratiques. La mise en place d’une toilette écologique est l’une des solutions proposées face à ce problématique. Son utilisation permet la transformation des excréments en produits renouvelables. Quelques fokontany issues des quartiers vulnérables de la capitale en bénéficient déjà. Facile à utiliser, la latrine écologique doit tout de même être bien entretenue.
SAHANALA :
Sahanala est un organisme environnemental œuvrant dans plusieurs secteurs agricoles. Il s’étend dans 10 régions de Madagascar et a comme objectif la sensibilisation des paysans à pratiquer une agriculture responsable, respectant l’environnement. Le reportage d’Angelo est centralisé sur la mise en œuvre de cette « agriculture responsable » dans le Vohémar.
DIY:
Une petite astuce pouvant remplacer les gels et savons ménagers. On n’a besoin que de l’eau, du vinaigre blanc et de l’huile essentielle parfumée. Le mélange peut servir de gel nettoyant et est surtout efficace pour laver les carreaux.
Reportage :
90 isan-jato amin’ny malagasy no mbola tsy manana toeram-pivoahana manaraka ny fenitra iraisam-pirenena. Vokany, maloto ny tanàna, miharatsy ny rivotra ary simba ny tontolo iainana. Isan’ny vahaolana iray ny fametrahana toeram-pivoahana miaro ny tontolo iainana na ny “latrine écologique”. Tsy mamoaka fofona izy io ary alaina havadika ho akora azo avaozina ireo maloto avy ao aminy. Fokontany maromaro avy amin’ny faritra tena sahirana sy tsy manana toeram-pivoahana eto andrenivohitra no efa nametrahana azy hatreto. Mora ampiasaina saingy mitaky fahaiza-mikajy ny “latrine écologique”.
SAHANALA :
Orinasa iray mandraharaha amin’ny seha-pihariana maro ho an’ny tantsaha ny “Sahanala”. Misy amin’ny faritra 10 eto Madagasikara izy io ka anisany atrik’asa ataony ny fampianarana ireo tantsaha hanatanteraka ny asa fiharian’izy ireo anaty fikajiana ny tontolo iainana. Momba izay indrindra dia nanao fanadihadiana momba ny fampiharana ny “agriculture responsable” na fambolena miaro ny tontolo iainana tany Vohémar i Angelo.
DIY :
Ity misy fika iray fanamboarana rano azo asolo ranon-tsavony. Rano sy vinaigitra fotsy ary hanitra monja no ilaina amin’izany. Hanadiovana lakozia na trano vita amin’ny tailan-gorodona (carreau) no tena tsara ampiasana azy.
- Frontières et Covid : plus aucun test n’est exigé pour les voyageurs vaccinés souhaitant se rendre en Europe.
- Salon des jeux de société : découvrir la culture malgache à travers des jeux.
- Ouverture du sommet des défenseurs des droits humains de l'océan Indien ce jour à l’hôtel Carlton Antananarivo.
- Les téléphones basiques sont de nouveau à la mode dans d’autres pays.
- Misokatra malalaka ho an’ny mpandeha vita vaksiny Covid i Eoropa.
- Salon des jeux de société : fotoana hampahafantarana ny lalaon-tsaina.
- Misy sakana tsy hahafahan’ny tanora mirotsaka tanteraka anatin’ny ady amin’ny fampanajana ny zon’olombelona.
- Miverina be mpampiasa ireo finday misy bokotra any ivelany.
Lahatra Razakandrainy, membre de Rary Aro Heroes Madagascar nous fait part des menaces et des pressions qu’ils subissent en tant que jeunes défenseurs des droits de l’Homme. A l’issue du sommet des défenseurs des droits humains à l’océan indien, les jeunes membres de Rary Aro Madagascar souhaitent connaitre les mécanismes africains dans lesquels ils peuvent intégrer.
Miaina tsindry ihany koa ireo tanora mpiaro ny zon’olombelona. Mitantara ireo efa nahazo ny mpikambana ao amin’ny Rary Aro Madagascar i Lahatra Razakandrainy, mpikambana ao amin’ny Rary Aro Heroes Madagascar. Ao aorian’ity fihaonan’ny mpiaro ny zon’olombelona ity, manantena ny hiditra anaty tambazotra afrikanina mpiaro ny zon’olombelona izy ireo.
L’exploitation sexuelle dans le domaine du tourisme se présente par une fausse promesse de mariage en échange d’un rapport sexuel ou une prostitution indirecte des jeunes filles. Le Docteur Irène Razafindranovona, responsable de plaidoyer de l’Ecpat France de Madagascar explique que les malgaches qui se déplacent ou en mission dans d’autres régions sont les principaux clients. Soient ils promettent un mariage aux victimes pour fuir après ou ils font d’elles un hébergement de passage au lieu de louer un hôtel. Pour les touristes, l’exploitation se manifeste souvent par une promesse de voyage à l’étranger ou un argent de poche en échange d’un rapport sexuel.
Ny fanararaotana mamoafady eo amin’ny sehatry ny fizahan-tany dia miseho amin’ny alalan’ny fitaka atao amina tovovavy na fivarotan-tena an-kolaka. Nambaran’ny dokotera Razafindranovona Irène, tompon’andraikitry ny Haitaky ao amin’ny Ecpat France Madagasikara fa ny teratany Malagasy no betsaka manao izany dia ireo izay mivahiny sy mamita iraka any amin’ny faritra hafa. Omeny toky fa halaina vady na trano hataony fivantanana rehefa makany izy raha tokony hanofa trano fandraisam-bahiny. Ho an’ireo teratany vahiny kosa indray dia omeny toky fa hamoraina ny fahazoana Visa makany ivelany na raviraviany fanomezana na vola ho takalona firaisana ara-nofo.
- Deux vaccins contre la variole du singe disponibles sur le marché européen.
- Faille sur la digitalisation des bourses : les étudiants de la Facultés EGS ne sont pas satisfaits des explications.
- Le conflit foncier tue à nouveau quatre personnes à Ifanadiana.
- Misy vaksiny roa efa azo jifaina hiadiana amin’ny « Variole du singe » ao Eoropa.
- Fampiasana nomerika eo amin’ny vatsim-pianarana : tsy afa-po tamin’ny fanazavan’ny tomponandraikitra ireo mpianatra tao amin’ny EGS.
- Namoizana aina olona efatra indray ny ady tany sy disadisam-piaraha-monina.
- Sofia : les agriculteurs s’appuient à travers le Groupe d'Epargne Communautaire à Bealanana .
-SAVA : 8 points d’abreuvements installés à Vohémar.
- Moramanga : baisse du nombre d’inscription dans les écoles privées.
- Sofia : vondrona tantsaha ao Bealanana mifanohana amin’ny alalan’ny tahirim-bola amin’ny alalan’ny Groupe d’Epargne Communautaire.
-SAVA : toerana fisotroan-drano ho an’ny omby miisa 8 no napetraka tao Vohémar.
- Moramanga : nihavitsy ireo nisoratra anarana eny amin’ny sekoly tsy miankina noho ny fahasahiranan’ireo ray aman-dreny.
-Vatovavy : les élèves de la commune de Vatoandrina n'ont toujours pas de salle de classe à cause du cyclone Batsirai.
- Diana: le projet Kobaby a visité les Tsingy Mahaloka du circuit touristique AZALAHY.
- Atsinanana : la consultation régionale sur la recherche scientifique, lancée à Toamasina.
-Moramanga : saisie de 269 sacs de charbons illégaux.
-Vatovavy : tsy mbola manana hefitrano sekoly ireo mpianatra ao amin’ny kaominina Vatoandrina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai .
- Diana: nitsidika ny Tsingy Mahaloka ao amin’ny faritra fizahantany AZALAHY ny tetikasa Kobaby.
- Atsinanana: nosantarina tao Toamasina ny fikaonandoham-paritra momba ny fikarohana siantifika.
-Moramanga: arina fandrehitra tsy ara-dalàna miisa 269 gony no tratra.
- Fianarantsoa : «Let's hand the cap», l’association des étudiants en situation de handicap à l'Université d’Andrainjato.
- Nosy be : 3 routes menant à des sites touristiques sont réhabilitées.
- Vatovavy : les habitants de Mananjary et de Nosy Varika subissent toujours les impacts du passage du cyclone Batsirai.
- Fianarantsoa : "Let's hand the cap" na fikambanan'ireo mpianatra manana fahasembanana ao amin’ny Oniversite Andrainjato.
-Nosy be : lalana 3 mizotra any amin’ireo toerana azo tsidihan’ny mpizahantany no amboarina.
- Vatovavy : mbola anaty fahasarihanana ny mponina ao amin’ny distrikan’i Mananjary sy Nosy Varika noho ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai.
Selon la loi 2021 004 sur le foncier, seuls les géomètres experts sont autorisés à établir un plan exact et détaillé d’un terrain. Le tarif de prestation dépend de l’entente entre le client et le Géomètre Expert. Le Président de l’Ordre des Géomètres Experts de Madagascar, Nosoavina Rakotomalala nous explique qu’ils pourront être fonctionnaire de l’Etat ou indépendants. L’OGEM est actuellement en train d’élaborer un tarif unique sur les préstations des Géomètres Experts.
Araka ny lalàna 2021 004 mikasika ny fananan-tany dia ireo mpandrefy tany mpahay raha ihany no ankatoavin’ny fanjakana isahana ny fandrefesana sy famoahana ny sarin-tany. Ny saran’ny asa kosa dia izay ifanarahan’ireo mpandrefy tany mpahay raha sy ny mpanjifa.
Manazava ny filohan’ny Holafitry ny Mpandrefy Tany Mpahay raha, Nosoavina Rakotomalala fa misy amin’izy ireo mpiasam-panjakana fa misy ihany koa miasa tena. Eo am-pamolavolana sandan’ny asa iombonan’ny Géomètres Experts ny holafitra amin’izao fotoana izao.